fitiavana ve?
1. fek
(
31/07/2006 07:21)
mahalala olona betsaka aho amin' izao fotoana izao fa tsy manao mariage raha tsy efa bevohoka le vehivavy ka manontany hoe bevhoka vao manambady sa manambady de bevohka sa zay ndray no lamaody?
novalian'i arson ny 04/08/2006 12:17
2. pili
(
31/07/2006 07:24)
k ndraindray nge mety accident lé izy ry fek é:-D,grave kou lony lé pseudo anareo an=D,fa ra za manokana lony ts d itako lotra ze mahalamaody na tsi anzany é,ny ah lony zao ny tiko d ny oe mba manambady lony vao bevoka zany:-*,ny dikany zany d aleo mitandrina iany(l)
3. fek
(
31/07/2006 07:29)
misy tahotra mantsy amin' izao hoe sao de tsy hanantaranaka nefa efa voafatotra
4. Fiffi
(
31/07/2006 08:16)
Ka tsy aleo kosa aza ve ry zareo mivady eh ? de mba voahaja ireo RAD sy ny fianakaviana , fa sarotra kosa ange le bevohoka tsy manambady an! heu...raha ny aty ivelany aloha de efa lamaody efa ela be io miteraka tsy manambady io , bdb ny tsy manambady intsony. Ny antsika gasy indray de mbola ao ny fanajana ny RAD saingy ao no voatery manambady raha vao bevohoka nefa azo hatao tsara ny mitandrina indrindra raha mbola tena tsy vonona ny hanambady.
5. andriam
(
31/07/2006 08:29)
Ny ahy alou de tsy hitako zay olana amin'izany e!!!io anefa tsy maintsy hatao foana na be vohoka natsy sa ahoun hy nareo?
7. Herimiafina
(
31/07/2006 12:21)
fek:
mahalala olona betsaka aho amin' izao fotoana izao fa tsy manao mariage raha tsy efa bevohoka le vehivavy ka manontany hoe bevhoka vao manambady sa manambady de bevohka sa zay ndray no lamaody?
tsy maintsy assurer-na aloha hoe tsy mitira à blanc na ny lahy na ny vavy dai izay no antony! hehehehe=))
8. Hubert
(
31/07/2006 12:42)
Ka ilay izy tsy hoe lamaody amiko fa efa misy faniriana ihany ao, saingy mbola niampy tosika kely dia but!=D
9. pissoa
(
31/07/2006 12:53)
Zah koa mitovy hevitra amin'i Hubert! Raha tsy nisy faniriana ny hivady kosa ve dia hanao ny asan'ny mpivady sahady :roll::-D:-D:-D
10. Herimiafina
(
31/07/2006 13:33)
Ny sasany aloha tena accidenté mihintsy e, voafatotra, ny sasany indray tena faniriana marina toko, moa ny sasany fanahy iniana! :-D
11. pissoa
(
31/07/2006 14:38)
Herimiafina:
Ny sasany aloha tena accidenté mihintsy e, voafatotra, ny sasany indray tena faniriana marina toko, moa ny sasany fanahy iniana!
Ny manambady ireo sa ny bevohoka :roll:
12. Fiffi
(
31/07/2006 15:19)
diamondra: zay indrindra manko no mahagaga ahy , sady efa bdb ny karazana contraception , na ny kapoty aza indrindra fa ny fisian'ny haretina isan-karazany.
13. diamondra27
(
31/07/2006 15:25)
sao de zaza tsy ampy taona zany manaonao foana izany, fa mba jereo ange le dinika contraception tatsy @ fahasalamana e!
rehefa lasa ve ny revy de tsy mi-raisonne intsony?
Tanjemo ihany izany lehiretsy an!
za izao mba te hiteraka kambana fa tsy mety fa toa hoe: manaranaka hono io
rehefa lasa ve ny revy de tsy mi-raisonne intsony?
Tanjemo ihany izany lehiretsy an!
za izao mba te hiteraka kambana fa tsy mety fa toa hoe: manaranaka hono io
14. Fiffi
(
31/07/2006 15:29)
diamondra: hummm ! hay ndry koh te hiteraka kambana ? :-D:-D heu... io akia de tena mba faniriana ahy koa an! :) ié ! manaranaka hono io ary mi-saute génération zay vao mety mahazo.:roll:
15. Herimiafina
(
31/07/2006 15:52)
pissoa:
Ny manambady ireo sa ny bevohoka :roll:
Na ilay bikina na le manambady izy avokoa. Misy olona tsy manana afatsy tanjona tokana monja mantsy, ny hanambady, azony inyd ai vita hatreo ny fahamatorana fa bonjour la vie fa efa nahavita ny adidiny hono izy, pression no mahatonga an'io! :roll:
16. booboo
(
31/07/2006 16:15)
Tsy lamaody zany io, araka ny hevitro, fa eo @ fiaraha-monina malagasy dia mbola mahamenatra zany bevohoka tsy manam-bady zany. hany ka vao fantatra fa bevohoka ilay vehivavy dia hafaingainina ny raharaha : ny rad mamoaka zazalahy / zazavavy ( fiereté beeee zany @ rad a ), izy roa tsy manao tokantrano imaso ( tsy dia tsara @ fijerin'ny mpiray fokontany )no sady manorin-tokantrano ( reharehan'ny fianakaviana sy izy roa fa matotra hono zany ny raha e ).
17. diamondra27
(
01/08/2006 04:43)
fiffi: ie: mba mahafinaritra ahy ny mahita ireny kambana ireny, lahy sy vavy aloha no tiako e!ary ny anjy kambana inona lahy sa vavy?
19. Fiffi
(
01/08/2006 10:56)
naritsimba: de voatery mivady haingana zany nareo :-D:-D:-D
DM: hummmm ! raha lahy sy vavy aloha tena manja be an! fa tsara daholo izay tonga ao kah! fa zany hoe kambana tena kambana satria misy hoe tsy tena kambana satria tsy tao anatin'ny paosy iray fa raha tena kambana de le mitovy be le zaza hihihihi tena tiako be zany an ! :)
DM: hummmm ! raha lahy sy vavy aloha tena manja be an! fa tsara daholo izay tonga ao kah! fa zany hoe kambana tena kambana satria misy hoe tsy tena kambana satria tsy tao anatin'ny paosy iray fa raha tena kambana de le mitovy be le zaza hihihihi tena tiako be zany an ! :)