crème aux oeufs!
1. pili
(
24/07/2006 18:06)
sali daolo an,hono oa ry reto ,sao d mba hainareo kay ny manao crème aux oeufs:roll:,fa ndray mandé zay mants zahay invité d io ny déssert,tiko b mints le izy nefany ah ts sahy naka recette tany am le oul fa otrany defa inn ery,sa tokony nalaiko iany v,eo ry reto mba atoroy ah,soyez simpa mou é,msaotra dieny mialoha ho an'zay mahay é,six é:lol::-D
novalian'i vale ny 28/07/2006 10:06
2. Rafotsy
(
25/07/2006 05:41)
Salut !
Ity no fanaoko :
- 1/2 de lait
- 1 gousse de vanille
- siramamy ( izay tianao )
- 4 atody
- caramel liquide atao @ fond de moule ( azo tsy asina raha tsy tianao )
- Atao anaty casserole ny ronono miaraka aminy siramany ary ilay vanille sasana 2 sens longueur ! Rehefa mangotraka tsara dia saromana rakotra ary avela hi infuser tsara .
- Kapoina tahaka ny omelette ny atody dia afangaro @ ilay ronono !
- Asina caramen liquide kely ny fond moule à manqué na à charlotte dia arotsaka ao ny ronono dia alefa lafore à 180° eo mandra pahitanao fa masaka ! Andraona bain marie ilay izy an ! ( maka plat fotsiny dia asina rano mafana dia apetraka eo ambony ilay moule )
Na azonao atao @ ramequins individuels koa !
Andrasana mangatsika tsara vao hampirimina ao @ frigo , vao maika tsara raha servi avina miaraka @ glace vanille na izay parfum tinao !

4. Lilie
(
25/07/2006 12:49)
Misaotra betsaka anao Rafotsy a! Efa ela aho no nanao an'io farany dia tsy tadidiko intsony.Lilie
5. vale
(
25/07/2006 19:50)
Rafotsy a(:oops:tonga ndray Ra-be fanontaniana:-D:°):wink:),, avela hangatsiaka ve ny ronono sa izy mbola mafana iny no arotsaka ny atody voakapoka:roll:? :):):)
6. Rafotsy
(
26/07/2006 04:10)
vale:
Rafotsy a(:oops:tonga ndray Ra-be fanontaniana:-D:°):wink:),, avela hangatsiaka ve ny ronono sa izy mbola mafana iny no arotsaka ny atody voakapoka:roll:? :):):)
Tsy hoe Ra be aky indry fa zah no lasa manontany tena hoe tsy mahay manomé ( ny ahy manko R7 efa fanaoko no omeko , any sady mahandro no manoratra !)
Andrasana infuser tsara ilay ronono , tsy ilay mafana be iny koa fa tonga dia masaka ny atody ! Disons , andrasana mangatsitsika kely ! :-*
7. pili
(
26/07/2006 10:16)
merci bocou rafotsy tam le re7 ah,andraso fa ho andramako io d ho lazaiko an'toi eo ny résultat:lol:,msoooooooooooooootsééééééééééééééé:P