Spectacle NJILA

1. manitou ( 25/07/2006 05:31)
Salama daholo e! za ry reto an tena mpankafy NJILA h@zay ka h@zao, de tena manantena fa ho tsara be mitsy io fampisehona @ 5 sy 6 aout io ao @ palais des sports, sao de mba misy tena fan NJILA koa ianareo? tongava maro be @io an!sady tena au grand complet hotran'ireny t@ taona 80 reny :D:D:D
novalian'i joto ny 01/09/2006 13:49
2. vale ( 25/07/2006 07:56)
manitou: mmmmhhhh:-*, mitovy zany tsika sy enao:}, hihi! fa indrisy fa tsy ho afaka satria aty alavitra be aty !! mazotoa e, dia mba oento eto ny tatitra rehefa vita ny fampisehoana:wink::-*:-*
3. senaivo ( 25/07/2006 09:01)
manitou:

Salama daholo e! za ry reto an tena mpankafy NJILA h@zay ka h@zao, de tena manantena fa ho tsara be mitsy io fampisehona @ 5 sy 6 aout io ao @ palais des sports, sao de mba misy tena fan NJILA koa ianareo? tongava maro be @io an!sady tena au grand complet hotran'ireny t@ taona 80 reny :D:D:D



faly be a fa kay mba misy mpakafy ko ato fa tsy za rery! za zao de hijery 5 et 6 mitsy fa tsy faita firy eto io ka mba manararaotra e! sady za manana CD sy K7 betsaka a!
4. mmimi ( 25/07/2006 09:15)
Mitombo ihany ny isantsika izany an!
Za ko ten,a mba manimanina ny taloha e! Zàra aza ry zareo tena complet marina!

Samy ho any daholo izany isika e!
vale a! aza matahotra fa alefa eto ny tatitra e!

Tena ery aloha be ery daholo isika an! Zà ry reto dia efa tsisy hita daholo intsony ny K7-ko fa CD 1 misy 15 chansons izao sisa no ao!
Ary sô dia fantatrareo ny fi-télécharger-na hira gasy (oh :Njila), eto am net e?
5. sarobidy ( 25/07/2006 09:47)
de atao inna aloha zay mpankafy an'i Njila e , mety oe ho tafaraka am le hijery specta ve sa hamorona club de fan njila ato am serasera ? Zà mantsy mbo anisany :P
6. manitou ( 25/07/2006 10:42)
de mann kosa mou ra mba mamorona club de fan tsika? sa ahona? de mba mifampizara tonokira , vao2, sns e!de ataontsika daholo ze mety:-D:-D:-D
7. jaya ( 25/07/2006 10:49)
zah kouh anisan 'le tena mpankafy NJILA an, tamy fatanoranay tsara manko reny, hahaha

zah hijery le 5-6 aout, de le cabaret eny @ ELDORADO kouh, de hividy CD fa missy fivarotana hono amin 'io

zah mbola manana k7, de cd kouh miss

Hay v i Bidy kouh tia NJILA ehn, tsyka senao woa bdb zvtr itovizana, lol
8. baomijijy ( 25/07/2006 10:57)
za ndray vao aingana iany vo tia njila fa milay kos kalongany, mbola ts teraka mants zaay t@ iz mbol nalaza t@ 80 tany, hihihihi, fa ande mits ka
9. manitou ( 25/07/2006 11:18)
hono hoa ry reto a?sika milaza fa mann K7 Njila moa zany ra azoko tsara asa alo ra mitovy amiko nareo fa ny ahy 8 ny K7 ko de le efa taolo be reny fa ny 1 ihany no vao2 vao haingana:oops:.Afa-baraka fa le pirate taloha elabe reny anie zany e!sady misy mikasaotsaoka be le nalaina tamina spectacle reny sns fa milay aloha e, ao daholo refa hiran'i Njila rehetra. So de misy polisy nareo? maty za:cry::cry::cry:
10. MCZ ( 25/07/2006 11:40)
humm betsaka ny mpankafia izany , ka maninona moa raha mifanao fotoana dia miaraka mijery @ zay milay be ny ambiance éé sa aona hoy nareo héhéhé ; milay io aaa :wink:
11. ikalakintina ( 25/07/2006 13:28)
mazotoa reto de mba itantarao zahay a!
12. vale ( 25/07/2006 16:05)
mmimi: merci aky à!(l):-*:-*:-*
13. ramialy ( 26/07/2006 06:43)
vale ountsouuuuh:-*:-*, mety mbola ho avy any aminareo izy fa aza matahotra njy

jaya:
zah hijery le 5-6 aout, de le cabaret eny @ ELDORADO kouh
mbola tsy henoko izany cabaret izany, fa za alou handeha @ 06, de eldorado kou raha... @ oviana :?:
14. mmimi ( 26/07/2006 07:53)

Lé Eldorado anie tô 28 Juillet e!
Andao tokoa ry reto amorona fan club eto isika a!
Efa mba betsaka ihany anie ny hira nosoratako ao am tonokira ao e! fa afa ny anarako tao!

Izany K7 taloha be izany anie no tena milay e! lé mbola feona kapôka be ireny, lé tena originale e!
Nenà ré dia very daholo ireny nefa tena mila anrény aho a! Tsara koa aloha lé hoe mivarotra CD ry zareo e! fa tena mampanembona mintsy koa lé taloha be!

Miaraka any daholo izany isika ry zareo a!

vale a! tsisy fsôrana re a! Tô mba misehoseho any ihany aza rzareo taloha koa! fa tsy complet aloha e!
15. glou ( 28/07/2006 12:04)

zah kou izy, maninona marina raha manao fotoana araky ny tenin' ny mcz de miaraka daolo @ io spectacle io eh, efa betsaka manko ny hanao fotoana ny spectacle alahady dia eo @ gerb'or ny fotoana @ 3 ora hariva , ka izay vonona ny hanala azy alahady de eo izany mitonona fotsiny we izaho serasera d'efa izy zay , manantena ny ahitanareo zany izahay @ io fotoana io an!masaka io
16. vale ( 28/07/2006 21:47)
:cry::cry: :(
Ramialy: saotra fa tena tsy andriko mihintsy, manararaota tsara @ io an!:-*:-*
17. Kababo ( 29/07/2006 12:00)
sambatra nareo hijery Njila, mampalahelo zahay mpankafy aty @ province tsy andalovan-drizareo. Jereo tsara ny spectacle ry reto dia ataovy tatitra aminay @ antsipiriany. :(
18. pearslove ( 01/08/2006 15:29)
GREAT WISHES,

Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia
19. xxx ( 01/08/2006 15:39)

toa voadingana ilay karaoke hira malagasy
sao de mba olona ihany ity
hummmmmmmmmmm :-w
20. Kababo ( 04/08/2006 07:50)
Ahoana,raikitra ihany ve ilay hoe hijery Njila sa?
dia misy an'io te- ho namana io ka ampandrosoy izy ry reto!Dia mba azo fantarina ve ny mety ho vidin'izany VCD Njila zany, manantena vaovao avy aminareo izahay aty @ province. Bye!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622