comment savoir k'1 homme est vraiment amoureux?
1. pili
(
28/07/2006 07:48)
slt à tous,mba saika hannotany anareo ah ry reto oe ahona kay no tena ahafatarana ny lhl reefa tena amoureux izy?za mants zao misy oul miaraka amiko 3 ans1/2 zay zao no niaraka:-* d nefany nandritran'ny 2ans 1/2 zay ts nihaona satria za mbola nianatra tany an-dafy,d nony niverina ah d lasa sahisahy bbbbbb zany izy8O,zvt ts fanaony taloha mints zany no ataony é,otrany oe miteny direct am parent ako ra ts tiny ny zvt apanaovinjy zareo ana,azo lazaina oe efa maka ny toerana Vady mints izy zany é,na za ary mba gaga iany no sady menatra ny proche iany ndraindray:oops:,nefany ts itako zay atao,d ao kou oatra ny manao bisous ana aux yeux de ma famille na ny famille any,k ny tiko anotaniana anareo oe preuve d'amour ny amiko daolo v zany ataony zany ,satria na eny andalana ary izy,za ndray no ts d sahisay manao ny fanaoko taloha fa toa lasa izy daolo no manao zao reetra zao,svp,mba omeo conseils ééééééééé:*
novalian'i Fomena ny 06/09/2006 09:23
3. xxx
(
28/07/2006 09:25)
ho fehiny:
vehivavy= absurde 8)8)8)8)8)8)8)
na haniry nify aza ny akoho (t@ 2000 io :D:D) de tsy ho faly mintsy izy na in na in ataonao.
:wink:
4. pissoa
(
28/07/2006 09:49)
comment savoir k'1 homme est vraiment amoureux?
Ahoana no ahafantarana fa tena tia azy ianao raha tsy fahatokisana lavareny (be fanontaniana = tsy mahatoky) toy izao no asetrinao izay fitiavana asehony?
5. lapino
(
28/07/2006 10:16)
pili,
Ny olona aza mimenomenona hoe ny tovolahy gasy tsy mba mampiseho fitiavana hono. Zaranao aza mba manao an'zany lery ko :wink:
Henjana ihany ange izany 2 taona sy 1/2 tsy mahita sipa izany e! (mafy kokoa io ho an'ny lehilahy noho ny vehivavy, saingy ny lehilahy tsy be koretaka fotsiny). De rehefa tonga am'zay ilay sipa dia manao rattrapazy be angamba razoky fa nivangongo ny alahelony. Mety tiany haseho koa angamba hoe tsy an'ny RAD-nao na an'ny havanao intsony ianao, dia mety tiany haseho koa hoe ity ange ry zareo ilay sipa novetsovetsoiko foana hatram'zay ela be izay e! :)

6. mamzelkely
(
28/07/2006 10:18)
rehefa mahavita ny rht izy, mahazaka ny toetranao rht na ny tsara io na ny ratsy 8)
7. radriana
(
28/07/2006 10:32)
Raha araka izany fihetsika ataony izany de tena amoureux izy, ary rehefa amoureux izy dia lasa possessif, efa asehony ny olona fa an'azy ianao.
Fa ianao kosa matoa mbola menatra ny famille ny olona @ fihetsika fanaporofoina fitiavana ataony dia mbola tsy tena au top.

8. pili
(
28/07/2006 11:20)
ts oe maha menatra ana radriana ny fihetsiny fa mba gaga fotsn ah ah,satria izy ts panao anzany mints taloha:oops:8O,izy foana ary taloha no niteny oe ts menatra v enao ,d zao mivadika ndray ny role,fa bon,franchement lony le izy mafinaritra ana iany,fa mba te hanotany anareo fotsn ah é:-*,mafinaritra ana le ataony satria ny vazà no tena itako fa mapiseo ny manodinina azy(meme ds la rue),ny lhl io an,fa marina mints le oe ny lhl gasy ts d sahy mapiseo sentiment ivelany zany,j'ai u dla chance zany kou inn mou,msooooooootsa betsaka lony é
PS:mbola mandray ny hvt ny sasany iany na zany ary é,malalaka ny varavarana é:*:P

9. soasoafy
(
28/07/2006 12:09)
manao rattrapage izy e, aza omena tsiny,
Miezaha ko enao tsy ho tratran'ny fahasarotapiaro fa ny lhl anie na maotina tahak ny in aza de manao ny ataony foana rehefa mihetsika ny devoliny e, ny tiako hambara de hoe mety nanao stage kely teny @ sisiny izy nandritra ny tsy naha teo anao de zao lery efa manomboka pro (tsy mandrangitra aho akory fa mety possible nitranga izany a), nefa enao ihany no tena tiany, de zay no mahatonga azy hanao izany.
Matetika ko ny lhl mahay mihatsara ivelatsihy fa tandremo, manao ny ataony iz any ambadika de refa eo anatrehanao izy de mody manao zao fihetsika rehetra hambaboana anao mba tsy hinoanao hoe izy ange ka mihodina. Hevitra aposaka daholo ny ahy ireny fa aza entina ilana vanina amny akory .

10. Herimiafina
(
28/07/2006 16:55)
Ny signe kely azoko atolotra dia : rehefa mikaly dia aza mihinana fa hanontany anao izy hoe "fa maninona ianao no tsy mihinana chérie?" :^)
signe faharoa saingy tsy conseiller-ko aminao: ampirafeso dia manaova tratra dai raha mamela dia amoureux izay, renjekaky oo :{:{

11. fens
(
28/07/2006 18:15)
Herimiafina:
signe faharoa saingy tsy conseiller-ko aminao: ampirafeso dia manaova tratra dai raha mamela dia amoureux izay, renjekaky oo :{:{
nahomby tamnareo nga? tsy klony no hanao izany e!
12. xxx
(
28/07/2006 20:30)
ohatra hevitra tsara aloha ny any herimiafina , saigy a risque ihany , ny lhl mantsy fantatra marina ny ao antsiny , fa malina ihany iano ry pili
13. Herimiafina
(
28/07/2006 22:15)
Tena aza manao an'izany fa tsy dai mety io fika io, raha tsy hoe hanao cinéma angamba e!
Fa io dia tsotra, ny olona tena tia dia tsy dia tia tena be fa mahay manao sacrifice ho anao! izay dai ampy.
Raha mbola ilay manao hoe, izao sy izao no tiako sy ny tsy tiako ka ianao no folahany hanaraka ny heviny sy ny principe-ny dai mbola tsy tena izy izay. Fa rehefa manomboka manontany ny principe-nao ka manaraka izany sns dia izay no izy.
Aza mba amoureux ihany fa dirandoza klé. :^)

14. essera
(
29/07/2006 05:09)
Sao d niravaka euros b njy avy any tam tonga avy any an-dafy d miezaka manao domaine de définition izy.
Vazivazy zary tena izy.
D mety nisy nampiofana koa ange izy satria 2 ans izany tsy hita tsy maintsy mety nisedra zavatra maro izy d avy eo am zay mahita izay ataony.
2 ans izany ange afaka manimba na mampivoatra zavatra iray.
Resaho mivantana retsy izy d hitan-njy ny antony fa sao d miditra am aferana pvady eo ny namana rehetra.
FA AZA APRAFESINA KOSA KLO IZY RA MBOLA TS NANAO ANJY E.
Coup rage an

15. lemenakely
(
29/07/2006 13:02)
rehefa mihenjana ny ao anaty patalohany ao dia amoureux izy izay!
16. Herimiafina
(
29/07/2006 13:12)
Renjekaky oo :{:{
Iny nihenjana foana amin,ny bandy na amoureux na tsia kah, amin'ny bandy mantsy misaraka ny sexe et amour fa amin'ny ankamaroany na sasantsasany sipa no miaraka be dirandoza ireo! :^)

17. diamondra27
(
31/07/2006 06:37)
lemenakely: de impiry amoureux zany ny lhl raha izany
mahita sipa milay be mandalo izy zao de mety mihenjana sahady ny azy, na koa mahita string amidy eny antsena (ho an'ny sasany io an! fa tsy lhl rehetra, araka ny resaka henoko)

19. Fiffi
(
31/07/2006 15:31)
ny ahy vao mahita ny fijeriny zah de fantako hoe tena amoureux izy. :)