@nareofitiavana ve ny tsy fahatokisana

1. xxx ( 31/07/2006 09:22)
manana namana tsotra za lhl,de mpiarmianatra amiko izy io@plus manbady noefa lehibe niantso ahy t@phon izy de notapahiko satria teo nyvadiko de noraisiny ho sipako de tsy nahatoky ahy izy @nareo ahoana no hataoko mba inony fa tsy misy n'inona n'inina ny aminay mba mila valiny azfady
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 15:47
2. diamondra27 ( 31/07/2006 09:37)
ka maninon no tapahanjy nefa namana tsotra ?
Amin'ny manaraka de aza tapahina intsony refa miantso izy. De tanjemo sao de mi-charme aminy ny fomba firesak'injy fa resaka tsotr fotsiny
njy kosa nge zany mi-provoc le blème e!
3. xxx ( 31/07/2006 09:50)
ka zao anie akia eh ! natahotra mafy aho de zay no nanapahako azy satria izy saro-piaro be
4. Herimiafina ( 31/07/2006 12:19)
Isika tsy tokony hahatoky olombelona mihintsy satria Andriamanitra irery ihany no tokony omena fahatokisana, eny fa na ny vadinao, na ny zanakao aza, tia anao fa kosa miovaova isan'andro ny fifandraisany aminao.

Tsy dai mety loatra amiko noho izany ny manome fahatokisana olombelona nofo sy ra, ary anisan'ny tena zava-doza satria lasa mandray ny olona atokisana be loatra ho andriamanitra mihintsy, hanome ny mana sy ny fiadanana. :roll:
5. pissoa ( 31/07/2006 14:34)
Io tenenin'i Diams io akia ry xxx an!
6. diamondra27 ( 31/07/2006 15:18)
xxx: de 'zay ho'aho, efa fatanjy fa saropiaro izy de le fihetsika asehonjy koa tsy nety satria manome vahana le ahiahiny de izay no ovàna, omena toky izy hoe: namana tsotra fotsiny de tsy mahimahina fa miresaka tsara ; tsy hitako ze mahasaropiaro @izany.
Tandremo sao de mi-scène njy an!
7. Fiffi ( 31/07/2006 15:21)
raha mandry fotsiny ny heritreritra de tsy tokony hisy olana . Raha zah aloha no teo @ toeranao ry xxx de tsy notapahiko le phone ary nomeko azy mihintsy aza de izy no mamaly , maninona moa ?
8. Herimiafina ( 31/07/2006 15:49)
tsy tokony hisy namana mahafantatra akaiky dai akaiky mihoatra noho ny vady izany, saropady ny nomerao telefaona ka tsy tokony nomena mihintsy raha efa fantatra fa saropiaro ny vady, ezaka iray fanajana ny tokantrano izany angamba, raha tena namana mantsy ka efa fantatry ny vady tsara raha nampahafantarina azy dai tsy maninona fa raha namana secret dia mampanahy azy ka norma be izy raha saropiaro! :(
9. pissoa ( 31/07/2006 17:39)
Marina koa io tenin'i HM io. Sady tsy fantany ilay namanao manana ny num-nao, no tonga dia notapahinao ilay antso vao hitany fa tsy nampahafantarinao azy.

Mandrangitra hasarotam-piaro izany fa aza atao.
10. fameusecousine ( 31/07/2006 22:18)
ie marina daholo ny voalazanareo fa tena gravy marina zany mahatoky olona zany fa Andrimanitra no tokony ambony indrindra ...MAMITAKA MANTSY NY OLOMBELONA:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
11. diamondra27 ( 01/08/2006 04:34)
HM, fameuse: marina aloha izany oe: tokony tsy hitoky olona izany fa matoa kosa enao manambady de mba misy confiance ao e, izay tsy mitovy lanja @ confiance hananana @ Atra

Raha izany de tsy tokony hanambady sy hanana namana ny olona fa "solo"=solitaire foana

De 'za koa aloha tsy mandà fa misy vady mamitaka e! de ny aza tratrany ihany.
12. Silo ( 01/08/2006 08:51)
xxx: tsy mety kosa ny nataonao ka, maninona kosa moa notapahinao ilay phone, nefa lazainao fa namanao tsotra ilay olona ? Ataovy aminao ilay toerany de mba hatoky azy ve ianao na inona2 fanazavana ataony eo.

HM: Misy marina ny voalazanao 1, nefa misy kosa laviko;
satria hoy ianao aza matoky olona izany, na vady na zanaka: Amiko, ny vady no tokony hatokisana voalohany indrindra ankoatran'Andriamanitra satria ny mpivady dia natao hiray "Fo" sy "Aina" ka ahoana izany mpivady tsy hifampatoky izany ? Hisy tokantrano vanona ve ao ?

Ekeko fa ny olombelona dia mora mivadika, fa anjaran'ny ts 1 x 1 ny mandinika.
13. Fiffi ( 01/08/2006 10:45)
ny vady sy ny zanaka kosa ve de tsy hatokisana ? ka inona no antony hanambadiana sy hiterahana raha tsy azo hatokisana ry zareo ?:roll:
14. diamondra27 ( 01/08/2006 11:53)
silo, fiffi: 'za mbo gaga koa! hazavao tsara fa mety tsy azonay ny tianao lazaina ry HM a!
15. Herimiafina ( 01/08/2006 12:00)
TSTSTSTSTS....ny fahatokisana dia miovaova ry zareo fa tsy toy ny vilany feno sakafo ka tsy hiova mihintsy tsy akory fa ho hanimpitoloha mandakizay.
Androany ianao afaka mahatoky azy fa rahampitso mety tsy afaka intsony, satria miova ny contexte ary ny olombelona dia mora tenté.

Na vadinao io na zanakao, ekena fa tia anao fa tandremo fa tsy midika izany fa atokisana tanteraka 100% atsy akory, fa ho diso fanantenana ianao raha mahatoky an'ireny.

Andriamanitra irery ihany no tompon'ny fahatokisana ambony indrindra tsy miovaova satria izy irery no hatokisana tsy hitondra anao amin,ny ratsy.

Ny olombelona tompoko miovaova nohon'ny haleben'ny sainy mihoatra ny fony. Ary ny mpanao azy ihany matetika no miantso fahatokisana be!

Fadio ny mahatoky olombelona be loatra izany, raha mahatoky azy ianao dia alefaso any amin'ny makorelina izy dai ho hitanao!

Nyz avatra tokony hatao dai ny transaparence ihany ny fitantarana ny fanazavana sy ny resaka fa tsy manao cachotiere na manafinafina fa idirandoza. :^)
16. diamondra27 ( 01/08/2006 12:23)
HM: 'zay vao mazava le izy sy azoko le tianao lazaina

@io lafiny io de miombonkevitra aminao aho

ny zaza ohatra: mety atokisana @ voalohany fa refa ahodin'ny namany any izy mety tsy tananao intsony de mivadika aminao

ny vady indray: refa misy blème iny na sendra faiblesse de mety ho lavo ihany. Raha tsy hoe: tena vrai kristiana ianao de matahotra an'Atra de izay no manakana anao tsy hivadika @ vadinao

ny fijerinao ny olona fotsiny ihany d'efa mampijangajanga anao , fa aza adino , fa tsy passage en acte fotsiny
17. Herimiafina ( 01/08/2006 14:10)
Resaka contexte daholo io, contexte izay adinointsika matetika satria tery loatra ny saintika ka tsy mahita afa-tsy izay tiany ho hita.

Misy ao anefa ny environenment, misy ao ny tontolo, misy ao ny sakafo, sns izay manodidina ny olona iray ary manova mandrakariva ny toetrany.

Raha androany ianao no nahatoky olona iray fa hitanao fa matotra izy, mety 10minitra aorian'izay dai efa hafa indrya, miova izy, ary misy tentation ao, sns ka mety las amivadika izy.

Ity misy tantara iray:
Mpamono olona roalahy izay nanao fatidra fa tsy hilazalaza ny zavatra nataony amin'iza n'iza n'inon'inona hidona sy hitranga.

Tratar izy roalahy taty afara, ary dia natao ny famotorana. Nosarahana hefitra izy roalahy. natao ny ankety sy ny fanontabniana fa samy tsy nisy niaiky ary mifampiaro be.

Nahita hevitra ny enqueteurs fa hampiasa modificateur de voix dai hanao enregistrement resaka amboarina. Ny voarakitra tao amin'ny horonampeo dia izao "izaho tsy nanao n'inon'inona fa nanatrimaso fotsiny fa i nedala (ilay namana iray) no tena namono ary norarany mafy aho tsy hiteny fa hovonoiny hono ny reniko izay marary any an'hopitaly raha miteniteny aho".
Mazava ho azy fa tsy izy roalahy mihintsy no hiteny zavatra toa izany, fa ireo anketera ihany no miteny ary nasiana modificateur de voix fotsiny mba hitovitovy amin,ny feon'ny anakiray amin'ireto suspect ny feo mivoaka.

Nasaina nohenoin'ity iray ary ity horonampeo manameloka azy. Vantany vao naheno an'io izy dia diso fanantenana fatratra ka niteny ny marina rehetra izay noraisina horonampeo ihany koa avy eo ary namaphenoina ilay ranamany iray ary dia tratar izany izy roalahy. :wink:

Ny tiana hambara dia manipulable ny olombelona rehetra ary zavatra kely tsy misy dikany dai hahavery ny fitokisana omenao azy. rarabna ny mahatoky olona be loatar tompoko.

Aza mitaky izany akory fa ny fomba fiainananao sy ny fihetsikao ihany dai ampy hahafantarana ny ao andohanao.

Apetraho kosa anefa ny transaparence mba hialana amin'ny ady sns.
Ny vaha-olana dai ny transaparence ihany! :wink:
18. diamondra27 ( 01/08/2006 15:16)
de 'zzay zany koa inona indray moa!
19. malalatinasoa ( 02/08/2006 01:06)
Ny vady kosa omena minimum de confiance na dia 60% aza e. Hita isan'andro sy mifampizara ny manta sy ny masaka eo ve tsy tonga dia ho fantatra atr@ zavatra afenina.
20. travy ( 02/08/2006 06:26)
izaho de lehilahy,ka izao ny hevitro e!zvt 2tsy mifandray ireo nefa mifampiakina satria izao:
-ny fitiavana amiko de fanomezana izay tsara sy sarobidy ary masina indrindra ananan'ny tiana homena ny tina
-tsy fatokisana de miakina aminao ihany io satria izao rehefa feno ny fitiavana sy ny toetra tsara homenao ny vadinao na ny sipanao de mandry hoazy ny sainy eny na de tsy matoky anao fatratra aza izy.
Aza manao zvt ratsy ianao fa ny fahitany izany na ny fahatsapany izany no mahatonga aza TSY HAHATOKY ANAO fa miezaka ianao @io.Na ny lahy na ny vavy aloha de lazaiko anao fa tsy matoky 100%izany ,fa anjaranao ny mihezaka mba hahazo moyen tsara de zay ohatra 75%
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4249