ahoana ny atao @ volo mihintsana ?

1. mihoby ( 17/07/2006 06:02)
salut daholy !
mba mila fanampiana ho antsika rehetra izay mahafantatra hoe : ahoana kay ny hatao an' ireny volo mintsana be ireny e? efa nandeha t@ doko fa nijanona kely de miverina indray ,
de miandry ny hevitrareo e ! misaotra mialoha
novalian'i mimich ny 28/08/2006 05:32
2. pissoa ( 17/07/2006 07:09)
Raha efa tany amin'ny mpitsabo ianao dia maninona raha miverina manao fizaham-pahasalamana lalindalina kokoa. :)
3. lapino ( 17/07/2006 07:35)
Raha haratana izy izao dia azo antoka fa tsy hisy hihintsana intsony :P
4. mihoby ( 17/07/2006 08:47)
pissoa:

Raha efa tany amin'ny mpitsabo ianao dia maninona raha miverina manao fizaham-pahasalamana lalindalina kokoa. :)



Misaotra ny namaly,niverina tany @ Radoko mintsy za hanontany izay tokony ho atao indray ,nefa tsy nahita notenenina tamiko akory izy fa nolazainy hoe andraso hijery boky izy , de tsy nisy tohiny intsony,tsampako hoe sarotra ny mitady fanafody ho any le volo tsy hintsana ka izany no nahatonga ahy hanontany eto ,sao mba misy mahita mora ampiasaina sy tsotsotra nefa mandaitra
5. mihoby ( 17/07/2006 09:00)
lapino:

Raha haratana izy izao dia azo antoka fa tsy hisy hihintsana intsony :P



marina tokoa izany ,tsy mihintsana intsony izy raha haratana fa saingy ny volo ange no mba manome hendrika e, ka raha tsy misy volo ve misy ho azo jerena intsony ? marina raha ho tafavoaka ny trano akory aza,
6. nolalaina ( 17/07/2006 09:44)
mihoby : za kou aky de otrandry!! mila torohevitra fa ny voloko efa miha mihintsana fona surtt refa manasa loha!! (za tsy sahy manasa loha firy tsony zao :twisted: !! hihihi aleko maimbo eo toy zay ho sola!!) raha ny makany @ dokotera ndray dé tsss lery kou aza sola kou.....
Mba omeo hevitra zé manana é!! msôtra!!
Biz doly!!
7. yoanne ( 17/07/2006 10:49)
ny voloko koa de mihitsana be , fa ny antony hono , ny ahy io an , de stresse ka mila alana aloha ny angadrano , ka ny anticap shampoing no natorony, tsara ihany anefa ny mijery doko fa samy manana ny odiny ny olona. veloma e!
8. carole ( 17/07/2006 12:06)
Sao dia manao "séchoir" be koa ianao na mampiasa produits manatso-bolo ? Izany koa tena mampihintsam-bolo be.
9. bnoty ( 17/07/2006 12:15)
ity misy torohevitra ary tena efficace, atao indroa isankerinandro no tena mety raha mahavatra ianao mandritra ny roa volana eo farafahakeliny. Sasana tsara ny loha dia rehefa voakobana tsara madio iny izy dia totona ny ananadrano ary iny ranony iny hosorana tsara @hodidoha rehetra, dia avela amin'izao ao iny fa tsy kobanina akory.
10. slem3m ( 17/07/2006 12:29)
ny ahy foa aloha mihintsana be sady misy angadarano mahery vaika be kanefa ny tena tsara raha mahita petrole hahn ianao dia izay no tena efficace indindra
11. bibilax ( 17/07/2006 16:40)
slt daholo izao indray no malaza any dago any , rehefa sola ianao ka ampaniry volo dia ireny menaka ao anaty kapoty ireny hono noaosotra @ ilay loha sola de maniry iny rehefa afaka andro maromaro , tena marina io fa namako izay no hitako nanao anio sola izy fa nosorany anio fa naniry oa ilay izy tsy mampino fa andramo anie e, kozy io a, ok daholo
12. mamybe ( 18/07/2006 04:42)
Tsy vazivazy io voalazan'i bibilax io. Tsy iray na roa fa maromaro no efa nahita fahombiazana tamin'io. Ny tena ampiasain'ny maro aloha dia ny "Protector plus" e! Samy manana ny karazany mantsy ny lubrifiant @ condom, ka asa ny condoms sasany raha manana izay vertue izay na ahoana. Raha toa ve ka condom lubrifié @ spermicide... sao dia vao maika sola be e? Tsy haiko aloha ny fanaporofoana azy ara-tsiantifika fa dia we betsaka no efa nitsangam-bolo noho ny "protector plus e!:idea::idea::idea:
13. mihoby ( 18/07/2006 08:25)
[quote=slem3m]
ny ahy foa aloha mihintsana be sady misy angadarano mahery vaika be kanefa ny tena tsara raha mahita petrole hahn ianao dia izay no tena efficace indindra
[/quote

Misaotra @ hevitra e! nefa atao ahoana ny fampiasana any le petrole ?
de ahoana ny fofony sa misy fanalefahana azy ?
14. mihoby ( 18/07/2006 08:33)
nolalaina an! mitovy izany isika roa , ity ankia misy toro hevitra iray henoko t@ radio an, hasina nivaquine 3 hono ny apres shampooing isakin\'ny manasa loha , in-3 na in-4 atao hono io vao mijanona le volo mihintsana , andao ankia mba handramana fa sao mahasoa an,
15. mihoby ( 18/07/2006 08:38)
bnoty:

ity misy torohevitra ary tena efficace, atao indroa isankerinandro no tena mety raha mahavatra ianao mandritra ny roa volana eo farafahakeliny. Sasana tsara ny loha dia rehefa voakobana tsara madio iny izy dia totona ny ananadrano ary iny ranony iny hosorana tsara @hodidoha rehetra, dia avela amin'izao ao iny fa tsy kobanina akory.




Misaotra bnoty fa andeha handramana koa io anandrano io an, ho atao mintsy mantsy fa tsy handramana fotsiny e,
Holazaiko eto ihany izay mahoby @ ireo
16. watafon ( 18/07/2006 08:42)
mihoby: ilay volo mihintsana v moa tena betsaka mihitsy sa hoe ilay misy manaraka ny fihogo refa mibango volo? misy cycle de vie mantsy ny volo e! k normal raha misy mihitsana isan'andro ! fa zao e: misy toromarika momba ny sakafo tsara hohanina zany ity raha manana olana ohatran'izao : tokony ho renforcer-na ny fihinanana sakafo betsaka vitamine E izany oe rehefa mety ho zava-pihinana mavomavo zany: voatavo,papay,... d ny zavokà koa, mi renforcer ny système pilleux mantsy ireo d tsy mampihongotra ny volo loatra e!
17. mihoby ( 18/07/2006 08:44)
yoanne:

ny voloko koa de mihitsana be , fa ny antony hono , ny ahy io an , de stresse ka mila alana aloha ny angadrano , ka ny anticap shampoing no natorony, tsara ihany anefa ny mijery doko fa samy manana ny odiny ny olona. veloma e!



izay aloha e, mety @ hodi-dohan'ny hafa mety tsy ho zakany sasany ,nefa raha tsy handramana koa anie tsy ho hita hoe mety na tsy e,ne zaka na tsia,
fa io nanala angandrano io ange ankia ry yoanne no nampihintsana ny voloko voalohany de hatramin' izao e!
18. watafon ( 18/07/2006 08:53)
mihoby: d zay kou aloha e! mila tsaboina le hagadrano , io ndray alou mila fitilina mihitsy amzay hita le fototra nahatonga ilay izy e! misy karazany mantsy reny hagadrano ireny e! indraindray stress ftsn d mapivoak azy, mety ho mycoses izy, na psoriasis, k mila mande dermatologue enao alou !
19. nolalaina ( 18/07/2006 08:53)
mihoby:

nolalaina an! mitovy izany isika roa , ity ankia misy toro hevitra iray henoko t@ radio an, hasina nivaquine 3 hono ny apres shampooing isakin\'ny manasa loha , in-3 na in-4 atao hono io vao mijanona le volo mihintsana , andao ankia mba handramana fa sao mahasoa an,



za aky te hanandrana zé lazaina retra fa tsoriko ary tsy afeniko fa mataotra ihany za!!tsy oé tsy matoky sanatria fa sô dé oé tsy mety @ko ka vô maika mihitsana!! :?
Fa na dé zany aza dé misôtra anreo zé nanomé hevitra retra !! bizzz doly :-*
20. mihoby ( 18/07/2006 08:53)
carole:

Sao dia manao "séchoir" be koa ianao na mampiasa produits manatso-bolo ? Izany koa tena mampihintsam-bolo be.



isaki'ny tapabolana za no manao volo sa mbola matetika ve izany ? ny voloko tsotra ihany tsy de mila sotomina be fa mba atao2 kely fotsiny,nefa tsy haiko hoe mety nampihitsana azy ihany ve izany, fa ny tena tadidiko nihitsanany voalohany de za nanala angadrano,de nampiasa savony le manala angadrano ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3152