Ny osy sy ny bokin'ny faminaniana ao amin'ny Baiboly
1. rabaradaka
(
17/07/2006 11:02)
Misy ifandraisany tokoa ve ny osy sy ny asan-devoly ?
novalian'i prime ny 18/07/2006 12:22
2. lapino
(
17/07/2006 11:10)
Raha fifandraisany mivantana dia jereo ny endrik'izany hoe Baphomet http://lapino.blaogy.com/post/7/879 :wink:
Fa ao amin'ny baiboly izao ny miresaka osy, dia
- ilay resaka osy ampitondraina ny fahotan'ny olona any an'efitra (bouc émissaire)
- ilay resaka manavaka ny ondry sy ny osy ao amin'ny apokalypsy tsy tadidiko

3. jentilisa
(
17/07/2006 13:01)
an!an! ao amin'ny matio no misy ilay fifanavahan'ny ondry amin'ny osy ka... ilay osy toy ny mitondra ny fahotana izany no toy ny hoe lsa ratsy izany e!
4. dadabe
(
17/07/2006 13:48)
Mpandefa : rabaradaka [ Valio ] 17-07-2006 16:02:31
Lohateny : Ny osy sy ny bokin'ny faminaniana ao amin'ny Baiboly
Misy ifandraisany tokoa ve ny osy sy ny asan-devoly ?
osy sy ny faminaniana anie no size e, sao dia mivoka ny size nareo izany .:roll: