vehivavy tia mampiseho
64. fasaly
(
21/07/2006 10:23)
aleo hihidy ihany kalou aza fa mafàna beuh zao be ni lalitraka sao de hidiran'ny lalitra eo:-D
68. nolalaina
(
25/07/2006 13:48)
pissoa:
Fa hono hoa. Mandroso ve rehefa miverina amin'ny fanaovana salaka fotsiny sa mihemotra e, tsy azoko mihitsy ^^ Sa le izy salaka tsara zaitra no mahatonga an'le oe mandroso :-D:-D:-D
Mdrrrrrrrr!! :-D :-D :-D tsy ratsy kous iny eritreritra 1 iny ka!!
Mety misy zvt mandroso kous aky ao pissoa an!! :wink:
diniho tsara fa misy mandroso ao!! :-D :-D
69. titis
(
25/07/2006 14:22)
Mbola daoro ny entana matoa aderaderany fa tena misy tokoa aloha vehivavy tena mahasahy miboridana eny @ plage tsisy henatra mitsy a!za tena mahita foana !
nonon'ny sasany zany efa mitarozoka be dia tena tsy ivakiany loha mitsy fa mafana hono ny andro.
nonon'ny sasany zany efa mitarozoka be dia tena tsy ivakiany loha mitsy fa mafana hono ny andro.
70. nolalaina
(
25/07/2006 15:15)
8O 8O 8O 8O
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-$
titis:
Mbola daoro ny entana matoa aderaderany fa tena misy tokoa aloha vehivavy tena mahasahy miboridana !
nonon'ny sasany dia tena tsy ivakiany loha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-$
72. kalina80
(
28/08/2006 13:56)
xxx:
mafana ny andro eto frantsa izao, manao jupe daholo ny ankabeazan'ny oll, ary efa miakatrakatra ihany ny hafohiny .
Misy tena tia mampiseo ny ao anatiny ny vazaha , izaho koa moa dia tena tia mijery .Mahita fafiny ve ianareo vvv @ zany .
ary ny gasy manao anireny ve tsy mahagaga ano?