comment savoir k'1 homme est vraiment amoureux?
22. Fiffi
(
01/08/2006 10:51)
Herimiafina:heu...an3 kosa kah! zany hoe efa tena miaraka tsara aloha de hita sy tsapa avy hatrany kosa raha tena amoureux eh! misy signe tsy trompeur mihintsy na ny fijeriny fotsiny aza.
Mamitaka be iny raha comédien na espion ilay olona! :wink:
23. arson
(
04/08/2006 12:26)
zay lery zany vo tena sahy e!ary ampisehony tsara fa tia anao izy.Misy otrizany aiza ry pili a!
Arosoy @zay ny raha2nareo e!de aza adino zahay refa tonga any @ tsy hita nohonoho.
tia ano izy matoa manao izany fihetsika rehetra izany fa aza alefa alavitra ny eritreritra fa so de miova filamatra eo lery.

24. pulchery
(
10/08/2006 08:41)
matetika ny fomba firesany aminao dia ahatsapana an'izany.fa ny mandreraka dé lay olona milaza tia reny nefa tsy mba manamporofo mihitsy
25. mamafara
(
23/08/2006 13:12)
mahalasa saina ahy tampoka ity resaka ity.
Misy olom-pantatra lehilahy izay amoureux amina vehivavy iray izay fa tena hoatrany tsy mahatsiaro ny tenany intsony fa tena tia ê!asa na tena zay leiry vao tena babo tamina vehivavy fa lalina ange zany rey olona. Ny caprices ndrazazavavy zany moa dia vita 95 %, ny teny mamy zany tsy hita refsina tsony. Mampitsiriritra ilay lehilahy rehefa tena amoureux ka!
ny an'i herimiafina ve rangah resaka tsy miady no atolony

26. tywa68
(
23/08/2006 15:18)
matoa enao manontany dia tsapanao fa niova izy ary enao no mety tsy tia azy @ io fiovàny io !
27. kala
(
24/08/2006 13:01)
hum! hoatrany tiatiako ity sijé ity tany amin'ny hatsikana sy lalao afaka nifanihany :twisted:
lehilahy amoureux ve? io izy mijanona fidèle be aminao io ange dia efa ahafantaranao azy.
pili > samy manana ny fampisehoany ny fitiavany ny olona iray ka!Amiko manokana aloha le lhl miteny lava hoe "je t'aime..." tsy dia voako loatra ê!Fa le mampiseho fihetsika mandangolango amin'ny fomba tsatra fa tsy amboamboarina reny ohara izao no tena hitako hoe "amoureux razoky" an.
Ka ny anao efa hita izao fa eny imason'ny olona aza izy sahy mampiseho ny fihetsiny ko, inon ndray no ahiahianao?
Raha tsy hoe sanatrian'izany ve izy dia mody tia eo imaso fa ao ivoho mampiseho antsy maranitra hanimba ny fo.Aza misy anie izany.
Manaova "réserve" ihany aloha ê! Aleo mailo
Bon courage! :-*

28. prime
(
25/08/2006 13:07)
Ny kôfa rehefa tena tia dia afeniny izany ary ezahiny tsy dia aseho loatra satria matahotra ny ho lavina izy indray andro any na koa matahotra ny ho profiter'na @ iny faiblesse'ny iny...
Fa ny kôfa sahy2 zany, mba mailo2 ihany fa na saropiaro fotsiny fa tsy tena tia satria misy zavatra tiany ho azo aminao, na izy efa sahisahy satria misy jôba hafa fanaony an'izany ka lasa fahazarana...
Fa raha ny bandy no sahy2 miteny hoe "je t'aime" dia mba mailo... fa ny tena tia lazaiko anareo fa sarotra ny hivaky an'izany, raha gasy aloha... Ny je t'(l) angamba mora tenenina ihany, fa ny hoe "tiako ianao" tena sarotra, raha tena tia... Asa aloha...

30. rasata
(
05/09/2006 14:56)
Raha miezaky ny ho disponibla aminao(serviable ) foana izy na manao fihetsika galant ( oh: tsy avela azon'ny masoandro ao anaty bus,tsy adinony ny manakisaka ny sezanao rehefa hipetraka na dia antaona aza ny niarahana ,ny mitaty anao eo ampidinana tohatra ...),ary indrindra tsy manontany firaisana be loatra (oh: 1 fois/sem raha mpisipa ) dia mino aho fa tia izy izay .
31. Fomena
(
06/09/2006 09:23)
Ny lhl sahy2 aloha ny fahitako azy tsy tena (l) e; hitanao mihits mis tendresse tsy hay lazaina zay rehf tena tia ry zareo ar manaja ny hevitr ny vhv tsar:)