Mower

1. LazaDaddy ( 31/07/2006 00:28)
mba ampindramo "tondeuse à gazon" rey olona fa dia efa mila hitovy halava @ volon'i cutie (hahaha!) ny bozaka eo an-tokontaninay o!. Misaotra mialoha
novalian'i cutie ny 07/08/2006 00:20
2. antso2005 ( 31/07/2006 03:11)
=))=))=))=))=))=))
3. LazaDaddy ( 31/07/2006 05:02)
tena antso matotra io ry 2005 fa tsy hatsikana sy lalao an! :wink:
4. hery ( 31/07/2006 05:19)
Manana tondeuse à gazon aho ka azoko ampindramina fa i LazaDaddy no miantoka ny lasantsy. (sao tena antso matotra tokoa)
Aiza kaloa i LazaDaddy no mipetraka fa tsy hitako ao amin'ny mombamomba? (oups... misalasala indray aho hoe antso matotra sa hatsikana :-()

ps. Ary fianakavianareo angaha i cutie? ;-) (hmmm toa tsy antso matotra indray ilay izy raha misy an'io resaka cutie io... kanefa aty amin'ny resaka zaridaina... oups, kay zah no donto fa i Laza ihany ity manoratra ity ka normal)
5. LazaDaddy ( 31/07/2006 05:30)
hery:
Manana tondeuse à gazon aho ka azoko ampindramina fa i LazaDaddy no miantoka ny lasantsy.
dia misaotra mialoha zoky a! :-*
hery:
Aiza kaloa i LazaDaddy no mipetraka fa tsy hitako ao amin'ny mombamomba?
alefako mailaka manokana fa sao hitan'i Jady kely (Ahmadinejad) eto ny tranonay kanou! hahaha!
hery:
ps. Ary fianakavianareo angaha i cutie? ;-)
iza no mahalala? hahaha!
6. LazaDaddy ( 31/07/2006 05:48)
hery> efa lasa email any ilay izy e :-* mety ho azoko indramina ihany ve sa....?
7. diamondra27 ( 31/07/2006 06:27)
ny ahy njay le hety be ireny no hananako , tsy maninona ve
8. pissoa ( 31/07/2006 06:32)
Tsy mety ve raha ny hetim-bolon'i cutie no ampiasaina :roll:
9. LazaDaddy ( 31/07/2006 07:10)
pissoa> le matsokotsoko kely fanesorana volon-korona ve? hahaha! tsy mety ka
10. pissoa ( 31/07/2006 07:37)
Ka tokony hazavainao tsara hoe volon'inn le resahina (zah zao volon-doha no noeritreretiko dia kay le izy volon-korona tampoka) - de lava manakory ilay izy ... mba ho izay zavatra mety aminao hotenenin'ny namana hoe izaho manana, na hanoroana hevitra hoe tsy mety ve raha izao no ampiasaina :)
11. Fiffi ( 31/07/2006 08:20)
nga tsy gazon ny resahana ? :-D:-D:-D
Fa lava ahoana aloha ny volon'i cutie eh ? :-D
12. pissoa ( 31/07/2006 12:36)
Ka nampitaha ny gazon tamin'ny volo izy, nefa tsy hay akory koa le volo, ka tsy hanontaniana ve ry Fiffi mba hahaizana ilay gazon :-D:-D:-D
13. xxx ( 31/07/2006 13:30)
za manana tondeuse fa falalana volon_korona (volon_korona ho aho manamafy an):-D:-D:-D:P
14. Herimiafina ( 31/07/2006 13:58)
Tena otsan'ny fantatro ity xxx ity klé. :-D:-D:-D:-D

Laza an! Avelao ny bozaka haniry e! tsy misy tsara ohatran'iny e! :-D
15. cutie ( 31/07/2006 17:29)
tena tapa-tsinay za :-D:-D:-D:-D
soa ihany fa tsy tezitra:-D
16. xxx ( 31/07/2006 18:01)

Nena zao le volo mintsy no tena maha vaky ny lohako o^o :-w :^) 8-) :@ :°) :} :-P ;-) :{ :-D
17. cutie ( 31/07/2006 19:15)
manin le volo :roll:
18. LazaDaddy ( 31/07/2006 21:06)
Herimiafina:
Laza an! Avelao ny bozaka haniry e! tsy misy tsara ohatran'iny e! :-D
bozaka tena izy ange no resahina e! hahaha! Sa HM mifoka bozaka? hahaha


19. LazaDaddy ( 31/07/2006 22:05)
[quote=xxx]Nena zao le volo mintsy no tena maha vaky ny lohako o^o :-w :^) 8-) :@ :°) :} :-P ;-) :{ :-D /quote] hafa kely indray izany volo mahavaky loha izany kle! Sa i xxx sola mihitsy no mahavaky loha? hahaha


20. Fiffi ( 01/08/2006 09:16)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558