Anjara
1. xxx
(
03/08/2006 09:49)
nisy niresaka tatsy amin'ny ilany tatsy hoe anjara, angatahina amin'Andriamanitra sy ny sisa, tenenina ao daholo izay tianao rehetra, ny sahaza ve sa ahoana ? Dia ity misy tantara kely iray tantaraiko anareo dia anareo ny tohiny.
Tamin'ny été tamin'ny herintaona ilay zavatra no tonga fa efa tamin'ny faramparan'ny hiver tany no noeritreretina. Nisy zavatra tiako ho azo izay saingy sady tsy nety nahita izay tena tiako dia tsy hitako izay natao dia teny ampandehanana teny aho no niteny hoe "Andriamanitrô, izaho ho'aho mba te-hanana ... mihitsy nefa ...". Indray andro izay, taitaitra teo aho dia hoe handeha hivoaka dia lasa saingy adinoko ny niala teo amin'ilay arrêt tokony nialako dia notohizako ny lalana, efa lasa lavitra vao hoy aho hoe eto aho no hiala sady itsy ampita itsy no misy an'ilay zavatra notadiaviko. Nahagaga fa tsy nankeo aho fa tapaka ny hevitro hoe handeha hiverina hody dia niampita arabe handray bus : nipetraka soa aman-tsara teo amin'ny arabe teo ilay zavatra nangatahiko, nisy olona teo fa nahagaga hoe tsy nisy nahita azy ! notantaraiko olona lay izy taty aoriana fa hoy izy efa anjaranao tokoa izany iny !
Tsy tsara be ilay izy fa hitako hoe tena sahaza ahy tokoa, notazomiko sady tiako hatramin'izao ! nisy défaut kely fa namboariko fotsiny dia nety !
angamba mety toy izay koa ny vady !

novalian'i majesty ny 07/08/2006 03:56
2. mihoby
(
03/08/2006 10:06)
raha ny fahafantarako azy aloha de izay le anjara e, na ny vady koa aza angamba,le tsy nampoizinao sy tsy noheritreretinao iny mintsy no tonga eo aminao le izy
4. fasaly
(
03/08/2006 10:12)
hummmm! resaka anjara.....ié samy manana ny anarany ny rehetra ka!:wink::°)
5. xxx
(
03/08/2006 12:02)
ka io resaka anjara sy lahatra sy vintana io (izay marihina fa tsy tiako mintsy t@ terminal) de izao fotsiny no fehiny:
ireo zavatra ireo zany dia definitons na hoe concepts izay azo lazaina hoe par definitions ihany no maha marina azy. Somary abstrait, ohatry ny maths zany e.
Ny anjara dia zavatra iray natao hitranga na hoazo na handalovana olona iray. Izany hoe na in na in mitranga eo de izay ny lahatra :-D:-D:-D:-D:-D
ka azonao ilay izy de zay no lahatra ra tsy azonao ilay izy de izay kou ny lahatra. :-*:-*:-*:-*
Ho fehiny, tsy ilaina io fa izay tokony hatao atao. Ra tsy manao in in enao de tsy hisy zavatra hiova eo :miam::miam::miam::miam:
6. xxx
(
03/08/2006 12:10)
oops,
anjara doly le noteneniko hoe lahatra eo ambony.
Zany hoe tsy mampiova zavatra betsaka io fa tsy de itako loatra ny mahasamihafa azy :-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. xxx
(
03/08/2006 12:12)
farany,
hoan'ny resaka vady:
refa kobo iny no mety amiko de alaina @ zay izy :*:*:*:*:*:*
tsy voatery mitolo-tena akory ra vevavy fa mba ampiana tosika kely fotsiny.
Refa tsy mety moa de aza asiana hoe tsy anjara ny anay fa ataovy hoe iza ndray no manaraka :wink::wink::wink:
mazotoa,
9. majesty
(
04/08/2006 06:45)
Fa zao kosa alou e,misy ny anjara inoana,tonga ho azy tsy nisy na inn na inn nataonao fa de mitranga ho azy eo amin'ny fiananao fotsiny fa aza adino kou fa misy ny anjara iadiana,izany hoe mila asa avy aminao no ahazoana azy io na tsia (de tsy haiko fa anjaranao no mandinika hoe iza amin'reo anjara ireo no misy ny vady):idea:
10. Fiffi
(
04/08/2006 07:40)
tena misy marina aloha le hoe anjara an! tena marina io nolazain'i majesty io hoe misy ny anjara zay tsy karohina fa tonga ho azy eo , fa ao koa ny anjara raha tsy mikaroka ianao de tsy hisy io fa aza hatao hoe tsy nahita kosa de zany ve no anjarako ?
11. Herimiafina
(
05/08/2006 16:44)
Rehefa tena ho tonga ny anjaranao dia tsy hanampo akory ianao.
Taidido fa tsy mila kaotina akory izy fa tonga dia tia ho azy! :roll:
Taidido fa tsy mila kaotina akory izy fa tonga dia tia ho azy! :roll: