Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsito
(
17/07/2006 08:47)
vonjeo eglizy aho
manaoana daholo nareo. Sao mba misy mahalala ny eglise evangelique shine ianareo. Pasteur Patrick no mitondra azy.Mijery sy mitady site mety vakiana momba azy aho fa tsy mahita mintsy. Mba te ahalala ...
tohiny
novalian'i tsito ny 12/09/2006 15:24
lemenakely
(
17/07/2006 08:13)
STRIPTEASE tao @ FR3 omaly nahaliana tokoa!
Asa izay nahita ilay émission STRIPTEASE tao @ FR3 omaly fa dia nahaliana tokoa.Momba an'i MODESTINE izay vehivavy malagasy tena courageuse tokoa.. sy ilay rafozan-dahiny izay tsy mifankahazo aminy, ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 06/08/2006 14:16
mihoby
(
17/07/2006 06:02)
ahoana ny atao @ volo mihintsana ?
salut daholy !
mba mila fanampiana ho antsika rehetra izay mahafantatra hoe : ahoana kay ny hatao an' ireny volo mintsana be ireny e? efa nandeha t@ doko fa nijanona kely de miverina indray ,
de m...
tohiny
novalian'i mimich ny 28/08/2006 05:32
LazaDaddy
(
17/07/2006 03:52)
Betapa hebat tuhan ku
Midera anao Andriamanitro
Fa lehibe, fa lehibe
Midera anao Andriamanitro
Fa lehibe, fa lehibe
Mba mila an'io tononkira io aho azafady tompoko.
Misaotra mialoha! :-*...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 18/07/2006 02:46
Ntaolozandriny
(
16/07/2006 17:17)
fanitsiana---tsiky dia ampy
Ilay hira Rabodoniarivo dia efa fantatr'i ny maro (jereo gazety nationaly aogositra 2006 - okto 2006)fa
tsy an'i Tselonina fa an'i jonny R'afa nanao an'i Ravorombazaha, Retsiana. Indro kely fotsiny i...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 09:26
xxx
(
16/07/2006 16:09)
Ovulation maharary
Manaona daholo
Izah reto maharary kibo sy lamosina refa manodidina ny ovulation ah! Dia very ny appetit :( Refa mandeha le glaire ( blanc d'oeuf :-w ) iny dia efa manomboka maharary; otran'ny en rĂ...
tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2006 05:28
Noslid
(
16/07/2006 09:42)
Mila vonjy
mbo ampio zalahy fa tena loza ah! Tsy misy volombava mihitsy aho sady tsy misy volon-tratra de atao'ny sipa fihomehezana foana nefa mba efa 30 taona hany. Inona no tokony hataoko fa mba efa mampiasa r...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 03/09/2006 09:22
texminetsal
(
15/07/2006 19:52)
Mba ampio izahay vaovao eh
Salut daholo eh!
mba mila anareo efa mpikambana izahay fa mbola naivo be nefa te hanao zavatra! sĂ´ de tokony asiana permanence handray izay mpikambana vaovao! hi hi hi:lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:35
malalatinasoa
(
15/07/2006 13:50)
namana ao Thailande
Misy namana ve ao Thailande? iarahana mikorana sy ivanitihana :P...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/08/2006 10:15
ftma
(
15/07/2006 10:31)
Liban
tsy arako aloha ny momba an'io ady io fa na izany aza manahy ihany aho amin'ireo gasy mipetraka any, mikaraka ny ampiodiana ny mponiny any daholo ny firenena rehefa fa ny momba ny gasy no tsy mba heno...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/08/2006 20:42
Fanja1
(
15/07/2006 04:15)
Foot - Transferts
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060715_005330Dev.html...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 01/09/2006 17:01
fijo
(
15/07/2006 02:56)
forza calcio
mbola baolina ihany ity ry fanja an,ho ho ho,fa tsy zidane intsony fa ry zareo italianina indray.
ary ahoana indray ity hosoka be natao tany italie ity le,izao "la juve,lazio de rome ary fiorentina" ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2006 18:23
soanja
(
15/07/2006 00:37)
Ny hiafaran'ny Fanahy
Miovaova be ny fahitan’ireo mpandinika taloha ny momba ny fianan-koavy (Life after Death). Ao amin’ny Genesis 3: 17-19 dia milaza fa nohon’ny fahotan’ny Adama sy Eva dia ho faty isika ary tsy ...
tohiny
novalian'i prime ny 30/08/2006 08:06
salmo
(
14/07/2006 14:47)
Miss Serasera
Espagne no vohaloany amin'ny be ISA sy Sary ary Lamaody. ...
tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 18:25
Fanja1
(
14/07/2006 12:27)
Les médecins possédant un diplôme étranger appelés à faire g
Ho anareo zay manana diploma etranger mipetraka eto frantsa :
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138145&onglet=FranceMonde_histo&position=1...
tohiny
novalian'i Fanja1 ny 16/07/2006 09:04
Mifenty
(
14/07/2006 08:08)
bonne fete daholy e
arahaba tratry ny asaramanitar e...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 17/07/2006 05:16
Nytoh
(
14/07/2006 07:26)
Salut daolo tsika jiaby e!
:D:DSalut e!vao2 be ny tenako ka mba mila akama hifampitafatafa e!hifampizara ny tsiky sy tomany e!zay fa miandry antsika hifampidinika.Courage jiaby e!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/07/2006 15:03
mamzelkely
(
14/07/2006 06:12)
fiterahana
hono aho mbo misy fanotanina manitikitika ny saiko ity : possible ve ny vhv iray ts miteraka nefa tena regulier dôly ny règle-ny zany we normal tsara zany jour de cycle sns sns :roll:...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:21
roserouge
(
13/07/2006 14:50)
IANAREO ROA
Slt daoul e, sao d mba mis manan an'io Tonokira io r'eto nareo an,
IANAREO ROA an'i Njakatiana io an,
Misaotra e, :lol:...
tohiny
novalian'i mihanta ny 17/08/2006 13:45
cutie
(
13/07/2006 14:38)
steak au poivre vert
Raha misy mahay ny fanaovana steak au poivre vert de mba omeo za azafady.
Misaotra mialoha:*:*:*:*...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/07/2006 20:53
