tsy hita intsony ireo zay tokony ho namana

1. litakelinineny ( 01/08/2006 07:48)
efa ela izay no mba nanandramako niditra tamin'ny serasera ary efa naharay presudo sy ny teny miafina aza aho saingy tsy nety foana. Eny e Efa tafiditra aho izao saingy indray toa "litakely bongo mason'ny bemangovitra ka mitogaigy irery eo enjoro-trano..." Ny tiako hambara dia toa mba saiky hitady namana tao amin'i hasinando aho kinajo efa be dia be ny tafaraka aminy sady ambolana maro rahateo koa ny invitation-ny ka angamba hoy aho tsy hamaky firy intsony ny mesazy mety ho avy indray izy raha tonga indray ny ahy kon... Tsy hita intsony izay hatao namana e!
novalian'i arson ny 18/08/2006 07:14
2. Fiffi ( 01/08/2006 08:21)
de handefaso hafatra izy koh!

Detsy hita intsony izay hatao hoe namana ahoana kay ? namana daholo ange ny eto eh ! sady :) de ampy.
3. arson ( 01/08/2006 11:58)
fiffi:le namana ho tiavina anie angamba izany teneniny izany e! fa tsy ilay namana rehetra eto.
litakilinineny:tanteo ihany fa mety ho poince e!
hahaahahha otrany tene mampome be nareo ko.:-D:-D:-D:-D
4. fens ( 01/08/2006 16:14)
Hazavao tsara le namana ry sakaiza an!
5. vale ( 01/08/2006 20:24)
litakeli: be dia be ny "namana" mitady "namana" ato ka aza dia faty an-kazotokana e:lol:, raha namana tsotra koa mbola vrakiny:wink:be kanefa aza dia miandry mana milatsaka foana fa mba manaova 1er pas koa ê, toy ny ataonao @ hasinando io!:P:)
6. arson ( 02/08/2006 04:42)
marina zany e!=D=D=D=D
7. faniritiana ( 02/08/2006 07:44)
za lo zay vo niditra tato @serasera d otran mba interessé e @le resaka namana vaovao e ti resaka manokana ho an'i litakeli" enao ra ts manao premier pas alo d lan andro fotsin eo e,mba mietsiketse ri ann an!
8. arson ( 03/08/2006 11:43)
manaona faratiana tonga soa enao e!tonga de mandray anjara an!
=D=D=D=D=D=D=D=D
9. gille ( 10/08/2006 15:17)
vo sambako misoratra anarana ka raha misy afaka mahafoy tena manazava amiko momba ny ato de mba miangavy re tompoko
10. Fiffi ( 10/08/2006 16:16)
gille: tongasoa enao zany an! de ny @ inona no hanampiana anao ? aza misalasala fa zah aloha vonona hanampy anao an!
11. sarobidy ( 17/08/2006 06:32)
de efa nahita iany ve aloha ilitakelinineny sa tsy mbola e?
12. arson ( 18/08/2006 07:14)
mety nahita angamba izy matoa tsy heno2 intsony (l)(l)(l) sady tena mena mitsy ny fitiavany angamaba zay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1789