Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja
(
10/07/2006 22:44)
Tokony ho fitafiana Kristianina
Sao mba misy mahalala hoe: Inona no fitafy mendrika tian'Andriamanitra hotafiantsika na lehilahy na vehivavy ary azo ampiharina amin'ny toerana rehetra ve io sa miankina amin'ny toeana misy?
Raha ar...
tohiny
novalian'i prime ny 16/08/2006 12:18
soanja
(
10/07/2006 22:40)
Fiarovana ara-panahy
Inona no tokony ataon'ny Kristianina iray amin'ny maha Kristianina azy hanampy ny tsy mitovy finoana aminy hitodika amin'ny hinoany?
Ary koa ny inona ny fomba iray hiarovana ny finoanao tsy ho hitsak...
tohiny
novalian'i prime ny 19/07/2006 12:40
Fanja1
(
10/07/2006 16:36)
S0S racisme mangataka une enkety t@ fandroahana an'i Zidane
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=137952&onglet=FranceMonde_histo&position=1...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:09
pissoa
(
10/07/2006 16:22)
Iza no voa
Nisy rangah gilady be zany niditra tao amin'ny bar, dia nanontany ...
- Iza izany Marc izany?
- Zah! Fa ahoana?
Dia nanantona le glady be dia tonga nomeny ny totohondry le Marc, dia nianjera ta...
tohiny
novalian'i pissoa ny 12/07/2006 04:09
xxx
(
10/07/2006 14:33)
slt jiaby o
:*karakory jiaby o saika mba hanontany re fa izaho dia viavy tia mihira sy mitsinjaka;izao dia mitady manangy na lilahy tia mihira na mamoronkira misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 13:15
lolokely
(
10/07/2006 11:10)
Satria tiako an'i Poopy no mihira azy
ory reto a! mbo omeo an'io hiran'i Poopy io aho reto izay mahay ianareo.
fa misy dikany be ho ahy ilay tonony ...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 24/07/2006 05:57
hery
(
10/07/2006 10:35)
Zidane: ballon d'or
Na dia indroa diso aza ny coup de tete nataon'i Zidane tamin'ny finale (Ny iray nandefa ny bol tamin'ny traverse, ny iray teny @ tratran'i Materazzi) dia mbola lanin'ny FIFA ho izy ihany no mpilalao t...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 17/07/2006 09:34
Mifenty
(
10/07/2006 09:08)
tsy maintsy nataon'i Zidane iny
raha nandinika isika dia resin'ny puma ny addidas tam ty.
niantra ny addidas ny puma ka mba afaka nahazo ny 3è place i allemagne
fa ny famaranana kosa dia tsy nanaiky ny puma fa de nomontsa...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 11/07/2006 19:10
dadabe
(
10/07/2006 08:06)
Anjekaky oo !!
http://msn.qihoo.com/prog/frame.html?id=34192&u=http%3A%2F%2Fbbs.ent.tom.com%2Fforum%2Fview_thread.php%3Fforumid%3D156%26threadid%3D32830%26backurl%3Dhttp%3A%2F%2Fbbs.ent.tom.com%2Fforum%2Flist_thread...
tohiny
novalian'i bebe ny 12/07/2006 04:52
100tinl
(
10/07/2006 07:19)
zidane part sur un coup de tête
Mora ny manome tsiny an'i zidane.Manana ny antony izay mety tsy ho takatry ny fihevitrareo izy. Tsy ho nanao iny fihetsika nahery setra iny izy raha rtsy nisy fihantsiana natao azy, teny maharary an...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/07/2006 08:26
hery
(
10/07/2006 06:03)
Forum: fiovan'ny fitsipika momba ny xxx
Raha mijery ny fitsipika ianareo dia hahita izao fiovana izao (ao amin'ny and. 3 teboka 9)
[i]Azon'ny mpanoratra atao ny tsy milaza ny solonanarany rehefa mandefa hafatra. Mba hialàna amin'ny fisa...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 06:54
Ralay
(
10/07/2006 02:15)
Nierendoza ny Malagasy
Raha nijery gazety androany aho dia saika nidirandoza ny vol AIR MAD Tanà Paris t@ asabotsy soa ihany fa tsara hofana ny pilote malagasy.
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=44558&r=4&d=2006-...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 17:30
LazaDaddy
(
10/07/2006 01:41)
Glace vao mafana! hahaha!
Tsara kosa ilay [b]Fried Ice Cream[/b] an! hmmmm! Saingy mandany menaka be ny fanomanana azy. ...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/07/2006 17:43
xxx
(
10/07/2006 00:58)
Vody ondry ve sa ala-fady?
Fa mitovy ve ireo eee.
Mba mila fananjavana kokoa hoan'ireo efa nandalo teo. Ary raha mbola tsy mieritreritra ny hivady ve de ahoana?
Misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i naritsimba ny 28/07/2006 06:26
labomba
(
09/07/2006 22:36)
Ny hevitrao momba ny fihetsik'i Zidane.
[img]http://www.informatiquegifs.com/drapeau/italie/3.gif[/img]
Arabaina aloha tsika ireo zay naka italie.
Ahoana ny mba hevitrao momba ny fihetsik'i Zidane?
Amiko amin'ny maha prô azy aloha dia t...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:16
hery
(
09/07/2006 20:42)
Resy Frantsa
Amin'izao fotoana izao angamba vao tena hita hoe frantsa no resy fa tsy ny séléction africaine. Teo aloha teo rehefa misy match iray andresen'i Frantsa dia be dia be foana no miteny hoe ny Afrikana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:13
Aino
(
09/07/2006 17:57)
aleo @ izay ajanona fa tss!!
aleoko @ izay ajanona ity teak teak ity fa tao ho very namana aho ny farany!! tao matahotra manko ny sasany saode voalako hono, nefa aho tsy andako azy ankory ka ny tsara dia ajanona 2 izay fa zavatra...
tohiny
novalian'i Aino ny 10/07/2006 12:15
Mifenty
(
09/07/2006 14:49)
mbola tsatsa iany le ...
Ndray andro sendra naita andian'olona nivorivory Jesoa dia nanantona.
Tsatsa manko ilay makorelina (mpivaro tena mou zany e).
Araka ny lalàna anefa dia toraham-bato ny sahaza ny vehivavy toy i...
tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:12
lanto
(
09/07/2006 09:08)
Manga ny resaka
[11:43] * Angie mahita fa efa antitsa wa zidane lol tsy bogosy tsony
[11:43] runo tsy menatra mitsy zah manohana azy fa mitovy zahay
[11:43] *** Blue_champion (...) entre sur #serasera
[11:44] A...
tohiny
novalian'i fasaly ny 10/07/2006 03:46
rabaradaka
(
09/07/2006 06:53)
Un OVNI dans le ciel d'Antananarivo en 1954
Le 16 août 1954, à 17:00 un événement stupéfie des dizaines de milliers de témoins à Tananarive, Madagascar (on estime à 200.000 le nombre de témoins potentiels).
A 17:00, le personnel de...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 06:27
