sans papier!!

1. lost ( 17/07/2006 15:54)
Asa na aona ihany no ifaran'izy ity!!http://fr.yahoo.com/r/nw/fd/4/*http://fr.fc.yahoo.com/i/immigration.html
répondu par fijo le 21/07/2006 19:49
2. sipagasy ( 17/07/2006 16:15)
mmhhhhh
3. Fanja1 ( 18/07/2006 04:19)
tena mmmhhh marina sipagasy
4. booboo ( 18/07/2006 08:03)
re-mmmmmhhh
5. Herimiafina ( 18/07/2006 12:07)
Asaivo mody izy fa inona aza no ataony any e! :wink:
6. prime ( 18/07/2006 12:12)
mi-bizna...:°)
7. Achia ( 18/07/2006 18:34)
ka ny @ tanana tsisy asa ko inona ary ny kandra ko kely , hikilandy ihany zany ve handry andriran-antsy ny tena efa mbo zatra nandray erro nde handray ariary
hmmm mangidy ihany tsita e !
8. fijo ( 18/07/2006 20:17)
raha mbola tsy tratra aloha,dia mijanona raha miasa
9. prime ( 19/07/2006 12:53)
:°):-D:-D
10. fijo ( 19/07/2006 18:30)
ka sosy io ko
11. prime ( 21/07/2006 09:52)
sosy lasary sa sosy sakay???:-D:-D:-D
12. fijo ( 21/07/2006 19:49)
sakay sy manga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599