Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha

21. Herimiafina ( 31/07/2006 13:34)
O leity ry Vaika an! Sarangotin'ny joba lava orona ao Frantsa ao ialahy fa ataovy ihany! hehehehe :-D
22. pissoa ( 31/07/2006 13:38)
Vaika - efa nisy resaka toy io koa tato koooo :-D:-D:-D
23. Vaika ( 31/07/2006 13:45)
HM : isika indray vonona ny hizaka ny mafy sy ho "martiora" mihintsy amin'io kôzy io kah ! Ka rango-pohy sa rango-dava fa isika "toutes revy, na m... na mi-rythme" sa ahoana leitsy ?;-)
:-D:-D:-D
24. Vaika ( 31/07/2006 13:47)
pissoa : zany ve ankia ?:-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 31/07/2006 13:48)
De le miteraka vaika kely bedabe metisy sy HM metisy kely bedabe no tena favy, hehehehe:-D
26. pissoa ( 31/07/2006 13:50)
HM - dain koa :twisted::-D:-D:-D
Vaika - aleo zah tsy hiteny njay :-D
27. Herimiafina ( 31/07/2006 13:51)
Maninona retsy ry pissoa, mba manana metisy kely knou! :roll::roll:
28. pissoa ( 31/07/2006 13:55)
:roll:
29. Vaika ( 31/07/2006 13:56)
HM : An ?
Toa ilay miteraka be dia be kosa toa tsy ho araky ny aina kle ! Tonga anie de voafatotra tongotra aman-tànana mihintsy ry leiry e !:-D
Pouce kosa aho amin'iny e !=))=))=))
30. Herimiafina ( 31/07/2006 13:56)
Misy inona retsy sa tsy tia metisy njy? :roll:
31. Fiffi ( 31/07/2006 15:26)
Vaika: ka raha vao manambady ange de efa anisan'ny voafatotra eh
32. pissoa ( 31/07/2006 15:31)
Herimiafina, tsy hoe tsy tia metisy retsy izaho fa le teninjy hoe atao bedabe no mampa- :roll: ahy an :-*:-D:-D:-D
33. fasaly ( 31/07/2006 18:12)
ny ahy mahafinaritra ahy ny mijery ny bandy gasy miaraka am vaza kanouuuu:°)
34. diamondra27 ( 01/08/2006 04:49)
Vaika:marina izany, tsy lasa le terabitro

fiffi: voafatotra ahoana koa rehefa manambady? tsy mahazo manao na inona na inona v? tsy lasa zany klé

za raha manambady de tsy maintsy miasa, mivoaka ny trano fa tsy ao foana, de miaina toy ny rehetra fa tsy fehezina toy ny vady karana kosa aloha e!
35. kelly13 ( 01/08/2006 05:38)
vaika> tsy misy an'izany ato e, fa mila ho membre ahpona klou fa tsy azoko ka! refa aveo e! mbola b mpi squatty ny pc zao :wink::*
36. Vaika ( 01/08/2006 06:13)
Fiffi : voafatotra ahoana ? Aiza kosa e ! Efa nalaza be raha io no maha-voafatotra kah. Safidy dôly ihany ny zava-drehetra ary efa mafy ny fiainana (sady mandalo ihany)ka tsy tokony ampiana pression hafa indray ;-)

Diam : eritrereto ankia hoe : tonga de ilay gros lot be no azon-ndry : sextuplet ! Jackpot be mihintsy. Iray na roa kosa anefa mety tsara.

fasaly : je t'envoie un doux baiser ankia a !

Kelly : refa avy eo aza e !:*
37. hery ( 01/08/2006 06:25)
kay ve mora toa izany e? :-D

Tak'izay aloha nanandrana vazaha vao niorim-paka amin'ny gasy kl'e :lol:
38. Vaika ( 01/08/2006 07:07)
hery : marina mafy hoe leitsy, aza manenina be ohatran'izao fa miodina tampoka anie ny baolina e !:-D:-D:-D
Sao de ela tsy manam-po iny no savoritahin'ny Italiennes kely (brunes aux yeux vert;-) ) araka ny voalazan'i HM tetsy ambony.Mba fidifidio ihany ny sipa hanaovan'i toi ilay tsiky ravageur be iny fa ny any amin'elaisany any anie hono ny sipa tonga mitolona mihintsy e !:°)
39. pissoa ( 01/08/2006 07:55)
:-D:-D:-D
Vaika kosa e ... Maninona no tsy atoronao an'i Hery ny fikaotiana Italianina fa ampitahorinao indray izy? :roll::-D:-D:-D
40. naughtyboy ( 01/08/2006 08:29)
hoy fasaly :ny ahy mahafinaritra ahy ny mijery bandy gasy miaraka @ vaza,de atao ahoana zany reo sipa gasy ra lasany vaza daolo ny kofa gasy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0714