lahy sy vavy

1. mi ( 30/07/2006 11:42)
Mitovy ve ny tokony hitondran'ny lahy sy vavy ny fitiavana? sa ny an'iza no manatombo?

Raha eo @ vokany ndray de ahoana???????
novalian'i rasoul ny 04/08/2006 09:06
2. booboo ( 30/07/2006 16:40)
zany fitiavana zany moa lé oe mandefitra sy ny tariny ? dia tokony mitovy zany no hitondran'ny lahy sy vavy ny fitiavana : samy mandefitra, samy tsy mandainga, samy mahari-po sns.


Tsy azo, tsy araka sady tsy mazava ilay
Raha eo @ vokany ndray de ahoana???????
3. andry08 ( 30/07/2006 17:25)
:?::?:
4. cutie ( 30/07/2006 18:06)
asiana balance fotsiny.
5. Herimiafina ( 30/07/2006 18:16)
Tsy mitovy mihintsy kah, ny vehivavy no tokony ho tiatia kokoa, raha ny vehivavy no tsy tia dia tsy misy zavatra mandeha amin'ny laoniny, fa raha ny lehilahy kosa no tsy tia dia mety mbola hi-treffle ao ihany! :-D

Ny lehilahy injay tokony hanajanaja kokoa!:^)
6. cutie ( 30/07/2006 18:22)
Zay le fitiavan-tena:-D
7. Herimiafina ( 30/07/2006 18:26)
Tsy maintsy any aloha no manomboka retsy an! Tsy aleoko ve ny efa fantatro tsara aloha no tiavina toy izay izao olo-mandalo rehetra izao, tsy hay na hamitaka na hamono mihintsy aza.

Aza mba matokitoky olona amin,ny fitiavana izany fa sao de diso fanantenana eo klé! :^)
8. cutie ( 30/07/2006 18:30)
hors sujet:roll:
9. pissoa ( 30/07/2006 18:35)
Mitovy ve ny tokony hitondran'ny lahy sy vavy ny fitiavana? sa ny an'iza no manatombo?

Aleo ny vehivavy no mitia kokoa fa raha ireo lehilahy ireo no andrasana ve tsy ho rava foana izay hatsangana :roll::-D:-D:-D

Eo zao dia misy hoe tezitsa njay reo :-D
10. Herimiafina ( 30/07/2006 18:50)
F'hita hoa retsy ry pissoa! Omeko A+ mihintsy njy amin'iny (97%), sady tonga de meko Grant hahafahanjy manao Ph-D amin'io taranja io, mba kaozy e! :^)

Aleo ny sipa ho tia kokoa moa ny bandy miasa kokoa hampidi-bola e, satria tsy afaka mivelona amin'ny fitiavana fotsiny tsinona! :-D
11. pissoa ( 30/07/2006 18:53)
Herimiafina:
sady tonga de meko Grant hahafahanjy manao Ph-D amin'io taranja io

De njy ve no supervisor? :^)
12. Herimiafina ( 30/07/2006 18:57)
An3, tsy mety kah, tsy maintsy bandy mahay no manao supervisor fa tsy bandy donenjina otsanah! :^)

Fa izany eo ihany fa tsara ny mifankatia e! Fa fadio ny mandrefy fitiavana fa mahadiso fanantenana be! :-D
13. cutie ( 30/07/2006 19:13)
atao ahona koa ny mandrefy fitiavana:-D
14. Herimiafina ( 30/07/2006 19:19)
Jereo ny fanontaniana raha tsy miendrika fandrefesana izany, tokony ho tia 2cm ambonin'ny an'ny lehilahy zao njy io ry cutie ohatra, mba kaozy e! :^)
15. cutie ( 30/07/2006 19:21)
tsy mahay an'zany za :-D
16. Herimiafina ( 30/07/2006 19:24)
Refeso dia ho hitanao e! :-D
17. cutie ( 30/07/2006 19:25)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 31-07-2006 00:13:53
Lohateny : Re : lahy sy vavy
atao ahona koa ny mandrefy fitiavana
18. pili ( 31/07/2006 06:32)
tsy misy an'zany oe ts maints ny vhv zany no mitia koukou fa reefa miaraka d tokony mitovy ny %,reefa tia 50% ny leilà d tokony 50% kou ny vhv,za kosa lony ts manaiky an'zany é,aleoko tsis toy zay sosisy ozy ny fitenennana zay:-D,mbo kozy é:-*
19. pissoa ( 31/07/2006 06:40)
Ka ahoana koa nefa moa no hahafantarana hoe fifty na sixty izay nomeny izy na tsia e. Lasa manana kritera any an-tsaina fotsiny hoe raha manao an'izao izy dia nanome ??% na ??%; izany hoe lasa tiana hanao izay tian'ny tena fotsiny ilay iray, dia tsy mety.
20. pili ( 31/07/2006 07:20)
pissoa a,ts oe nge voatery oe reefa ts manome anizao izy d za kou ts hanome é;-),fa itanao foana ioam zavatra ataony na ts aiko é,ra efa niainanao le izy d azonao ny tiko ambara é:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.081