mampa-ngoda

1. Pynnokio ( 01/08/2006 05:57)
Hono hoa re olona, ny olona toa variana @ zavatra mampahia fa mba ahoana kosa ny fomba mahangoza haingana ao anatin'ny 1-2 volana fa de misy olona mitady fomba tokoa anie fa ts mety tafa mihitsy.
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:19
2. sipagasy ( 01/08/2006 06:08)
misakafoana e!!! hihihi
3. hery ( 01/08/2006 06:16)
Manahoana,

Misy olona tsy mety hatavy mihitsy na mihinan-kanina be aza. Jereo sao dia anisan'izany ianao.

4. Fiffi ( 01/08/2006 07:38)
hery:

Misy olona tsy mety hatavy mihitsy na mihinan-kanina be aza. Jereo sao dia anisan'izany ianao.
marina mihintsy io nolazainao io ry hery an ! Misy mihintsy olona na dia miletra de miletra sakafo aza de tsy mety matavy mihintsy ! fa de miankina @ metabolismen'ny tsirairay hiany io .


5. bibilax ( 01/08/2006 10:28)
slt enao mitady mapangoda io , raha te ho lehibe na ho atavy vetivety enao de misotro sirop izay tinao de ronono no atapoka azy izany hoe atao solona rano ny ronono de rehefa mangateta enao de misotro otranireny misotro sirop sy rano glace ireny ihany , andramo anie fa tena marina io ao anaty 1 semaine enao raha mahavatra isanandro de mahazo 5kg raha kely ,izaho efa nanao anio t@zany aho 65kg fa vao nisotro anio aho nandritrany 2mois de efa lasa 80kg fa ny loza de izao hatraminizao aho na tsy misotro anio intsony aza de mbola ngoza be foana , izao aho efa 96kg , lasa mitady zavatra mampahia indray aza aho izao , mba toroy hevitra aho e ok andramo io fa tena marina tsy makarary kibo io fa sao miahiahy inareo ok baye2
6. kelly13 ( 01/08/2006 10:40)
bibilax>ny pb anie d tsy desalterant ny ronono e! sa ny hampangateta mintsy no tanjona? ianarako mantsy fa za tsy mety matavy
7. isrine ( 01/08/2006 11:09)
Mihinana sakafo be sira sy be menaka, ary mihinana douceur matetika ohatra hoe in-3-4 isan'andro.
8. kally ( 01/08/2006 12:05)
koba no mampatavy, raha mihinana koba isa-maraina ianao sy misotro lasopy isan-kariva dia mivoraka ohatry ny tsy teo fa andramo ange e!
9. Bakobako2 ( 01/08/2006 16:01)
Mitoto tokoa koba hatavy e, hoy ny taolo , fa efa niala kakana ve alou ?
10. watafon ( 01/08/2006 16:25)
rehefa milamina ny sainao d mihalehibe foana e!
bibilax: ahoana kosa moa no tsy hatavy raha sirop tapohana ronono zany kle ! :wink:
11. Herimiafina ( 01/08/2006 18:08)
Mihinana anabolizant be tsotra izao fa tonga dai matavy assuré! :roll:
12. Fiffi ( 01/08/2006 18:59)
tsy mety kosa zany hoe mihinana sirop sy ny beurre sy ny be sira zany eh ! ny fahasalamana indray no ho simba eo .
Lasa hisy haretina eo raha manao an'izany . Ny marary aza efa tsy fidiny. Fa jereo io lazain'ny dokoterantsika io hoe raha milamina ny sainao de mihalehibe foana eh!
13. fijo ( 01/08/2006 19:45)
misy tsy mety matavy mihintsy ka,ny zokiko,na hiletra mandrapariva ny andro aza tsy mety matavy.za nefa botrabotra
14. Fiffi ( 02/08/2006 03:52)
isakin'ny avy misakafo de manaova sieste satria tsy mihetsika ny vatana de miasa ny graisse mankatavy.
15. Zina ( 02/08/2006 12:14)
Vitamine C indrindra ilay effervescent iny mampatavy
16. watafon ( 02/08/2006 17:59)
Fiffi: hizako za kay no miha mahazo pds kle ! tssss ! za nefa tsy d mihinana betsaka zany !
17. Fiffi ( 02/08/2006 18:05)
wata: tsy matavy aloha ndry an! :) fa nisy Dr niteny tamiko hoe rehefa hariva hono de sakafo maivana no ho hanina fa tsy miasa sy mihetsika ny vatana de ny graisse no miasa .
De ozy koh hoe tsy azo hatao koh hono ny manao la sieste rehefa avy misakafo fa mahazo aina be ny mauvaise graisse @ io ary io mihintsy no tena mampatavy . :( de manjary tsy manao sieste intsony aloha zah an!
18. watafon ( 02/08/2006 18:15)
Fiffi: merci! :wink: za anie akia efa manao foot isaky ny antoandro zao e! tsy matory intsony !nefa mbola tsy mihena ihany !
19. fijo ( 02/08/2006 18:29)
wata an,aleo letsy izao,fa izao koa anie milay e
20. Fiffi ( 02/08/2006 18:36)
zany ange hoa eh! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2905