lahy sy vavy
21. pissoa
(
31/07/2006 07:40)
pili:
pissoa a,ts oe nge voatery oe reefa ts manome anizao izy d za kou ts hanome é
Fa zah ngah niteny an'izany moa :roll:
pili:Dia omena naoty ve hoe vao 45 izay fa tsy mbola 50% ? Io no noteneniko teo hoe lasa manana bareme ao an-tsaina.
fa itanao foana ioam zavatra ataony na ts aiko é
pili:Fa maninona? :lol:
ra efa niainanao le izy d azonao ny tiko ambara é
:-D:-D:-D
22. Herimiafina
(
31/07/2006 12:22)
tsy mitovy mihintsy ny fomba fitiavan'ny lahy sy ny fomba fitiavan'ny vavy ka tsy azo hampitahaina hoe iza no atao betsaka kokoa.
Ny an'ny vavy no efa betsaka naturellement raha ato hoe tena mifankatia izy roa! :wink:
Ny an'ny vavy no efa betsaka naturellement raha ato hoe tena mifankatia izy roa! :wink:
23. mi
(
31/07/2006 15:01)
atao ahona koa ny mandrefy fitiavanamba hafa njay zany an' i Herimiafina MANDREFY FITIAVANA ZANY Marina ny anao ry cutie
24. pissoa
(
31/07/2006 15:09)
mi:
Mitovy ve ny tokony hitondran'ny lahy sy vavy ny fitiavana? sa ny an'iza no manatombo?
Fa ahoana moa no hahafantaranao hoe misy manatombo na tsia raha tsy nisy zavatra norefesinao (mesurer) tao? Ny fanontanianao ihany anie no mahatonga ilay hoe mandrefy fitiavana e!
29. Herimiafina
(
01/08/2006 12:31)
Ie, tena tsy azo refesina satria zavatra tsy mitovy, ny fomba fitiavN,ny lahy sy ny vavy dai tsy mitovy mihintsy, de nature differente!
30. Silo
(
02/08/2006 08:18)
Tsy hoe azo refesina ry HM ny fitiavana;
Fa izao no fazahoako ny tian'i HM ho lazaina:
Tsy mitovy ny fitiavan'ny lhlhy sy ny vhvy ary manatombo kokoa ny vavy satria ny vhvy olon'ny Fo, naturelle izany, ary ny lhlhy olo'ny saina,
Noho izany ny vhvy rehefa tia de tena tia ary misy tsy misaina akory fa entin'ny fitiavana be fotsiny; fa ny lhly kosa mitia izy fa mampiasa saina be eo @ izay fitiavany izay .