valiny fanadinana bac 2006

1. dasy ( 29/07/2006 17:21)
misy mahalala ny site hazaona ny resultat bac malagasy 2006 teo ve nareo
novalian'i pissoa ny 06/08/2006 09:53
2. tooki ( 30/07/2006 03:46)
raha tsy diso aho toa mbola tsy nivaly akory aza ilay izy!
3. jajaf401 ( 30/07/2006 06:55)
Ary refa mivoaka de aiza ?
Toa any @ gazety angamba raha tsy diso aho!!
4. fiaritiana ( 30/07/2006 10:24)
mbola tsy nivaly ny bac fa ny BEPC no nivaly
5. pissoa ( 30/07/2006 10:32)
Tsy haiko raha bacc tany Dago no tianao anontaniana na bacc taiza. Raha ny tany mantsy dia tsy mbola nivaly, fa rehefa mivaly izy dia jereo ao amin'ny takelaky ny Univerite an'Antananarivo ( http://www.univ-antananarivo.mg/ ) fa ry zareo mamoaka ny valin'ny bacc isan-taona.
6. Fiffi ( 01/08/2006 03:55)
pissoa: tsy misokatra akia an! :-*:-*:-*
7. pissoa ( 06/08/2006 09:53)
Ooops - azafady fa zay njay zah vao nijery teto Fiffi an :oops:

Mandeha tsara io ka ... vao nojereko io mihitsy :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4602