ahoana ny atao @ volo mihintsana ?

61. nolalaina ( 01/08/2006 20:50)
watafon : :-D :-D :-D :-D

fijo an!! za kou te hisintona mafy !!
62. Fiffi ( 02/08/2006 05:04)
tsy harary ve zany ?
63. fijo ( 02/08/2006 18:40)
an an maka tsirony ka
64. watafon ( 02/08/2006 19:23)
nolalaina : hisintona inn njy akia ? :-D:-D
65. Fiffi ( 03/08/2006 04:49)
66. nolalaina ( 03/08/2006 11:48)
watafon:

nolalaina : hisintona inn njy akia ? :-D:-D



hihihihihi!! lé tin'i fijo sintonina ka!! :wink:
67. watafon ( 03/08/2006 14:16)
hay moa ! ny voloko nefa fohikely tsy mety raha tsy izany ...:-D:-D:-D
68. fijo ( 03/08/2006 19:01)
tandremo letsy fa ny sofina no sintoniny eo an.
69. watafon ( 07/08/2006 18:04)
ooohhh! iny ndray no tsy nieritreretiko an !
70. fijo ( 08/08/2006 17:10)
tandremo ihnay fa sao hummmm
71. watafon ( 10/08/2006 18:36)
:-D:-D
72. mimich ( 11/08/2006 09:43)
mba nanatena aho fa hitohy h@ farany ny fampaniriana ny volo miongotra kay , fanongitam-bolo no niafarany :-D:-D:-D:-D:-D
73. fijo ( 11/08/2006 19:01)
resaka volo ihany izay ko
74. watafon ( 15/08/2006 20:19)
mimich ::-D:-D:-D
75. mimich ( 16/08/2006 08:14)
fijo> ka inn no betsaka , ny voaongotra sa ny naniry
wata> ok zay sao tapa-tsinay eo radoko ko tsy ampy ndray ny mpitsabo kooa
76. watafon ( 16/08/2006 19:53)
efa zatra e! :-D:-D:-D
77. fijo ( 16/08/2006 21:15)
mimich an,mba isao kely ao e.
78. mimich ( 17/08/2006 08:58)
fijo> le miongotra sa le maniry no isaina , de isaina avy aiza ( aloha , aoriana,ambony , ambany)?????????????:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
79. fijo ( 17/08/2006 19:22)
le ao am...bany aloha,
80. mimich ( 18/08/2006 06:24)
sarooooooooootra be ilay manisa azy zany fa mila jiro fa efa somary pahapahana ihany eee, efa 4 maso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0452