Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
12/07/2006 11:53)
sary eto @ serasera
Mijerijery eto wa za ry njareo dia variana mahita ny sarintsarin'ny sasany eto, indrindra fa ny tovovavy mipôzy ery. Dia tonga saina kely ihany hoe sipa ve no tena tadiavinareo eto sa inona ? Tsara n...
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 21/08/2006 11:21
lemenakely
(
12/07/2006 10:48)
Raharaha JULIETTE LARCHER mahalasa saina tokoa!
Asa tsy vitsy tamintsika angamba no nanontany tena t@ 26 juin farany teo nanoloana ny vavahadin'ny ambassade gasy eto PARIS .T@ io andro io tokoa dia nisy andian'olona nitondra pancarte sy nisiotsiok...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/09/2006 07:43
mandrindra
(
12/07/2006 09:04)
nitondra zava-baovao i zidane
izao dia lasa nitobo ny voambolana frantsay, misy izany ny hoe zizouter na mitifitra koudeboula.
dia nivoaka koa ny hira vaovao sendra henoko tamin'ny onjampeo hoe :la danse du coup de boule angaha...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 18:54
labelkely
(
12/07/2006 08:39)
akory iaby e
salut nareo!
zao koa le vaovao atoa
mba te hisafasafa miaraky aminareo koa
zahy atoy koa mangiky ka mba mila nama koa
zay moa le fa bakeo koa
karaha mba matariky koa ngy nama ato zao?
OK MOA...
tohiny
novalian'i labelkely ny 25/07/2006 08:07
Aino
(
12/07/2006 08:35)
inn no azoko atao?
izhao ry zareo efa zatra ny miditra internet na koa mikitika ord... tontolo andro tsy maintsy miditra kely tsy mety ny tanako sy ny saiko raha tsy miditra kely mikitikitika eto!! indrindra moa fa eto ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 18/07/2006 14:33
touky
(
12/07/2006 08:12)
salut nareo,za vaovao be!
Bjr daholo,
Za zany vaovao e,eto @ net no asako de mitady olona hiresadresaka sy hifampizara ny zava-misy é,ny mahafinaritra,ny mampalahelo,zany hoe tena namana e,mino aho fa mazava ny tiako ambara,...
tohiny
novalian'i arson ny 02/08/2006 04:58
solofoakony
(
12/07/2006 08:05)
Tantaram-piainako
Izaho dia mba mangataka an(io tononkiran'ny tarika Ny Ainga io fa tsy tena izay angamba no lohateniny kanefa mino aho fa mahalaza azy io ....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 07:25
Fanja1
(
12/07/2006 07:39)
Le titre de Zidane menacé
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060712_104255Dev.html...
tohiny
novalian'i Fanja1 ny 19/07/2006 09:18
benoro
(
12/07/2006 07:23)
VAOVAO AVY AMIN I LOLO SY NY TARINY
http://madagascar-id.typepad.com/
[i](azo natao teny gasy)[/i]
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i eisy ny 17/08/2006 10:53
xxx
(
12/07/2006 06:40)
mba apio
manahoana daholo isika rehetra
izaho izany dia manana probleme zany hoe tsy dia tena probleme be makaiza fa ilako torohevitra avy aminareo
izao aza ilay olana:
izaho dia miaraka amin'a olona ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 26/07/2006 08:15
ainakelyio
(
12/07/2006 05:47)
hitady tononkira mihetsika(animation)
mba oeo an'ireto é! zay manana
-malilo,malilo,malilo o
-samy mafaoka (jerry marcos)
-viavy tsara (lola lahy)
-ambiance (dondolah&tahiry )
-......izay fantatraro fa metry é!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 06:12
Fanja1
(
12/07/2006 04:55)
mmhhh
[img]http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin951[/img]...
tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 07:02
natty
(
12/07/2006 04:35)
pazzapa
aona ny fahitanareo ny prestation an le manao pazzapa tam ity??...... jusqu'a maintenant lou mbl tsisy tsara hitako mits..... mety ho tsara nohon'ny tam herintaona v ny feo am ity??...
tohiny
novalian'i natty ny 28/07/2006 04:24
fasaly
(
12/07/2006 03:56)
malahelo!!!!
malahelo an'i sasa sahady aho zany!!!!:cry::cry::cry::cry::cry::cry::snif::snif::snif::snif::snif::snif:...
tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:13
salmo
(
12/07/2006 01:22)
www.madagate.com
Ny Malagasy ao amin'ny video dia feno fahalalan-tsaina... ary miavaka tokoa sady misy fihavanany amin'ny hafa. que bien, mola, yo tambien ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 12:16
lapino
(
11/07/2006 23:59)
ONU, Didipôtra sy SIDA
Tsy niteniteny foana akory ny RTA henon'i ivaviantsoa amin'ny resahany atsy ambadika io. Efa betsabetsaka ihany ny études momba an'io no nisy, ary izao dia efa ho lasa programan'ny firenena mikambana...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 19:41
fijo
(
11/07/2006 19:59)
namana mpitsabo
za mahita fa betsaka ny namana mpitsabo eto,na avy any mada na ny aty ivelany,ka maninona nareo raha mba manao fifanakalozana zavatra hita"fomba fitsabo,na fanafody fampiasa ohatra"
asa;,mety mba ahi...
tohiny
novalian'i papounette ny 16/11/2006 18:47
hery
(
11/07/2006 19:28)
Green: Lay tsy miova
Sao dia mba misy manana ny tononkiran'i Green ilay hoe "Lay tsy miova"? Misy ao amin'ny radiovazogasy.com ilay hira fa tsy mbola ao amin'ny tononkira ny tonony kanefa tiako be :-)
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 07:23
dailynews
(
11/07/2006 18:19)
bevohoka
tsy maintsy mandrangorango foana ve rehefa bevohoka sa mba azo controler na ihany? ary tokony hoe ratsiana sakafo foana koa ve ? ...
tohiny
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 09:38
ja
(
11/07/2006 17:44)
io fitiavana io ihany....
Humm tsy izany manko fa nostalgika aho tato dia mba niheno hira gasy e!dia f'anga tsy loza?
voa miha déprimée(:-D:-D:-D:-D:-D)!
sérieux e!niheno ka niheno ka hira pitiavana sy milantolanto dahol...
tohiny
novalian'i ja ny 21/07/2006 15:46
