Nofy misy dikany.

61. nofyy ( 29/07/2021 20:02)
salama, sao mba misy hafaka hanazava ity nofiko ity fa efa nandritra ny taona maro aho no nanonofy azy, lava be ilay izy fa ezahako hofintinina. Nisy olona efa lehibe izay notazaiko, efa ho 7 ans izy zay no maty, kanefa nanomboka izy maty dia manonofy azy foana aho. Indraindray, ny fiainanay t@ izy mbola velona, no nofisiko, fa ny tena nampataotra ahy de t@ izaho bevohoka ny zanako voaloha, de nenjehiny aho oe oalainy fa tsy azony. Ny tena mahagaga ahy de isakin'ny hisy zavatra hitranga eo @ fiainako de manonofy io olona io foana aho, ary indraindray de tsy mandeha @ze laoniny izay zavtra kasaiko ay eo. Efa ho 8 taona aho zao no manonofy azy foana, inona kay no tokony hoataoko, de inona iany koa, no antony anofisako azy foana atr@ izao ?
Misy adinoko, talohan'ny ahafatesany dia niteny t@ko izy hoe "efa te ho faty, de novaliako oe, aza miteny anzany, de ozy izy avy eo t@ko oe, fa aleo ndry no mandeha alohako" de sanatria ve misy hifandraisany ? Misaotra namaky atr@ farany. De mba manantena fanazavana.
62. nofyy ( 29/07/2021 20:02)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2286