Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gountera ( 18/07/2006 11:57)
Aôna ny hevitrareo ny @firaisana alohan'nymariage,Fahotana?
Tô mapsalasala iany mants le iz ts mis tenin'Andiamantr direct mants oe ny firaisan aloh ny vady dia mijangajanga fa ny mis de oe mijangajanga ny mapirafy ny efa vadiny no défini ao!de nefa ve rah o... tohiny
novalian'i zo6 ny 18/08/2016 09:49
rabaradaka ( 18/07/2006 10:56)
Nanao ahoana toko izay i dadatoa Jaojoby sy Ifanihy
Mba nanao ahoanatokoa re izay i dadatoa Jaojoby sy Ifanihy e ? ... tohiny
novalian'i boboly ny 25/07/2006 08:33
xxx ( 18/07/2006 09:56)
ary raha anga-drano
De raha anga-drano ndray izy de atao aôna ?... tohiny
novalian'i watafon ny 09/09/2006 14:08
mamzelkely ( 18/07/2006 06:41)
'lay tia anao
misy hira vavao be zay wa hiran'i Marion, sô de mbô misy manana ny tonony fa izy ôtrany kentsona be zay refa mihira an le izy de ts azoko mits ny lazainy :-D:-D micii d'avansa:-D:-D:-*... tohiny
naritsimba ( 18/07/2006 05:53)
FIFIDIANANA FILOHAN'NY FIMPIMA
Manentana antsika izay namana ato ka efa mpikambana tao amin'ny FIKAMBANAN'NY MPIKABARY MALAGASY mba ho tonga hifidy ny Filohan'ny FI.MPI.MA. Fidio ny kandida : Andriamatoa ANDRIAMIARANA Mbolati... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:14
xxx ( 18/07/2006 05:40)
vehivavy tia mampiseho
mafana ny andro eto frantsa izao, manao jupe daholo ny ankabeazan'ny oll, ary efa miakatrakatra ihany ny hafohiny . Misy tena tia mampiseo ny ao anatiny ny vazaha , izaho koa moa dia tena ti... tohiny
novalian'i hugh_hary ny 11/03/2020 11:45
tsiahi ( 18/07/2006 05:36)
fichier midi
manao ahoana daholo. Mitady fichier midi- an'ireny hirampivavahana gasy ierny aho, indrindra ny fihirana fanampiny .misaotra e... tohiny
HESHA ( 18/07/2006 05:20)
BADMINTON
Salama daholo. Mba saika hanontany ra mba misy mahay hoe aiza avy ny terrain azo ilalaovana badminton eto antananarivo de aona no fidirana membre na club. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i HESHA ny 22/07/2006 10:33
salmo ( 18/07/2006 00:33)
ny +30ans mitady fifandraisana amin'ny chat
Iza nareo no mino sy manaiky fa mbola zaza miala sakany foana hatramin'izao??. Dia miditra ao @ chat karanjia, ka rehefa mahita zazakely vao miala sakany dia variana ery ny mifandray resaka aminy. Nef... tohiny
lazounet ( 17/07/2006 20:28)
Olana sa ...?
Eo @ pejy fandraisana misy fanambaràna fa nahazo hafatra miisa 8 aho... Tsy hitako anefa izy ireo rehefa manokatra ny "hafatra voaray" aho... Tsy atahorana ho very ve ireo hafatra ireo rehefa ... tohiny
novalian'i MASSY ny 15/12/2007 14:44
niryna ( 17/07/2006 19:51)
Hmm!
Maninona no mbola tsy miditra mandray anjara akory ny tena dia efa tsy mety tafiditra izay tiana ho resahina?Mety ho diso ve ny karan-dohany? Jereo ity [b]Tsy mbola afaka manoratra Vao minitra vit... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 21:41
xxx ( 17/07/2006 18:22)
mila hevitra momba ny vady
za zany manambady mbola tsy misy zaza fa vo bevoka ; ny olako de io vadiko io na t@ mbola tsy bevoka ary za defa tsy de mazoto miray amiko fa za foana no manao 1er pas en plus mba menatra iha... tohiny
novalian'i booboo ny 19/12/2007 22:34
adidy ( 17/07/2006 17:28)
ivato
Manahirana ve ry reto raha mitondra ordi portable any Dago eo Ivato? Mila vaniny ve ny douanier?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 04:30
tslem ( 17/07/2006 16:50)
momba ny serasera
Mbola misy tsy mety kely ilay daty, niverina 17/07/2006 ndray, ataoko eto dia mba hitan'ny tomponandraikitra fa mety sahirana izy ka mbola tsy voahitsiny ny daty,tsy mora ny manao zavatra :P... tohiny
lost ( 17/07/2006 15:54)
sans papier!!
Asa na aona ihany no ifaran'izy ity!!http://fr.yahoo.com/r/nw/fd/4/*http://fr.fc.yahoo.com/i/immigration.html... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2006 19:49
boboly ( 17/07/2006 13:32)
info-mozika
8)slt! mba mitady torohevitra amin'ny fampiasana "nuendo 2",ny mampiditra ny plug in amin'ilay hira midi no itadiavako hevitra... tohiny
novalian'i megabass ny 18/07/2006 09:06
rabaradaka ( 17/07/2006 12:31)
Inona tokoa moa ny logo an'ity serasera ity
Mba liana re ry dadatoa ka manontany : io ambony io ve zany ny logo an'ity takelakatsika ity. Fa de misaotra sahady amin'ny valin-teninao... tohiny
novalian'i mahni ny 11/01/2007 19:35
rabaradaka ( 17/07/2006 11:02)
Ny osy sy ny bokin'ny faminaniana ao amin'ny Baiboly
Misy ifandraisany tokoa ve ny osy sy ny asan-devoly ?... tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 12:22
booboo ( 17/07/2006 10:41)
zany ve ?
Mahavariana ahy hôa ny olona mpiteny hoe " sarotra ny mandainga ... " reny e ! nefa toa tsy sarotra zany fa tena mora kely mihitsy ny mandainga ! sa tena sarotra marina ? ... tohiny
jaya ( 17/07/2006 09:34)
Tsisy resaka afatsy foot v, basket ohatra
marina fa b mpitia ny fott, zah anisany. fa ato v tsy mba miss mpankafy basket mintsy ? mba asio resaka njay ny amin'io rangah, na eto amintsika na any ivelany sur an... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 19:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0463