TSY VADIKO IO

1. tsoupou ( 28/07/2006 11:54)
Indray andro, niresaka izy mitsam tao an-trano
Vavy : Hitanao, tsy marary tsonitsony ny lohako zao
Lahy : Hay, fa inona no nataonao ???
Vavy : Natoron'ny namako hypnotiseur a dé nadé nankany dé nasainy mandé eo alohan'ny fitaratra, dé miteniteny eo oe "Tsy marary andoha intsony aho" in-3 isan'andro, dé zao afaka tanteraka lé izy
Lahy : Tsara kosa zany an, sady tsisy fanafody vidiana
Vavy : Enao ko nge tokony hanao consultation kely any fa enao tato ato zay tsy dé mahavita be (sady tsy satisfaisant no tsy performant) mitsy refa matory tsika e
Lahy : Aleo ary za rery no ho any fa atoroy fotsn lé adiresy e
Dé nandé tany razoky. Ny alin'io amzay ary :-w :-w :-w, nasainy niakatra am-pandriana lé vevavy dé noteneniny oe "andraso eo aho aloha an", dé lasa izy nankany am douche (5 minutes eo ho eo), dé niverina izy dé en avant amzay ary lé tantara.
Vita ny 1er tour, tsy tonga dé lany an, noteneniny ndray lé vadiny oe andraso eo. Lé ramatoa tena faly ery, sady satisfaite no mbola tsy voky.
Niverina ndray razoky dé tao ndray alo. Vita ny 2è tour, mbola tsy afapo. Ramatoa faly dia faly ery. Lasa razoky nakany am douche ndray, mba curieuse ramatoa dé nitsikilo tam varavarana.
Gaga tanteraka. Fa naninona ary, kay lé lelahy eo am fitaratra (zay tsinona le traitement) miteny hoe "tsy vadiko io, tsy vadiko io, tsy vadiko io"
novalian'i tsoupou ny 04/09/2006 15:24
2. little ( 28/07/2006 12:29)
Hahahahahaha, trop kosa zany ka=))=))=))=))
3. pissoa ( 28/07/2006 12:36)
Andray!
4. tsoupou ( 28/07/2006 12:53)
pissoa:

Andray!
ka raha vô lé vadiny ange pissoa dé tsy mety mitsy lé fika e :D


5. pissoa ( 28/07/2006 13:39)
Ka izay no maha-andray azy kou :-D
6. tsoupou ( 28/07/2006 13:42)
pissoa:
Ka izay no maha-andray azy kou
ka izay nge le oe mba ovaovaina ny laoka ao antrano fa tsy henankisoa foana e, manjary leo dé tsy heno tsony ny tsirony avy eo. Laingako zany an :D
7. Herimiafina ( 28/07/2006 14:05)
tsoupou:

pissoa:

Andray!
ka raha vô lé vadiny ange pissoa dé tsy mety mitsy lé fika e :D



Eo nareo mitsam eo an.
ireo nareo mitsam ireo an! hehehehehe=))=))
8. tsoupou ( 28/07/2006 14:10)
aoka razoky marina :oops:
9. pissoa ( 28/07/2006 14:39)
HM, k'inn no ataon'lah eo fa tsy lasa elah miala any 8O
10. tsoupou ( 28/07/2006 14:42)
pissoa:
HM, k'inn no ataon'lah eo fa tsy lasa elah miala any
, toi ngamba lé genre n'olona masiaka be reny sa ???
11. pissoa ( 28/07/2006 15:38)
Hatsikana sy lalao ange ito ry tsoupou e :evil::evil::evil::-D
12. Zina ( 28/07/2006 17:17)
loza zany
13. totofy ( 28/07/2006 17:56)
:-D:-D:-D:-D
14. miangalyandria ( 30/07/2006 14:38)
gravy be zany ! :lol:
15. ounjasou ( 31/07/2006 07:46)
iny njay no tsitako e:D
16. tsoupou ( 31/07/2006 13:55)
tsoupou:

pissoa:
HM, k'inn no ataon'lah eo fa tsy lasa elah miala any
, toi ngamba lé genre n'olona masiaka be reny sa ???
i tsoupou ry pissoa mba manao hatsikana sy lalao koa a :D


17. pissoa ( 31/07/2006 14:00)
Hihihi :-D:-D:-D
18. tsoupou ( 01/08/2006 10:32)
:lol: :lol: :lol:
19. kiali ( 01/08/2006 14:55)
raha pissoa kosa aloh de ataoko fona oe vadiko io vadiko io
20. pissoa ( 01/08/2006 15:29)
:oops::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1013