MBA VONJEO!!! Visual Basic 3

1. mahni ( 22/07/2006 05:43)
mba vonjeo fa mila logiciel VB3 za fa misy code sy form ary module tsy mety mivoha am VB5 sy 6 aty amiko nefa mihatra aman'aina mitsy satria tsy ho vita ny mémoirako. tsy koi na vidiko aza. ty ny mail-ko: r.mahni6@yahoo.fr na atsoy 033 11 818 48
novalian'i fraz ny 28/07/2006 09:47
2. tsoupou ( 22/07/2006 05:55)
Tena tsy mba misy sur le marché tsony zany ry Mahni, andramo iany alo ao am inform@ctuel e, etsy antanimena en face église catholique
3. mahni ( 22/07/2006 08:55)
ary mety misy fika iany v nefa mba amohana ny makefile(sous vb3) ao am VB6?
4. lapino ( 22/07/2006 12:32)
Sao dia mety hanampy :
http://www.advantageware.com/VBAD_free_tools.htm , http://www.moldyoldy.com/vbcompare/VB3ToVB6.htm (na google)

Tsy haiko koa raha ilay vb3 azo installer-na ity: http://www.geocities.com/peanutbutter88888/

Mazotoa e :)
5. xxx ( 23/07/2006 11:55)
mahagaga zany. angamba tsy ny vb5 sy vb6 ny olana fa ilay OS (ny win xp sy NT no manao an'io matetika). apetrao @ windows 98 ny vb5 na vb6 fa tokony misokatra ny zavatra natao t@ vb3.

ra mbola tsy misokatra dia ilay source mihitsy no:
- mampiasa ocx na dll tsy nazahoana alalana
- mety efa simba

bon courage!
6. fraz ( 28/07/2006 09:47)
Maninona raha sokafana amin'ny éditeur texte tsotra fotsiny dia averina atao @ VB6/5 izay .BAS sy .FRM (.FRX tsy ilaina raha tsy hoe mila paoziny angaha)

Mahereza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873