ahoana ny atao @ volo mihintsana ?
42. mihoby
(
24/07/2006 06:17)
Zina:
ary to niova tokoa izy ity? miranto? mihoby? hummmm
miranto a tsisy fisaorana fa dia bonne chance amin'ny recherche an.
azafady fa mihoby no izy fa namako i miranto fa t@ ordi any aho no nijery mo ity efa nisokatra teo de izay no nahatonga any le izy lasa miranto fa adinoko koa no nanova ny pseudo,
misaotra @ firariantsoa e!
43. watafon
(
25/07/2006 17:48)
mihoby! tsy maninn akia zany an ! :-*
mamzel: ary tsy voamariko iny ! :-D:-D:-D:-D
mamzel: ary tsy voamariko iny ! :-D:-D:-D:-D
44. fijo
(
25/07/2006 21:24)
ny ahy ,na mihoby na miranto tiako daholo ka.
wata,manadino ndray radoko an
wata,manadino ndray radoko an
45. watafon
(
26/07/2006 08:51)
fijo: :-D:-D:-D ary rah hoe mihobiranto v tsy mahafatifaty ery ? :-D
51. nolalaina
(
28/07/2006 20:24)
Ny volon'oul mihitsana ihany lôzanareo mitady anarana!! :x zao no mitohy de ho sola ihany za ny farany :cry:
53. nolalaina
(
29/07/2006 17:37)
kay!! otran'ny naniry tampoka zany ny voloko!! hihihihi
merciiiiii!! :-* :-* aza ajanona tsony lé fikarakarana an!! :wink:
merciiiiii!! :-* :-* aza ajanona tsony lé fikarakarana an!! :wink:
54. watafon
(
29/07/2006 18:05)
aza manahy fa ataontsika periodique mihitsy ny fanaraha-maso k ! hitanjy ! zay ary izy d efa naniry sahady ! :-*:-D
55. nolalaina
(
29/07/2006 20:12)
hihihihihi ka louz fa naniry h@ volo-tongotra kou!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
57. isrine
(
01/08/2006 11:07)
Andraso @ fotoana mangatsiaka de raser-o ny volo, @ izay hahita vokatra tena tsara. Sady @ izay manko afaka manisy satroka ba, fa ny andro mangatsiaka rahateo.
