TENY VONTOVORONA ...

1. tsoupou ( 22/07/2006 03:07)
Nisy mpianatry vontovorona 2 niaraka, lé bandy bossiste be rent iz mitsam, lé otran adaladala kely reny (:-$)
Mpianatra 1 (sady lasam-borona) : Ary taiza leity no nahitan-là an'iny beka iny
Mpianatra 2 : Kay mo mbol tsy notantaraiko, nisy sipa nifanena tamiko tetsy am tetezana dé tonga dé napetrany ny bekany dé niboridana be iz, dé oz iz tamiko oe alaivo ze tinao. Dé nalaiko lé beka
Mpianatra 1 : Hevitra tsara nénlà, satria lé akanjo sûr oe tsy atonona anlà mitsy
^:^ ^:^ ^:^
novalian'i pissoa ny 27/07/2006 13:12
2. cherinah ( 22/07/2006 07:32)
hahahaha :-D
3. ikalakintina ( 22/07/2006 10:32)
:-D:-D:-D:-D
4. Herimiafina ( 22/07/2006 12:38)
Milay kosa izany revin'izy mitsam izany klé. hehe=))
5. pissoa ( 22/07/2006 13:17)
Fa maninn no tsy maintsy adaladala kely izy mtsam :roll: Ny olona normal izany tsy mahazo tia biskileta sy akanjo mitsiny :lol:
6. Herimiafina ( 22/07/2006 13:19)
ka le sipa kou mety vorombe tsy fihinana knou, tsy aleo le beka no laina retsy ry pissoa! hehehe=))=))
7. pissoa ( 22/07/2006 13:23)
Ka tsy maninn izany ka ... fa tsy ny anontaniako de oe raha olona tsy adaladala kely ve de le vorom-be tsy fihinana zany no nalainy? :-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 22/07/2006 13:24)
Tsy mila mpianatr'i Vontovorona vao handà vorombe kah! Zah klou efa teny fa zah tsy adala izany e! hehehehe=))=))
9. pissoa ( 22/07/2006 13:29)
Haiko ny tsy nampa-adala an'lah zany :-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 22/07/2006 13:33)
Inona ary raha haindry tokoa? hehehehe=))
11. pissoa ( 22/07/2006 13:35)
Voronakely :-D:-D:-D
12. kiali ( 24/07/2006 16:46)
fa inona zany beka??
13. dailynews ( 26/07/2006 16:05)
kiali:

fa inona zany beka??


bisikileta
14. tsoupou ( 26/07/2006 16:30)
kiali:

fa inona zany beka??
Njy kosa e =)), tena tsy hainjy ve zany lé, za afaka hanome cours fiteny otranzany, tsy oe otranzany ny fiteniko an, fa mba manampy anjy daoly zay namana eto e :D


15. Herimiafina ( 27/07/2006 12:38)
Bandy anie leity io ry tsoupou e! hehehehe=))=))
16. pissoa ( 27/07/2006 12:58)
Hitomany eo indray io tsoupou io fa memezo eo :roll:

HM, njy koa ary bandy ataoko njy de maninn - sa mou njy tsy bandy :roll::-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 27/07/2006 13:06)
Misy mitompo tena fatratra injay ato hoe lehilahy i HM marina, hehehehehe=))=))
18. pissoa ( 27/07/2006 13:12)
Renjekaky oo, miovaova ngah :roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1753