Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ja ( 20/07/2006 20:00)
do,re, mi, fa .....fa# dia sol
:-D:-D:-D:-D:-D aleo aloha ny a hiome tena marina ity fa tsy blagy na sangy an! nisy ramatoa izay hono prof any tany amin'ny fac iray izay,tena fohy tena fohy za zay lazian'ny oul fa demi portion ... suite
répondu par kiali le 21/07/2006 18:54
Mifenty ( 20/07/2006 19:24)
Gorisa gorisa
mitady ny tonon'ilay hira oe gorisa gorisa zay mahalala fa tsy misy atsy andrefana. Misaotra... suite
répondu par mandrindra le 25/08/2006 10:19
fijo ( 20/07/2006 18:59)
lalam pifidianana any mada
araka ny vaovao hita farany,dia namoaka ampahibemaso ny volavolan dalana mikasika ny fifidianana izay vitany ny FFKM. tsy nahita ilay izy moa ny tenako,fa raha ny fitatitry ny gazety,dia toa mba mano... suite
répondu par prime le 11/09/2006 15:01
soanja ( 20/07/2006 18:32)
trondro sesika
Ary sao mba misy mahay ilay fahandron'ny sinoa trondro sesika. Misaotra mialoha.... suite
répondu par vale le 25/07/2006 19:45
fijo ( 20/07/2006 18:29)
MARION JONES
ndao ary hovana kely ny resaka,ity mpanjakan'ny hazakazaka vehivavy ity indray no ndao resahana kely. fantatra ny resabe tsy nahitana profo nianjady taminy teo aloha teo.nefa izao dia io fa miverina ... suite
répondu par kelly13 le 24/08/2006 10:08
tsoupou ( 20/07/2006 16:16)
FA MANINONA ??? :-w
Fa maninona oa ny vevavy raha oatra oe misy lelahy na tsy mikôty azy aza ka tiany dé hidirana na efa miteny aza lé lelahy oe efa manambady e ??? Gaga fôna a fa mahita bedabe an'zany mitsy a, eto ... suite
répondu par tsoupou le 26/07/2006 14:21
tsoupou ( 20/07/2006 14:38)
TAKELAKA FIFIDIANANA MISS & MISTER
Mba mangataka ny kil Ra-Hery a, mba asio formulaire hanaovana élection miss sy mister serasera eto a. Sa tena manova be ny structure anlé site mitsy ??? Ra mety ranga ka tsy manimba be anlé seras... suite
répondu par tsoupou le 03/08/2006 13:05
lemenakely ( 20/07/2006 13:20)
Raha latsaka ny orana!
Iza kay no anaran'iny mihira ilay hoe :RAHA LATSAKA NY ORANA iny izy sy HARLY RAJAOBELINA no nihira azy tao @ TVM t@ taona 1985 tao @ HILTON t@ izany.Ary lasa aiza iny mpihira iny izao? Raha lats... suite
répondu par Soubee le 05/10/2016 17:08
nenipita ( 20/07/2006 13:03)
frite ovy
ianareo ve efa nanandrana an'ity fomba fahandro iray ity fa olona no nanoro ahy azy ity ka asa na manao ahoana fa mbola vo androany aho no naheno azy: - frite ovy : rehefa manao frite hono dia arots... suite
répondu par Mifenty le 21/07/2006 13:50
babalahy ( 20/07/2006 12:54)
Ny Malagasy any Indonesie.
Ary mba manao ahoana ny Malagasy any indonesie hoatrany tsy misy manontany sa.....Tamin'ilay fiakaran'ny rano farany teo.... suite
répondu par tsoupou le 26/07/2006 14:04
Fanja1 ( 20/07/2006 12:52)
Trois matches de suspensions pour Zidane et deux pour Materr
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138504&onglet=FranceMonde_histo&position=1... suite
répondu par fijo le 25/07/2006 21:37
soanja ( 20/07/2006 12:21)
Sakafo tsy misy hena
Sao mba misy afaka manome havitra ahy amin'ny karazan-doka tsy misy hena (sakafo Malagasy). Ankoatran'ny trondro. Misaotra mialoha. ... suite
répondu par soanja le 01/08/2006 03:36
hafaliana ( 20/07/2006 12:15)
Valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia
Mba nahazendana ihany ry zareo ny maheno ny olona malagasy mandeha eny an-dalana eny fa dia toa lasa lamody mihitsy ny mampifangaro teny ah!asa na le tenin-drazana mihitsy ve no tsy misy ilana azy sa ... suite
répondu par elsami le 27/07/2006 11:30
cutie ( 20/07/2006 11:32)
Fanambadiana
Hono wa e, firy taona eo ho eo kay ny mpisipa no miaraka vo tokony afaka hiroso @ fanambadiana eo @ firaha monina Malagasy ?... suite
répondu par cutie le 27/07/2006 19:54
fasaly ( 20/07/2006 11:09)
Miss serasera 2
Raha lasa ny eritreritro raha nandinika ny namana sipa serasera satria efa ho hanao ny jobily herintaona nandraisako anjara ny forum zà:°):°):°):°) de toy izao manaraka ny miss sersera voafidik... suite
répondu par kally le 27/07/2006 12:03
Fanja1 ( 20/07/2006 08:41)
Inquiétude quant aux disparités de traitement des sans-papie
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138481&onglet=FranceMonde_histo&position=1... suite
répondu par fijo le 20/07/2006 18:36
Herimiafina ( 19/07/2006 19:13)
Vakisiny vaovao miaro amin'ny cancer utérin
Hita ihany ny vakisiny vaovao Gardasil miaro amin'ny cancer ny col de l'utérus. Marihina fa io cancer io dai vokatry ny virus antsoina hoe VPH, izay azo avy amin'ny fanaovana amin'ny partenera be ... suite
répondu par Fiffi le 24/08/2006 06:20
fasaly ( 19/07/2006 14:30)
TENA FALY.........!
Tato ho ato zà de nahatsikaritra fa betsaka ny niditra sy nandray anjara ao amin'ny forum na dinika serasera e! tena mahafinaritra mihintsy satria mba misy namana vaovao manadray anjara fa ny namana ... suite
répondu par prime le 01/08/2006 11:21
tovo ( 19/07/2006 13:26)
Diégo
Hanao vacances iray volana any Antsiranana aho manomboka ny 24 jolay ka mitady namana hifanerasera fa ny ankabeazan'ny vehivavy any mantsy tsy miraharaha ny gasy kely fa ny vahiny be vola ihany no ifa... suite
répondu par prime le 24/08/2006 08:51
piacer ( 19/07/2006 11:21)
amour en amitié
Ialana tsiny raha nataoko teny vahiny ny lohateny za zany efa elabe nisy sipa akamako be, akama fotsiny izy efa ho 6 ans teo angamba zay nisy fotoana nefa tafaraka mission zahay sady ray discipline ... suite
répondu par bobone le 28/08/2006 13:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8142