info-mozika

1. boboly ( 17/07/2006 13:32)
8)slt! mba mitady torohevitra amin'ny fampiasana "nuendo 2",ny mampiditra ny plug in amin'ilay hira midi no itadiavako hevitra
novalian'i megabass ny 18/07/2006 09:06
2. megabass ( 18/07/2006 09:06)
Salut
Taloha aho no nampiasa cubase/nuendo dia najanoko fa compliqué dia niova Mackie Traction 2 (100 fois plus simple et 4 fois moins cher). Enfantin mihitsy ny Traction anefa ny qualité tsara koa, ny maketiko rehetra dia Traction 2 izaho fa ny cubase sx3 dia noesoriko mihitsy.
Ny Nuendo 2 dia misy manuel ato à bibliotheque ato ampiasana fa congé pendant 15 jours ny mpiasa rehefa miverina izy dia omeko renseignement ianao.
Normalement ny plugins dia tonga dia mipetraka @ arborescence ny plugins nuendo na koa ny vst plugins steinberg dia rehefa manokatra ilay piste ianao dia "assigné-na à io fotsiny ny plugins tinao atao", tsyato antsaiko intsony ny interface miseho fa rehefa manampotoana aho mijery tsara. Misy koa ny forum internet milaza fa misy olana ny nuendo mombany midi(jereo ny forum audiofanzine.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1608