fitiavana ve?

21. diamondra27 ( 01/08/2006 12:09)
andry: fandrika izany tsy lasa sady tsy haharitra eo ny tokantranao fa aza manao an'izany ry reto a

fiffi: oé
22. Herimiafina ( 01/08/2006 14:22)
Tsy misy test de grossesse tsara noho iny kah, iny tonga de poainsa be knou! :-D
23. pissoa ( 01/08/2006 14:56)
Ngah naritsimba kay tsy lehilahy no hoe bevohoka :roll:
24. diamondra27 ( 01/08/2006 15:22)
ka ny vhv sasany refa te hahazo vola izy de mody miteny oe: za bevokanao, de refa azony le vola de lazainy oe: efa afaka le zaza ; hummmm:evil::evil:

aza manao io teotra io ry reto fa tsy mety a!

refa tsy mety ny fiarahana de aza fandrihana ny bandy fa tsy mahasoa io, lasa hitsakitsahina enao ssatria tsy tena fitiavana no niarahanareo

azo atao tsara oe: tsy bevoka vao manambady
25. Herimiafina ( 01/08/2006 15:23)
Ka te hahabevohoka azy eo knou, rehefa te hanabevoka dai mila mitanty ny valiny koa fa aiza kosa no sady azony ny entana no mbola iny koa izy no tsy hita!

Avantage comparatif io, raiso ny andraikitrao! :-D
26. diamondra27 ( 02/08/2006 04:31)
HM: ohatran'ny mahafinaritra angamba izany bevohokan'i HM izany ka!:wink:
27. booboo ( 02/08/2006 16:10)
pissoa > hihihihi réplique faheno @ skecth na scénette io

diamondra27 > hihihih ilay izy responsable ve sa satria izy indrindra ilay izy ? hihihihihi :-P
28. dailynews ( 02/08/2006 16:31)
zao koa tsy ho voatery foana hoe hiteraka vao manambday fa afaka ihany koa nareo roa mba manao ny fiainanareo aloha. afaka miandry taona vitsivitsy.
29. Fiffi ( 03/08/2006 03:56)
diamondra27:
HM: ohatran'ny mahafinaritra angamba izany bevohokan'i HM izany ka!:wink:
diamondra: de kalkuleo tsara ho kambana .:-D


30. majesty ( 03/08/2006 07:25)
ka rehefa manao sipa ange tsinn de tsy voatery hoe tonga de vady foana e,kanefa refa tonga tampoka ny papozy vokatry ny ambiansa nilay be tany ambadika tany de eo vao mipetraka ny olana de ny sasany aleony tonga de ny mariazy no solution haingana ndrindra fa tsy hoe lamaody akory fa raha ny tokony ho izy alou de mariazy zay vao bevoka,kanefa refa tsy misy sôsy kou de lasa bevoka alou vao mariazy de samy mitsimbadimbadika ao aby izy rehetra fa refa mifankatia de zay no filamatra e:D
31. arson ( 04/08/2006 12:17)
tsy hoe izay no lamaody na tsy izay no lamody fa zay no lahatra sy anjara ko atao akory moa!mety eo ko ny tsy fahaizamanao ilay zavatra de tafalatsaka tonga @ ilay fitenenaa oe:"tsapa2 no natao zazamena no nivoka!"
Mety efa ifanarahana koa ny azy roa oe bevoka enao vo atao ny raha2ntsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.188