Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha
41. Fiffi
(
01/08/2006 11:15)
diamondra27:DM: an3 kah! tsy zany no tiako lazaina an! fa alohan'ny hanambadiana kosa de efa voaheritreritra tsara aloha fa ny zavatra ambony indrindra de ny tokatrano. Donky ny fiainana taohan'ny hanambadiana de tsy maintsy heu...hajanona ? heritreretina kah!
fiffi: voafatotra ahoana koa rehefa manambady? tsy mahazo manao na inona na inona v? tsy lasa zany klé
Voafatotra hoy aho satria vita hatreo ireo "liberté" taloha fa tsy midika velively zany hoe tsy mahazo manao na inon a na inona kosa an! :)
43. diamondra27
(
01/08/2006 12:14)
vaika: le 2 ihany no tiko fa tsy 3 na 6 izany kosa e! manjary tsy araka, asabe zany
fiffi: marina aloha izany fa misy toetra tsy mety avela
fanontaniana kely: raha zatra eto @ net ve de mety hajanona io fahazarana io refa manambady?
Tsy oe: mi-tchat fa mba mijery vaovao, de mi forum kely tahaka izao de mijery mails ohatra, de mamaky blagy ihany koa

48. fasaly
(
02/08/2006 08:55)
naughtyboy:
hoy fasaly :ny ahy mahafinaritra ahy ny mijery bandy gasy miaraka @ vaza,de atao ahoana zany reo sipa gasy ra lasany vaza daolo ny kofa gasy?
tsy lany ny sipa gasy ka:°) afaka maka sipa gasy ange aty amin'ny sisiny e!:-D:-Dfamenony fotriny ihany:wink:
49. kelly13
(
02/08/2006 16:59)
xxx:
ary noheveriko ho vevavy nge kelly e :-D:-D:-D
hihihi! aôna tsara hoe??? sap d endrogyne ary za ty? mdrrr :roll::!::?::o8O:D:D:wink:
52. majesty
(
03/08/2006 07:43)
vaika:tena mila mianatra any amin'lah mintsy za raha izany fa meo anah avokoa ny fitaovana rehetra ilaina de ôtrinn ny écolage de firy taona ny faharetan'ny etude de misy examen ve sa tonga de poinse foana :P
le vazah patronne-nay ato mantsy no ôtran'ny andrian'ny eritreritro klé :D matoky anao za an
le vazah patronne-nay ato mantsy no ôtran'ny andrian'ny eritreritro klé :D matoky anao za an
53. fasaly
(
03/08/2006 09:20)
majesty: :-D:-D:-D hummm! aza hamelàna mitry e! ataovy masaka mahitsy de lazao anay ny suite:wink:
54. Vaika
(
03/08/2006 12:10)
majesty : mikatsaka promotion canapé angaha i toi zany ? Mba misy irika ihany ve sa tena mbola vao hamboarina mihintsy i ra-patronne ? Ny tiko ho fantatra de mba efa nasian'i toi appel de balle ihany ve ? De raha nisy de nanao ahoana ny fihetsiny ?
Analyser-o tsara ihany aloha ny situation fa sao mitsambiky mikipy indray isika ka votsi-droa (ny kandra sy ny fitiavana). Mba hazavao tsara hoe ty mahazo an'i toi fa ohatran'ny mahaliana tampoka izany. Patronne izany ohatran'ny mitovitovy amin'ny prof ihany angamba ny famitahana an'azy:°):°):°)

55. majesty
(
04/08/2006 06:52)
vaika:refa le manatitra rapport ao aminy ao ah de mba asiko sorira kely sy anaovako vazivazy kely foana d tonga kou kala de cool be e,fa le hikôzy an'le decla no gravy klé hi hi hi
fasaly:andraso refa poinse fa tonga de tantaraiko an'toi en couleur mintsiny hi hi hi
fasaly:andraso refa poinse fa tonga de tantaraiko an'toi en couleur mintsiny hi hi hi
56. Vaika
(
04/08/2006 12:46)
majesty : cool be ahoana e ? Hazavao tsara fa sao dia mba zavatra hafa kosa ka gravy be. Ilay sourire dia travailler-o any an-trano mihintsy fa ilay vazivazy aza atao be loatra fa leo izy. Isan'andro ve i toi no manatitra rapport ? Sao dia misy elanelany be ny sokajy misy an'i toi mihohatra an-dra-patronne ? Ny tena tsara mantsy dia miara-miasa adin'iray na adin'ny roa isan'andro ianareo mi-tsam (na de réunion miaraka amin'ny collègue hafa fotsiny aza). Dieny eto dia fadio ny manafika azy ao anatin'ilay orin'asa. Ny supérieur-nao no afaka mandika io lalàna io (na sipa mikendry an'i patron na ny sefony). Mbola jeune ve i madama la patronne ? Mba mirevy aventure seule de mitety tanàna ve izy sa dia miraka be fotsiny amin'ny vaza hafa ? Efa manambady ve ? Tsara ciblé-na dien'izao ny mentalité-ny. Ka efa firy taona tokoa izy no nipetraka any Dago ? Dia tonga dia lazo ny tanjon'i toi aminy aloha e !
57. Vaika
(
04/08/2006 12:50)
"Dia tonga dia lazo ny tanjon'i toi aminy aloha e !"
Majesty : ny tiko lazaina dia sao dia faly ny hihinana ny mofony fotsiny kosa i toi, auquel cas, tena suicidaire be fa dien'izao dia hajanony ilay revy fa ilay charme dia ampy (matetika) raha te-hahazo promotion foptsiny.:°)

58. majesty
(
07/08/2006 04:31)
vaika:mihaika an'lah less za ry bandy akama fa tena efa manana traik'efa elah klé kôzy e,misy ripaka mintsy angamba ny jô any amin'lisany any e
59. Vaika
(
07/08/2006 05:48)
majesty : Efa milamina be isika kah ! Efa ela be mihintsy no mitazana fotsiny. :°):°):°)
60. naughtyboy
(
07/08/2006 17:39)
fasaly:tsy lany ny sipa gasy ,cool!gasy ka manja no tompotoerana fa sipa vaza no mpisolo toerana aty @ sisiny tonga de masaka..