Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha

1. xxx ( 28/07/2006 06:40)
Ahoana ny tena fandehany ho anareo lehilahy miaraka amin'ny vahaza (vavy). Inona no lesoka sy tombony hitanareo ? Ahoana ny fikotiana azy raha oharina amin'ny vehivavy gasy ?

novalian'i nambina ny 13/08/2006 18:05
2. xxx ( 28/07/2006 08:12)
xxx: mora ny mikoty vazaha vavy fa 'nareo koa, miankina aminareo lhl io.
Jerena fotsiny aloha oe: tia étranger ve le olona sa tsia , de raha ouverte izy de efa 1 pt 'zay.
Manaraka @izay ny sisa, manao observation de maka contact aminy , de miresaka de zay.
De angatahana ny N° tél na nokia na tsia :-D:-D:-D(jereo hatsikana)
3. Herimiafina ( 28/07/2006 16:47)
xxx:

Ahoana ny tena fandehany ho anareo lehilahy miaraka amin'ny vahaza (vavy). Inona no lesoka sy tombony hitanareo ? Ahoana ny fikotiana azy raha oharina amin'ny vehivavy gasy ?


Misy vehivavy gasy favy fa misy tsisy ilavana azy fa olana no azo, dai torak'izay koa ny vehivavy vazaha.

Diso be amiko le fizeneralize-na hoe tsy misy sentiment ny vazaha.

Raha zah manokana no asiana mampitaha ny sipa gasy efa niaraka tamiko sy ny sipa vazaha efa niaraka tamiko dia zinona moa fa ny conclusion : chacun est unique, chaque cas est unique, nisy ny olana nisy koa ny zavatra milay maro.

Tsy dia hitako loatra satria paramètre iray ihany no fixe, dia ny volonkoditra sy ny firenena niaviana.

Misy ny tena matotra be ny miaraka aminy, misy ny tena mampahia. Ny ahy manokana tiako avokoa. :wink:

Fa na dia izany fadio ny vazaha sasany fa tsy milay toy ny gasy sasany koa! :^)
4. xxx ( 29/07/2006 13:01)
ohatra ny mitovy ihany rehefa mikerika ialahy
5. Herimiafina ( 29/07/2006 13:13)
Mitovy ihany kah, io anie miankina amiN,ilahy ihany e! Mila mi-s'impose ialahy dai izay, tsy manao comédie sy cinéma toy ny manenjika trésor fa revena manja eny e! :^)
6. fameusecousine ( 30/07/2006 00:37)
ngaha manenjika tresor lay manjeika vehivavy kay ..de inona diamant sa volamena :lol::roll:
7. Herimiafina ( 30/07/2006 18:22)
Ny trésor mety mbola tsaratsara kokoa kah!

Fa na dia izany aza sady tsy enjehina ny vehivavy no tsy atao toy tresor kah. :-D
8. andriam ( 31/07/2006 08:38)
Izaho de miaraka amin'ny vazaha vavy ,de ohatran'ny miaraka amin'ny vehivavy gasy ihany e! fa zao ny vehivavy vazaha de mora kotina be , fa ny problème tsika bandy gasy ohatran'ny tsy sahy mikoty zany tsika ,zao no nanontanian'ilay namako hoe gasy hoe ahoun no fikaoty vazaha fa zaho zao efa ho folo taona teto frantsa fa mbola tsy nitaingina vazaha vavy !!!fa de tsy maitsy mahasaky ny mikoty azy , fa na avy hatrany de mety na somary miandry fotoana kely de zay ary ô
9. Rafotsy ( 31/07/2006 09:02)
andriam:

zao no nanontanian'ilay namako hoe gasy hoe ahoun no fikaoty vazaha fa zaho zao efa ho folo taona teto frantsa fa mbola tsy nitaingina vazaha vavy !!!


Ouay kosa , mba asio fanajana kely na izany aza , f'angaha izy io soavaly ! Tsy fantatra izay ho andefimandry e !
10. Vaika ( 31/07/2006 10:51)
Ny sipa vazaha tena mora kaotiana mihintsy araka izay voalaza tetsy ambony. Ny mot de passe dia mangataka n°portable ohatra(na dia tsy misy resaka akory aza dia tonga dia manantona azy dia tsorina fotsiny hoe : mba omeo ahy ny portable enao ets...) azo atao koa ny manantona azy dia manontany hoe iza no anarany (mamaly izy fa aminy tsy fahalalam-pomba be indrindra ny tsy mamaly an'io) dia tonga dia hampiresahana dia vita (aza hadino ny bonjour sy ny mi-se présenter!).
tsy miavona ny sipa vazaha matetika fa tonga de kôpy vao manantona azy ianao. Sady tsy manao saro-kenatra izany mihintsy ny sipa vazaha (raha saro-kenatra moa dia vao mainka tsara fa tsy ho sahy ny handroaka sy hanompa;-) ).
Tsy misy olana amin'ny sipa vazaha mihintsy ny kôfy boay tonga dia mamantana sy mitango resaka aminy izany. Fa amin'ny voalohany dia kilalao no handraisany azy fa na izany aza dia tonga dia mila havadika sérieux tampoka ilay resaka : "je t'offre un verre (na café) ?"
99 % de chance hoe manaiky izy, ka à l'assaut ry zalahy a !
NB : ny atout-ny kôfy boay gasy ary mandaitra foana : l'exotisme !!!!!
11. Vaika ( 31/07/2006 11:16)
Ho an'ireo izay mbola mihanahana moa dia ty misy cas concret :
Indray mandeha hono ity mpianatra iray nanao révision tany amin'ny B.U. dia sendra nisy sipa manja be mihintsy (vazaha) teo am-pitan'i leiry. Nitsiriritra sy nitia mangina ary nibanjina ilay sipa i nedala (fa tsy sahy). Lasa eritreritra be i nedala ka tsy nahatsikaritra fa ilay sipa koa nitazana tampoka an'i leiry. Ary nony bora-mena kely ilay sipa vao tonga saina izy.
Maika tampoka i nedala naka taratasy madio tsara dia izao no nosoratany sy natsipiny tamin'ilay sipa :
- "Qu'est-ce que tu es jolie, comment t'appelles-tu ?"
- "xxx"
- "c'est un joli prénom, moi c'est yyy"
- "t'es à quelle fac ? Moi, c'est ..."
Dia mazava ho azy fa tsy nila ilay taratasy kely intsony ny ambiny fa tonga de resaka.
Ary nony avy eo dia tonga ilay invitation : -"qu'est-ce qu'il fait chaud ici, je t'offre un verre si tu veux...."
- "daccord"
Izay de vita aaaaaa !
Ny nampihomehy dia na ilay ankaman'i leiry (gasy) natory am-pitoerana teo akaikin'i leiry aza dia taitra tampoka fa hoy fotsiny i leiry hoe : andraso vetivety eto leitsy fa raim fotsiny zahay a !
Tano ny azo fa sarotra ny mila :-D:-D:-D
12. xxx ( 31/07/2006 11:35)

humm hummmmm Algorithme Vaika io an!!

13. xxx ( 31/07/2006 11:36)

De ahoana ny tohiny l'tia ?
14. Vaika ( 31/07/2006 11:54)
xxx : ny tohiny ahoana le ?
Ilay fanontaniana nipetraka anie dia : "ahoana ny fikôtiana sipa vazaha e ?"
Raha tohizana ilay izy dia any amin'ny "fomba malalaka tsy misy bedy" indray:oops::-D:-D:-D
15. xxx ( 31/07/2006 12:47)

Aiza le deklarasion ee!
mbola tsy miaraka nge nareo @ zao e :-D:-D:-D:-D:-D
16. Vaika ( 31/07/2006 13:18)
xxx : deklarasion inona indray ary ?
Za anie ilay natory am-pitoerana e:-D:-D:-D
Sao dia lahy tokana kosa angamba i xxx zany kle, mbola mila tsakotsakona sy tantanana be mihintsy.
Aza manao ady tranainy be zany fa le deklaration na 2 segôndra alohan'ilay fandehan-javatra aza mety foana e !:-w:-w:-w
17. kelly13 ( 31/07/2006 13:21)
vaika>aiza zany "fomba malalaka tsy misy bedy" zany hono? :*
18. Vaika ( 31/07/2006 13:25)
ahhh sali kelly13 !
ao amin'ny dinika rehetra ao jerena ankia a ! Sao mbola tsy membre kosa njy ?:*
19. pissoa ( 31/07/2006 13:27)
Tsy maintsy Vaika foana hoa no mahita ny fomba fikaotiana sipa e :-D:-D:-D
20. Vaika ( 31/07/2006 13:29)
pissoa : sipa vazaha ihany kah :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0077