ho iray (pazzapa 3)
2. pili
(
31/07/2006 06:28)
slt cutie,jereo ao am tonokiran'poopy d jereo fa misy an'io ao,sa ho alefako anao am mail:°),za mants fan bbbbbbbb anio hira io kou:-*
3. Fiffi
(
31/07/2006 08:28)
pili: zany ve ? nijery hiany aho fa tsy hitako ao io an ! nga hiran'i poopy io ?
4. cutie
(
31/07/2006 12:06)
Mpandefa : pili [ Valio ] 31-07-2006 11:28:27
Lohateny : Re : ho iray (pazzapa 3)
slt cutie,jereo ao am tonokiran'poopy d jereo fa misy an'io ao,sa ho alefako anao am mail,za mants fan bbbbbbbb anio hira io kou
tsy le ho iray , hiran'i poopy io ka, hafa.
Ny refrain ihany no haiko, fa ataoko eto refa veo
5. Fiffi
(
31/07/2006 15:51)
cutie: manana ny CD n'i pazzapa3 akia zah fa tsy misy an'io ao an! sao de diso akia ndry @ le titra ?
7. Fiffi
(
31/07/2006 18:16)
cutie: de naninona zao raha nolazaina taloha ? de mba nalefako niaraka le izy koh ! ndry an! :-D:-D
Fa jereo hiany akia le hira aloha sao mba ao hiany an! azo halefa mail koh nge eh! :):-*:-*
Fa jereo hiany akia le hira aloha sao mba ao hiany an! azo halefa mail koh nge eh! :):-*:-*
9. cutie
(
31/07/2006 19:18)
Ty aza le refrain haiko e :
Ireo tsy tia sy mpankahala
Ho lasa adala
Fa isika roa hiara dia hiriaria
Fa izaho de namanao
Tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana
Fa hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na @ soa na @ mafy
De eo akaikinao
Ireo tsy tia sy mpankahala
Ho lasa adala
Fa isika roa hiara dia hiriaria
Fa izaho de namanao
Tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana
Fa hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na @ soa na @ mafy
De eo akaikinao
10. Fiffi
(
31/07/2006 19:20)
cutie: hummm ! andraso ary aloha henoko le CD rahampitso raha misy an'io fa tsy aiko par keura daholo ny hira ao an! :)
14. xxx
(
01/08/2006 12:41)
Mpianama izao izaho sy ianao ka hiray saina
Hiara-hikalo sy hilalao fa hiray aina
Alahelo sy tomany, (tsy haiko)
Hisedra ny ratsy sy ny tsara tsy hitaraina.
Ireo tsy tia sy mpankahala
Ho lasa adala
Fa isika roa hiriaria hiara dia
Fa izaho dia namanao
Tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana
Ka hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin'ny soa na amin'ny mafy
Dia eo akaikinao
Na ho lasa lavitra, tsy hanadino anao
Fa ny fanahy, ny fo, ny saiko miahy anao
Izay mikasa handrava sy handrodana
Hangina sy ho menatra, hangaina ho maina
Ireo tsy tia sy mpankahala
Ho lasa adala
Fa isika roa hiriaria hiara dia
Fa izaho dia namanao
Tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana
Ka hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin'ny soa na amin'ny mafy
Dia eo akaikinao
Na ho maro ireo sedra sy taraina
Tsy hahasakana ahy tsy ho anilanao
Fandeferana, fitiavana no ilaina
Ka ho matotra sy ho (tsy haiko ny eto)
Izaho dia namanao

15. pearslove
(
01/08/2006 15:03)
GREAT WISHES,
Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia

16. xxx
(
01/08/2006 15:26)
thank you.
U r a true friend indeed :D:D:D
I would greatly appreciate if you could use Malagasy.
17. cutie
(
01/08/2006 18:17)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-08-2006 17:41:39
Lohateny : Re : ho iray (pazzapa 3)
Mpianama izao izaho sy ianao ka hiray saina
Hiara-hikalo sy hilalao fa hiray aina
Alahelo sy tomany, (tsy haiko)
Hisedra ny ratsy sy ny tsara tsy hitaraina.
Ireo tsy tia sy mpankahala
Ho lasa adala
Fa isika roa hiriaria hiara dia
Fa izaho dia namanao
Tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana
Ka hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin'ny soa na amin'ny mafy
Dia eo akaikinao
Na ho lasa lavitra, tsy hanadino anao
Fa ny fanahy, ny fo, ny saiko miahy anao
Izay mikasa handrava sy handrodana
Hangina sy ho menatra, hangaina ho maina
Ireo tsy tia sy mpankahala
Ho lasa adala
Fa isika roa hiriaria hiara dia
Fa izaho dia namanao
Tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana
Ka hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin'ny soa na amin'ny mafy
Dia eo akaikinao
Na ho maro ireo sedra sy taraina
Tsy hahasakana ahy tsy ho anilanao
Fandeferana, fitiavana no ilaina
Ka ho matotra sy ho (tsy haiko ny eto)
Izaho dia namanao
Tsy hamadika anao
Tsy hanafina aminao
Hizara fifaliana
Ka hanampy anao aho
Handray ny tananao
Na amin'ny soa na amin'ny mafy
Dia eo akaikinao
merci xxx:*:*:*:*
20. Fiffi
(
02/08/2006 04:44)
zah ary akia toa mbola tsy naheno an'io ? Tokony hampidirina ao @ tononkira eh! :)