Jardin suspendu

1. Hubert ( 03/08/2006 14:27)
An'isany zavatra mahaliana ny mikasika ilay jardin suspendu tany Babilone (Irak); nefa...toa mahagaga fa tsy misy hambara amin'ny fisian'io Marina ireo historien Grec; fa hono2 avy t@ ireo soldat nahita fotsiny ihany no ilazany azy. Donc tsy marina. Sa ahoana ny hevitrareo namana.:-w:@
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:51
2. Fiffi ( 03/08/2006 15:34)
zah aloha tena tsy mahafantatra na marina io na tsia an! fa de anisan'ny 7 merveilles du monde izy io hono http://perso.orange.fr/jean.levant/7mdm/babylone/babylone.htm
3. Hubert ( 04/08/2006 04:16)
Inoako fa maro tokoa aloha no tsy mahalala e!
saingy mety misy autre explication recente hanazava ny temps naha detruite azy asa:wink:...Resahana mantsy ilay izy nefa tsy fantatra fototra, fa toy ny angano rehetra ihany hein!:lol:
4. Fiffi ( 04/08/2006 05:08)
hummm ! tena mahaliana ahy indray ity tantara ity an! http://fr.wikipedia.org/wiki/Jardins_suspendus_de_S%C3%A9miramis
5. majesty ( 04/08/2006 07:54)
fiffi:manana source bdb njy an hi hi hi
Mahalasa saina ahy ny fahitana an'izy io satria misy zavatra ôtran'izao koa efa henoko fa mbola ho entiko eto amin'ny manaraka angamba ny mombamomba azy io(ny toko sy andininy ara-tsoratra masina) hoe jerosalema vaovao hono rehefa voadio amin'ny alalan'ny afo ity tany ity,rehefa tonga any an-danitra avokoa ny olom-boavonjy rehetra de hizara roa ny tendrombohitra Oliva izay voalaza ao amin'ny testamenta vaovao,dia ampidinina,ary apetraka eo amboniny ilay tanana masina na jerosalema vaovao ka eo no ho lasa renivohitry ny lanitra,izany hoe miantona eo ambonin'reo tendrombohitra oliva mizara roa ireo izany(de lasa village suspendu),dia zay no mahatonga ahy hieritreritra fa mety mitombona ihany ny fisian'io jardin suspendu io,nefa asa alou e:idea:
6. Hubert ( 04/08/2006 10:34)
Misaotyra majesty â! :wink: efa an'isan'ny zava-dehibe iray izao io voalazanao io:D
7. diamondra27 ( 06/08/2006 12:13)
tiako be le zaridaina an!
8. majesty ( 08/08/2006 12:42)
hubert:ts'isy fisaorana fa ento ndray ny sujet manaraka:D
9. prime ( 08/08/2006 13:51)
Marina kosa io e... na dia efa rava aza izy tsy historien vitsy ihany no nanamarina azy fa tantara maro... Etsy ankilany moa tsy azontsika saintsainina mihitsy ny harenan'izany mpanjaka izany sy ny fitiavany an'ilay vadiny...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1537