Mower
21. cutie
(
01/08/2006 21:09)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 01-08-2006 03:05:20
Lohateny : Re : Mower
[quote=xxx]Nena zao le volo mintsy no tena maha vaky ny lohako /quote] hafa kely indray izany volo mahavaky loha izany kle! Sa i xxx sola mihitsy no mahavaky loha? hahaha
@ zao andro mamay be zao kosa ve tsy ho vaky loha :-D
22. LazaDaddy
(
01/08/2006 22:27)
tena lalina tokoa izy ity ka. Power shortage indray hono!!! hahaha. Tsy mety aloha izany ny tondeuse electrique! hahaha
27. LazaDaddy
(
02/08/2006 10:06)
cutie:iny indray no tsy hitako le! hmmm... rehefa mankany @ mpanety volo za andeha ataoko hoe ataovy tondeuse virtoaly. hahaha! zany hoe safosafoana fotsiny fa tsy hetezana an! hahaha!
:-D tondeuse virtoaly ve
29. LazaDaddy
(
02/08/2006 23:22)
letie! Takizay tsy noteneniko fa nahita sopapa indray cutie leaza. hahaha!
30. pissoa
(
03/08/2006 06:52)
Kiiii - Hay le izy tena hatsikana sy lalao marina fa zah fotsiny no matotra be teo kle :oops::oops::oops:
38. Herimiafina
(
05/08/2006 18:36)
Hanky va re! zah ve nahalala! Mety atao zezika bozaka anie ny volo ry reto e! :-D
40. Herimiafina
(
06/08/2006 12:41)
Solaina ianao dia ampy kah. Maro no azo ampiasana ny volo amin,ny fambolena.
Azo atao mulch (rakotra) azo atao zezika, sns....
Sady voaporofo fa ny volo no sarotra lo indrindra ka lasa reserva-na azota tsara indrindra mitovy ny taolana any anaty tany any! :wink:
Azo atao mulch (rakotra) azo atao zezika, sns....
Sady voaporofo fa ny volo no sarotra lo indrindra ka lasa reserva-na azota tsara indrindra mitovy ny taolana any anaty tany any! :wink: