@nareofitiavana ve ny tsy fahatokisana

21. Fiffi ( 03/08/2006 03:51)
raha tsy hatokisana ny vady heu...iza indray no ho hatokisana ? saingy...matoa misy fanontaniana de ao raha zany !
22. majesty ( 03/08/2006 07:16)
raha vokatry ny hasarotam-piaro kosa ve le tsy fitokisana tsy ho fitiavana ihany zany nefa asa lou e,iza no mahita
23. Herimiafina ( 03/08/2006 12:08)
Azo atokisana ny vady ry Fiffi kah, fa tsy azo atokisana be loatra fa bedin'Andriamanitra. Lasa dependante ianao dai lasa ohatry ny tompon'ny fiainananao izy sns nefa manimba anao izany!

Ny abus no ratsy! :roll:
24. arson ( 04/08/2006 12:08)
raha ny fijeriko azy manokana aloha de matoa ny mpivady tsy mifampatoky dia:
-ao ny fahasarotampiaro,nefa lazaiko anareo fa matetika ny olona saropiaro de izy mihitsy no tena manao.
-ny tsy fifampitokisana aloha de midika fitiavana ihany satria matoa ny olona iray matetika tsy matoky anao tia nao zay izy.tsy tiany ho anolonkafa enao.
25. Fiffi ( 04/08/2006 15:47)
arson:
-ao ny fahasarotampiaro,nefa lazaiko anareo fa matetika ny olona saropiaro de izy mihitsy no tena manao.
arson: tsy d'akoro @ io indray zah an! amiko matoa saropiaro de tena tia zany !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3807