mampa-ngoda
28. fijo
(
03/08/2006 18:54)
fa tena resaka tokoa,fa ny fanaovana firaisana antoniny hono mampa ngeza koa
29. Fiffi
(
04/08/2006 04:12)
fijo: zany ve ? nefa toa ny henoko hoe io indrindra no mampihena koh !
31. Fiffi
(
04/08/2006 11:48)
rasoul: ka misy olona mihinam-bary sy laoka in-3 isan'andro fa tsy mihamatavy akory! fa io hoa arakarakin'ny metabolismen'ny tsirairay hiany eh!
33. razokybe
(
05/08/2006 08:38)
misy aretina koa anie izy io hono e, zany anôreksisika zany :lol::lol:
sa sao dia misy kankana kosa ary zareo tsy mety ngôza reo..?
sa sao dia misy kankana kosa ary zareo tsy mety ngôza reo..?
34. Achia
(
05/08/2006 16:43)
isika ngamba tsy gasy intsony ka fa nga hadinonareo le hoe : mitotoa koba hatavy , torohevitra tsotra io no tsy lafo :°)
35. Herimiafina
(
05/08/2006 16:46)
Nyz avatra be glucides amidon no atao betsaka raha te hatavy.
Donky tohanako i Achia! Mba hitotoy ao retsy aho fa sao mahia raha reraky amin'ilay mbola hitoto an! :wink:
Donky tohanako i Achia! Mba hitotoy ao retsy aho fa sao mahia raha reraky amin'ilay mbola hitoto an! :wink:
36. watafon
(
06/08/2006 08:21)
tsy niteniteny foana marina anie ny ntaolo ry zareo e!
razokybe: :-D:-D
razokybe: :-D:-D
37. diamondra27
(
06/08/2006 11:24)
razokibe: ny anorexie njay aretina psykolojika io ka, nisy fahavoazana niseho teo @ fiainany de mi-refuse tsy mihinankanina le olona(ohatra: nisy maty ny olona akaiky azy)
38. razokybe
(
06/08/2006 12:03)
fijo:
fa tena resaka tokoa,fa ny fanaovana firaisana antoniny hono mampa ngeza koa
zany hono e... ho anareo zay te_ho ngôza zany dia : "mino..a fotsiny ihany"..
sa ahoana moa leiz ry fijo..?:lol::lol::lol:
40. fijo
(
08/08/2006 16:46)
izany hono ko.fa tena tsy vazivazy io an.
razoky be an,za kosa efa glady foana ka.
razoky be an,za kosa efa glady foana ka.