ahoana ny atao @ volo mihintsana ?
21. mihoby
(
18/07/2006 09:05)
watafon:
mihoby: ilay volo mihintsana v moa tena betsaka mihitsy sa hoe ilay misy manaraka ny fihogo refa mibango volo? misy cycle de vie mantsy ny volo e! k normal raha misy mihitsana isan'andro ! fa zao e: misy toromarika momba ny sakafo tsara hohanina zany ity raha manana olana ohatran'izao : tokony ho renforcer-na ny fihinanana sakafo betsaka vitamine E izany oe rehefa mety ho zava-pihinana mavomavo zany: voatavo,papay,... d ny zavokà koa, mi renforcer ny système pilleux mantsy ireo d tsy mampihongotra ny volo loatra e!
le volo an, rehefa bangoina de misy ny manaraka ny fihogo no misy le miraraka @ tany na feno ny akanjo, izany hoe betsaka le mihintsana e,
misaotra anao aloha manoro hevitra e, hatramin' ny nampangatsiaka ny andro izay de tsy de nihinana voakazo firy aho fa zvt mafana foana , andeha mba ihinana voatavo za zany de hiezaka ny hinana voankazo koa sy izay sakafo mavomavo e,
22. mihoby
(
18/07/2006 09:13)
watafon:
mihoby: d zay kou aloha e! mila tsaboina le hagadrano , io ndray alou mila fitilina mihitsy amzay hita le fototra nahatonga ilay izy e! misy karazany mantsy reny hagadrano ireny e! indraindray stress ftsn d mapivoak azy, mety ho mycoses izy, na psoriasis, k mila mande dermatologue enao alou !
misaotra anao aloha @ le toro hevitra e! tena namana mahafinaritra enao, le angadrano @ lohako indray an, tadidiko hoe nanasa loha t@ savony manitra za lasa feno angadrano, rehefa asiko bain d'huile de tsy misy angandrano mintsy fa saingy tsy tiko fotsiny le volo be menaka
23. Achia
(
18/07/2006 09:55)
misy koa ny olona raha mampinono dia mihitsana ny volo ;misy ndray manaranaka raha nisy sola tany @ ray be na reny be nao tany dia manomboka 36 ans eo no manomboka mihitsana ny volo dia miha sola rehefa miha lehibe;misy avy @ agadrano ;misy avy @ stresse;ka miankina @ toebatan(ny tsirairay io;ka raha taranak'olona mora sola dia aza reraka mitady hvt laotra :lol:
24. mamzelkely
(
18/07/2006 10:49)
misy traitement anie ny chutte de cheuveux ee fa ts haiko we inn asina serum angamba izy zay sa inn mo :roll:
28. watafon
(
19/07/2006 08:59)
eka ozy ! :wink: k io kosa anie lesy no tena manome endrika ny sipa sa ahoan ry mamzel ? :wink::-D
31. Zina
(
19/07/2006 17:13)
Mihoby a,
marina daholo ireo mahatonga ny chute de cheveux ireo. Ny rano ko jerevo any dago aloha tsy fantatro raha misy fa ao frantsa (europe) be calcaire be ny rano dia mampihitsina volo be, ny stress ko no itako tena mahavoa an'io..
marina daholo ireo mahatonga ny chute de cheveux ireo. Ny rano ko jerevo any dago aloha tsy fantatro raha misy fa ao frantsa (europe) be calcaire be ny rano dia mampihitsina volo be, ny stress ko no itako tena mahavoa an'io..
34. miranto
(
20/07/2006 07:29)
Zina:
Mihoby a,
marina daholo ireo mahatonga ny chute de cheveux ireo. Ny rano ko jerevo any dago aloha tsy fantatro raha misy fa ao frantsa (europe) be calcaire be ny rano dia mampihitsina volo be, ny stress ko no itako tena mahavoa an'io..
misaotra ankia zina nandray anjara an , de misaotra ny namana rehetra izay nandray anjara ihany koa ! ao fa hiezaka za hanatan- teraka izay torohevitrin' ny namana rehetra e,ka nefa mbola miandry izay manana hevitra ihany
37. fijo
(
20/07/2006 18:06)
"mi" no iraisany aloha ry wata,fa le tohiny safidy iny,na ranto na hoby.ho ho ho
39. Zina
(
20/07/2006 19:58)
ary to niova tokoa izy ity? miranto? mihoby? hummmm
miranto a tsisy fisaorana fa dia bonne chance amin'ny recherche an.
miranto a tsisy fisaorana fa dia bonne chance amin'ny recherche an.
40. mamzelkely
(
21/07/2006 12:31)
watafon taiza ko no mbola ts hitanao :roll: efa hitanao ee :-D:-D