frite ovy

1. nenipita ( 20/07/2006 13:03)
ianareo ve efa nanandrana an'ity fomba fahandro iray ity fa olona no nanoro ahy azy ity ka asa na manao ahoana fa mbola vo androany aho no naheno azy:
- frite ovy : rehefa manao frite hono dia arotsaka vetivety amin'ny rano efa nangotraka be ny frite efa voatetika iny , dia tsihifina avy eo , izay vao endasina amin'ny menaka , fa tena mikarepoka tsara hono izy amin'nio ny rano mangotraka hono manala ny amidon amin'ilay ovy , mba ilazao aho raha efa nisy nanao io ianareo.,
novalian'i Mifenty ny 21/07/2006 13:50
2. Herimiafina ( 20/07/2006 13:18)
Marian retsy io an! Fa ny ovy anie ka amidon iray manontolo e.
Ny afak'ilay rano angamba dai ny solanine izay mahatonga ny ovy maleboleboka rehefa endasina indraindray.
Na koa ireo saccarose efa niendaka avy amin'ilay amidon.

Iny nofony fotsifotsy iny mantsy amidon daholo.

Ny efa nataoko dai asaiana sira mialoha mba hiala ny ranony dai mikarepoka toy caca-pigeaon tsara izy avy eo. :wink:
3. kally ( 20/07/2006 15:20)
Ie! tsaratsara kokoa izy amin'io : ny fanaovako azy aza voasana dia sasàna dia fonosiko lamba hitsiaka tsara , dia avy eo alatsako anaty rano mangotraka vetivety dia izay vao endasina amin'ny menaka 180°, marihiko fa izaho tsy manisy sira amin'ny frite izany mihitsy fa tsy mahasalama loatra.:wink:
4. Herimiafina ( 20/07/2006 15:23)
Ny sira no tsy mahasalama sa ny sira amin'ny ovy? :-D
5. fijo ( 20/07/2006 17:21)
kally an,ary raha menaka mafana 179° ve tsy mety???:-D:-D:-D za ihany ity kia bla an
6. cutie ( 20/07/2006 17:34)
Mpandefa : kally [ Valio ] 20-07-2006 20:20:00
Lohateny : Re : frite ovy
Ie! tsaratsara kokoa izy amin'io : ny fanaovako azy aza voasana dia sasàna dia fonosiko lamba hitsiaka tsara , dia avy eo alatsako anaty rano mangotraka vetivety dia izay vao endasina amin'ny menaka 180°, marihiko fa izaho tsy manisy sira amin'ny frite izany mihitsy fa tsy mahasalama loatra.

ary tsy asiana poivre koa ve?
Efa henoko le arotsaka @ rano mangotraka io
7. Herimiafina ( 20/07/2006 17:43)
Rehefa masaka izy vao tsara asiana sira kely sy poavra retsy an! Saingy toa mankarary iny sira manta iny.
8. cutie ( 20/07/2006 17:50)
ny ahy asiako poivre sy sira:P
9. Herimiafina ( 20/07/2006 17:52)
Ny ahy rehefa masaka dia asiako fromage dai totofako saosy poutine avy any Canada, eeeehh mahatsiaro poutine izaho izany klé. :miam:
Asiana mayonezy kely de ketisôpy de moutarda! :miam:
10. cutie ( 20/07/2006 17:54)
tsara ve le poutine io:roll::roll:
11. Herimiafina ( 20/07/2006 18:46)
Tsara kah, fa mampatavy fadiranovana.
Asio fromage fotsiny ny frity dai asivo sauce poutine dia vita, ohanina miaraka amin'ny salade voatabia. :miam:
12. vale ( 20/07/2006 19:34)
mmmmmmmm:miam::miam::miam:
13. Mifenty ( 20/07/2006 20:10)


surgélés v zany sa ovy vao novidiana teny am petity vitesy le
14. ikalabozy ( 21/07/2006 08:09)
aza atao an zany ny ovy avy any amnay ry mifenty an !!
ny ah refa karazana fandrahoana ovy presk efa natôko daôl fa ny tena tsara ra atao frite ihany, aleo ze tsotra nefa mijajika tsara. mandany fotôna be zany atao anaty rano mangotraka zany ry zareo an !! ny anay ary mou tsofinay fotsn reny d zay ku !! aza mitady zvt sartr b zany refa maandr hann fa noana ambony eo ihany.:-o
15. gaba ( 21/07/2006 09:03)
tena mampilendalenda zany frite zany an?Ampiaraho @na
moutarde anie io fa tonga dia tafapaka eny ambony ny rahona,tsy mahita izay lalan-kaleha intsony.Mety handalo any @nareo aho raha vao tonga any Frantsa any satria mbola eto Allemagne @izao fotaona izao.
16. Mifenty ( 21/07/2006 13:50)


fa aiza le any aminareo ry ikalabozy hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4438