bevohoka

1. dailynews ( 11/07/2006 18:19)
tsy maintsy mandrangorango foana ve rehefa bevohoka sa mba azo controler na ihany? ary tokony hoe ratsiana sakafo foana koa ve ?
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 09:38
2. bonnechance ( 11/07/2006 20:01)
Tsy voatery . za efa bevohoka ary tena tsy nanao zany mitsy. Ny sakafoko normal sady tsy nisy naharatsina fa ny quantité fotsiny no somary nitombo oh ny mahazatra. AMiko miankina @ toebatan'ny tsirairay io fa tena tsy voatery mitsy.
3. sakaizakely ( 12/07/2006 05:02)
Ny ratsiana dia tsy azonao ialana fa tena maka anaty mihintsy. Ny antenaina fotsiny dia enga anie tsy sakafo mampatavy ilay izy. Nenà t@ zanako 1° jambon sy cornichons no sakafoko maraina, ilay vinaigre mahery be iny mintsy no tiko. T@ faha 2 cassoulet :^) Na dia izany aza dia tokony mifehy tena ihany satria gidragidra be ny manary ny kilao be azo avy eo. Tsy hoe fatalité ny miha-matavy fa mitandrema tsara. Manatona diététicienne
4. sechat ( 12/07/2006 07:08)
Za aloha tsy mirangorago izany fa izany hoe tsy maintsy misakafo amin'ny ora fixe fotsiny. Ny sakafo lany mitombo noho ny isan'andro fa na izany aza tsy be dia be dia ahoana.
sakaizakely> ny ahy chips, cornichons dia laoka gasy (anana sy hena, saosisy, voanjobory...miam miam :lol:). Dia raha vao zavatra mamimamy dia tsy tiako mihitsy.
5. miantra ( 12/07/2006 11:50)
Zaho aloha tsy dia itako loatra hoe nitombo ny zavatra nohaniko fa saingy kosa tamin'ilay zanako voalohany dia akondro atao fitsa no naharatsiana ahy nefa izaho tsy tia akondro mihintsy.
tamin'ilay faharoa dia tsy nisy naharatsiana loatra.
Na izany aza ny kilao azoko ny ahy tena mbola misy antsasany no tavela nefa efa manao ity azo atao rehetra ity , ka tandremo ihany raha mety.

Dia tongava soa ny vahiny e!
6. tisera ( 13/07/2006 04:33)
:) arahabaina aloha izany raha bevohoka i dailynews é! Rahoviana no voatondro ho tonga ny vahiny kely? Tongava soa é! Ilay te- hihinana aza angamba amiko no azo fehezina fa ilay tsy tia sakafo no tena mampalahelo ( ho an'ilay zaza ao an-kibo) ; fa dia ny manary ilay kilao avy teraka no tena mazana avy eo . Fa araka ny hitako aloha raha sakafo no nampatavy be dia mora afaka ihany rehefa mampinono zaza fa ilay progéstérone tsindromina rehefa bevohoka no tena grave ! Izaho t@ bevohoka ny zanako voalohany dia nandondo matetika sy tsy dia sakafo loatra dia niditra opitaly herinandro nasiana sérum sy notsindromina progéstérone fa dia 2kg ihany angamba no mba afaka t@ 10kg azoko !!! Mahereza é!
7. adidy ( 13/07/2006 07:55)
Ny ahy ny naharatsiana ahy t@ zanako voalohany dia crevette sy pain au chocolat!!(gravy)
Dia t@ ilay vavy kely: ravitoto sy hena kisoa, vary @ anana!
Fa nandritra ny 3 volana voalohany nijaly nandoha foana koa
8. manou ( 14/07/2006 11:05)
Ny ahy ndray reto pbl afa kely ty a fa dia mifandray @ le hoe bevohoka dia mba manontany aho , tsy zany mantsy fa nisy fotoana aho reraka be fa be asa be dia narary be aho ny hozatro iray manontolo, dia avy eo nivonto be ny nifiko dia tsy maintsy nihinana antibiotique betsabetsaka teo aho dia une fois lany le antibiotique novidiana dia nihena ny nifiko dia nanavy be ndray dia tsy maintsy nihinana nivaquine aho, tokony ho tonga t@ le 06/06 teo ny règleko dia mbola tsy tonga hatramin'izao donc bevohoka aho zany, mbola tsy nanao test alo za fa oe @ semaine ambony vao hanao satria àzay sure tsara na ok na non, fa ny tena atahorako reto fa mba mangataka fanampiana avy any aminareo oe raha positif fa bevohoka dia hono hoa misy effet eny @) zanako ve le nihinanako fanafody teo aloha teo, mba vonjeo fa mintaintaina be aho sao dia misy effet any à le zaza rahat tena bevohoka aho, impatiente be aho miandry ny valiny avy any aminareo
merci d'avance
9. adidy ( 15/07/2006 07:21)
manou: mirary fahasalamana ho anao aloha!
Matetika rehefa bevohoka 1er trimestre dia loi du tout ou tien: izany hoa na ilay zaza voatana soa aman-tsara dia tokony tsy misy PB, na izy tsy mety dia fausse couche spontanée izay ilay séléction naturelle na hoe la nature fait bien les choses!Fa matetika ny tazo tsy tsara ho an'ny bevohoka satria tsy zakan'ilay atody dia izay no mahatonga an'ireny fausse couche ireny(somary tsotsotra no fanazavako azy)! Raha fantatra marina hoe bevohoka avy eo dia mitandrina @ izay @ fanafody
10. Lilie ( 15/07/2006 22:20)
Roa ny zanako izao ary angamba ampy ireo. Ny ody mandoha natoron'ny dokotera ahy tao amin'ny Ostie Anosibe izay nanaraka ny fahasalamako sy nampiteraka ahy dia ny fihinanana papay masaka be. mamy sady be ranony. Ampidirina frigo hangatsiaka tsara, voasana dia hanina isak'izay mitady handoha. Tena nandaitra tamiko io papay io satria reraka sady tsy te-hihina aho isaky ny mandoha.Voankazo ilay izy ka tsy nasiako olona na dia somary mahery fofona aza ny sasany.Mba andramo ihany.
11. manou ( 17/07/2006 03:45)
adidy: merci bcp fa rassurer za zany ny tenako efa misubir changememnt bdb @ zao fotoana zao na dia mbola tsy nahavita test aza aho fa mbola miandry fotoana lavalava key eo @ 2 semaine après retard eo
12. sarobidy ( 17/07/2006 11:23)
hay ve zany eh!:roll::D
13. manitou ( 17/07/2006 12:33)
manou:ny nivaquine aloha tsy de misy pb loatra @ vhv bevohoka satria hitanao asaina mihinana isan-kerinandro aza ny vhv bevohoka eto mada/kara hisorohana ny tazo satria ny tazo no tena maha-afa-jaza matetika.Ny momba ny antibiotique indray dia arakarak'ilay nohaninao fa misy koa ireny azo omena tsara ny vhv bevohoka.Ka aza dia be eritreritra be loatra e!sao de izany koa no vao mainka hitarika zvtr hafa eo. Mirary soa ho anao dia mirary fahasalamana
dailynews:tsy voatery ho ratsiana ny vhv bevohoka fa miankina aminao ihany io, nefa tsy misy maharatsy izany refa tsy atao tafahoatra fa ny andro iray no tsy ho tanty hoy ny fitenenana ka tandremo tsara ary!
14. adidy ( 17/07/2006 17:27)
manou: pahereza ary! Raha eo @ fanfody, presque ny antibiotique rehetra dia ratsy rehefa bevohoka afa-tsy ny clamoxyl!Dia raha manaintaina fadio rehefa à base de aspirine na Ains.
15. mamafara ( 18/07/2006 10:08)
tsy mahita lazaina firy satria mbola tsy ampy expérience fa na zany aza dia atao moramora ihany lay fihinanan sakafo. Ny tena hitako fa tena mety aloha dia aleo sakafo be "apport" no hohanina fa tsy hoe ity maharatsiana ahy dia arapaka daholo :wink: ny fromage sy produits laitiers aloha tsy mampaninona mihitsy amin'ny fandinihako azy. Mampatanjaka zazakely sy ny reniny rahateo ireo.
Ny akondro sy ny zvt misy lafarinina aloha :roll::roll: tsy dia mety, ny sira koa somary lanjalanjao.
courage ê!
16. dadabe ( 20/07/2006 13:39)
ary hono hoa ry zareo vehivavy , ianareo vehivavy ve rehefa bevoka dia tsy maintsy manao foana, sa tsy maninona na dia ohatra hoe tsy manao aza , ohatra hoe lasa mission ilay rangah , dia misy effet-ny ve ??
17. tsoupou ( 20/07/2006 16:21)
dailynews:

tsy maintsy mandrangorango foana ve rehefa bevohoka sa mba azo controler na ihany? ary tokony hoe ratsiana sakafo foana koa ve ?

Lé mandrangorango anie normale tsara e, refa bevoka dé lasa olona 2 farafahakeliny no inanana sakafo (lé reniny sy lé zanany (raha tsy hoe kambana)). Dé le régime isan'andro zany lasa x2.
Dé amin'iny enao tsy mikaly dé lasa lé zaza ao ankibo no malemilemy na lé reniny no kely aina.
Mihinana ihany sao tsy mahavita manena eo an, sa atao césarienne toi ??? :D :D

18. dailynews ( 24/07/2006 18:13)
nareo koa reto tena mampihomehy ahy, misaotra aloha t@ hevitra rehetra e, fa izao, moa ve aho niteny taminareo fa behovoka ?? toa nanontany fanontaniana fotsiny aho koh....misaotra betsaka ihany aloha e, mahafinaritra be daholo ny valinteny.
19. pili ( 24/07/2006 18:16)
slt daolo an,za ndray ry reto bevoka ngambany efa teo am 6 à 7 semaines teo tamin'iny début juillet iny(nefany ny nahavariana ana d tonga foana ny ..... avant anio,ts oe nisy retard na inn an,fa norm b mints),d'après le test que j'ai fais zany,d k satria tsinona za & le oul miaraka amiko:-* kou mbola ts vita ninoninona fa fatatry ny familleko fotsn izy,d voatery ah zany ts maints hanala an'le zaza,zay nefany taminio + ou - samy faly iany oe bevoka ah,d voatery ah zany ts maints nanao vizaka foana mba ts hitoetra ao le zaza,kanjo mou tena vizaka foana tokoa ah tous les jrs d tam semaine ambony iny ah nanao priz de sang d négatif le izy,dc afa jaza ah zany,faly iany lony ah satria ra ts afaka teo izy d voatery ah ts naints natao intervention(zay tena natahorako tokoa),fa heureusement;d ny tena nahagaga ana oe kay ny oul bevoka ts voatery oe ts en règl zany foana ,satria za na nisy anio ary d bevoka iany,tena +tif b mints,k ts aiko oe mba efa nisy nanao anzany v reto nareo,msaotra betsaka é
20. mmimi ( 25/07/2006 09:35)
Za an! Tam zanako 1, von'ny tazo! dia tsy fanafany fa tonga dia niditra hôpital, rà tarakely hono hoy ny dr dia asa izay nitranga! ny tension izany efa tena ambany be mihitsy! enao anefa tsy tena hoe marary be an! fa nangatsiaka be sy nangovitra foana aho tamzay! dia ny olona no nikiry ny hitondra ahy am dr! Soa aloha fa nadeha ihany aho fa sitrana soamantsara daholo na izaho na ny zaza e!
10jours hospitalisée izany!

Fa aza manao kinanga ry reto rehefa be vohoka a!Misy sequelle am zaza ko anie ireny e!

Fanafody izany aloha dia fadio! rà mety dia lé ahositra sy lé naturel ireny ampiasaina e!

Tsy mampitahotra akory aho an! fa aleo mitandrina fotsiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2419