mampa-ngoda

61. razokybe ( 17/08/2006 01:39)
ary zay kay zany no matonga le vorona matavy reny manao peruka...
62. mirana5 ( 17/08/2006 10:45)
:-D:-D:-D:-D Tena azonareo tsara @zay lay resaka ka!!!
63. razokybe ( 17/08/2006 10:46)
f'angah tsy hoe sady taviny no volony e...?
64. fijo ( 17/08/2006 19:16)
eo no olana,tsy nazava tampoka indray le
65. mirana5 ( 20/08/2006 18:26)
fijo:

eo no olana,tsy nazava tampoka indray le


nareo koa dia mora misavoritaka be ny ihany é:lol::lol::lol:
66. fijo ( 23/08/2006 21:58)
ka alamino ary aloha izahay e
67. cathy ( 28/08/2006 19:38)
mampatavy ny mitsakotsako anelanelampotona
tsy mivakiloha fa revena manja ny fianna de mihagonda
ito no regime nahazoko 10kg 2mois

maraina pain au chocolat croissant ronono +chocolat

midi mc do

rano sotroina jus na coca

alina resto na compose

andramo de ho lasa hoatra ahy taviny no volony
68. fijo ( 29/08/2006 20:22)
za indray te hanena kibo fa tsy hanena vatana
69. cathy ( 05/09/2006 14:56)
tsy ihena ampitoerana eo ve io shefa antitra
70. fijo ( 05/09/2006 21:11)
vao miha miha ngoda ko
71. watafon ( 07/09/2006 07:37)
cathy: hay v ndry ty botabota e! :-D:-D
fijo: mitovy zany le blème tsika lesy ! nisy nanoro hevitra lesy oe @ antoandro avy mikaly iny no mikotrana fa tsy manao sièste an !
72. fijo ( 07/09/2006 21:40)
efa nandramako faholo letsy izany an.nyété migaingaina be iny aza aho nikotrana.tena marina fa vao mahavita 600m dia miteradrano,fa tsy dia misy fihenany firy.ny hoe manao abdo,za manao serie betsaka ary efa zatra mihintsy,fa mafy be ao anatiny ao fotsiny.
73. fijo ( 07/09/2006 21:42)
adinoko,fa nanantona prof amina salle ireny aho,dia araho regime hono?????eo kosa tsy lasa kle.za tsy tia miafy kaly izany.
74. Fiffi ( 09/09/2006 09:25)
ary mba aiza hoa zao i Pynnokio ? efa mba nenatavy ve ?
75. watafon ( 09/09/2006 14:05)
fijo: k tsy hihena mihitsy zany ny kibon'lah raha izany kle !:-D:-D
76. mimich ( 11/09/2006 09:02)
fijo, wata>:-D:-D aza misotra beks tsony hihi de am zay mihena io
77. fijo ( 13/09/2006 21:50)
le izy anie ry wata klown e,ny vatako "tanana sy fe sns "ao tsara,fa le kibo io mihintsy no olana be.
78. mimich ( 14/09/2006 05:37)
hay ve ny lhl koa mba manana souci am kibo ngeza ee, noheveriko fa zahay vhv ihnay aza
79. fijo ( 14/09/2006 21:52)
mimich an,ka raha ngeza anie ny kibo dia misy zavatra tsy tazana eo ambany eo e.;-);-)
80. mimich ( 15/09/2006 06:17)
fijo>hummmmmmmmm:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3034