Jereo tsara de mitandrema....

1. eisy ( 04/08/2006 06:54)
Tampoka tsy maha....
http://www.filecabi.net/video/flatten45.html
novalian'i mamps ny 21/08/2006 21:06
2. Fiffi ( 04/08/2006 06:56)
gravy be klé !!! ayyyyyyyyyy !! tena mampihorik'hoditra mihintsy an!
3. mamzelkely ( 04/08/2006 13:09)
kay kay kay ts maty v le chauffeur an le tômôbil kely iny klé :roll::?
4. Fiffi ( 04/08/2006 13:37)
sady camion be io ve de hisy raisina na kely aza ? :(
5. fijo ( 04/08/2006 21:03)
tsy maty fa nandao ny tany.
6. cutie ( 04/08/2006 21:07)
tsy sahy nijery za @ commentaire anareo :-D
7. diamondra27 ( 05/08/2006 09:11)
ohatran'ny biscuit voaditsaky ny cylindre e!

potika

de tanjemo zany refa mitondra fiara
8. nanoukely ( 05/08/2006 10:00)
kayyy le grave be zany ary nofaohan_drazoky tao daholo le fiara an! aleo mitandrina kle
9. Herimiafina ( 05/08/2006 11:44)
Ary ohatry ny tsy nanaitsaka frein mihintsy ilay camion an! sady excess de vitesy ve? :-w:-w
10. dailynews ( 07/08/2006 18:39)
ilay tomobilina kely farany io kosa mba tafajanona alohan ny fotoana, tsy mora ny mijanona tampoka tahaka izao rehefa mandeha mafy tahaka io.
11. Fiffi ( 12/08/2006 11:33)
gravy be!:(
12. mamps ( 21/08/2006 21:06)
sary montage iny, iny fiarabe iny normalement tsy maazo mande any ambany tunel ôtrniny. ary surtout tsy possible exces de vitesse ôtrreny satria vitesse limitée iny lalana iny ka na tapaka frein aza tsy possible, ary personne n'est aussi con de mourrir com sa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2271