Za an! Tam zanako 1, von'ny tazo! dia tsy fanafany fa tonga dia niditra hôpital, rà tarakely hono hoy ny dr dia asa izay nitranga! ny tension izany efa tena ambany be mihitsy! enao anefa tsy tena hoe marary be an! fa nangatsiaka be sy nangovitra foana aho tamzay! dia ny olona no nikiry ny hitondra ahy am dr! Soa aloha fa nadeha ihany aho fa sitrana soamantsara daholo na izaho na ny zaza e!
10jours hospitalisée izany!
Fa aza manao kinanga ry reto rehefa be vohoka a!Misy sequelle am zaza ko anie ireny e!
Fanafody izany aloha dia fadio! rà mety dia lé ahositra sy lé naturel ireny ampiasaina e!
Tsy mampitahotra akory aho an! fa aleo mitandrina fotsiny e!