mampa-ngoda

41. watafon ( 09/08/2006 18:32)
:-D:-D:-D
42. fijo ( 09/08/2006 19:42)
jereo ao ambonimbony ao momba ny sperme fa misy manamafy an'io lazaiko io
43. razokybe ( 09/08/2006 22:08)
ie, be otrik'aina be mintsy ono reny!
44. fijo ( 10/08/2006 15:51)
ko olona aza ve vitany ko
45. watafon ( 10/08/2006 18:19)
zany alou d marina e!
http://www.aly-abbara.com/livre_gyn_obs/termes/sperme.html
46. fijo ( 11/08/2006 18:53)
izay mantsy wa
47. Fiffi ( 12/08/2006 11:22)
mankahy hono
48. watafon ( 13/08/2006 19:26)
izany eo ihany fa mba aiza wa i veloo e ? sao d mbo hitanareo any ho any ?
49. Fiffi ( 14/08/2006 05:04)
eny tokoa hoa ? malahelo anazy koh ndry ? zah koh!:(
50. watafon ( 14/08/2006 08:45)
tena malahelo mihtsy satria namana navirtika mihitsy izy anie indrindra teto @ fahasalamana teto e! :(
51. Fiffi ( 14/08/2006 09:29)
52. fijo ( 15/08/2006 19:23)
nandefasako hafatra manokana ,fa tsy heno intsony.nilaza ny hankaty frantsa izy,ka asa na nanao ahoan ana ahoana?
53. watafon ( 15/08/2006 19:49)
tena efa ela mihitsy k ! :(
54. fijo ( 15/08/2006 19:53)
elaela tokoa izay.efa tamin'ny avril izy no nilaza ny hankaty
55. watafon ( 15/08/2006 20:01)
ooooh ! mety efa lasa ndray ary izy zany kou !
56. mirana5 ( 15/08/2006 22:37)
raha mbola tsy miongom-bolo dia mbola tsy matavy tokoa izany MAHEREZA!!!, ary araky ny fiteny koa hoé ny omby mahia tsy lelafin'ny namany, aiza kivy ooo:wink::wink::wink:
57. Fiffi ( 16/08/2006 16:20)
mirana5:
raha mbola tsy miongom-bolo dia mbola tsy matavy tokoa izany
an ? tsy azoko ! nga misy idiran'hoe tsy miogotra volo zany de tsy matavy ?
Fa miongotra volo ahoana kay zany ?


58. watafon ( 16/08/2006 19:16)
mirana5 ::roll::roll: efa sola v akia ?
59. fijo ( 16/08/2006 21:04)
tsy mazava intsony le resaka le.:idea: kay tsy mbola azoko ihany fa mbola maizina
60. mirana5 ( 16/08/2006 21:41)
Tsy hitanareo mihongo-bolo fotsiny ve ny vorona rehefa matavy ? Mazava ange zany ry reto é!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1559