Ny hevitrao momba ny fihetsik'i Zidane.
1. labomba
(
09/07/2006 22:36)
Arabaina aloha tsika ireo zay naka italie.
Ahoana ny mba hevitrao momba ny fihetsik'i Zidane?
Amiko amin'ny maha prô azy aloha dia tsy mendrika mihintsy ireny, na dia oe noprovokéna tahaka ny inona aza.
Ngamba tena tavaratra tokotrany?
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:16
2. labomba
(
09/07/2006 22:58)
Io ny lalao farany ataon'i zidane (raha tsy hiova hevita izy), tena ratsy fiafara tokoa. Voaroaka ve nama.
3. zandikely
(
10/07/2006 01:49)
Mahamenatra mahazo carton rouge amina fihetsika tsy mendrika tahaka ireny, tsy championnat na champion's League fa Final World cup. Mahamenatra!
Mazava ho azy fa tsy maintsy hifandrangitra ny mpilalao fa na izany aza tsy ampy entina hanamarinana iny fihetsik'i Zidane iny mihitsy izay mety fandrangitana nataon'i Materazzi raha nisy izany.
Iny fihetsika iny ataoko fa tena faharesena lehibe ho an'i France.

4. pat1106
(
10/07/2006 02:58)
Tena amiko dia ireny no toetra tokony tsy aseho eny ambony ny kianja satria tena mahamenatra indrindra fa hoe coupe du monde no atao, etsy adaniny capitaine ny tena tokony ianao no mampiseho hoe zao no tokony arahina, en plus lalao farany anaovan'i Zidane mondial iny no tsy anao baolina intsony izy de ireny ve no sahaza ho azy tena tsy mety miitsy na de hoe mahay baolina ikoizana aza izy.
5. sasa
(
10/07/2006 03:32)
labomba sali sali elah :-*:-*
za aloha d naka Italie, d bravo izany ho andry zareo.
Fa raha le fihetsiky Zidane aloha d tena tsy mendrika mintsy, en plus capitaine, ny mpakafy an'lery tena rangitra daholo,mpilalao malaza toy ireny ve mampiseho toetra tsy mendrika.
Veromanitra:P

6. fasaly
(
10/07/2006 03:43)
ny fahitàko lay fihetrika de "mauvais perdant" nedala
tena tssssss otran'ny nivadika torreau tampoka zany veu klé :-D:-D:-D:-D mahamenatsa indrindra izy hijanona amin'ny kariérany veuh tssssss
zà kou alou naka italy e! aleo mba ho anjareo ndray ny fandresena ary mendrika ny handresy zareo satria ekipa tena mahay milalao mahitsy:wink::°):°)

7. olotoano
(
10/07/2006 03:46)
anarana fotsiny ireny eh!
fihetsika mahamenatra eo anivon'ny firenena misy azy ireny.
Na favoria aza ianao ka manao fihetsika mamoha fady dia tsy misy dikany eo anatrehan'olona izay tokony hanandratra ny voninahitrao ho avo.
Rehefa vandana dia kary eh!
Iny izy vao tena malaza ry akama isany izay izy vao tena Zidane ha!ha!ha!ha!afabaraka ry reny malala .:wink::wink::wink:

8. ramialy
(
10/07/2006 04:47)
aiza le esprit sportif e, olo-malaza izy de tsy nanana reflexe intsony, fahafaham-baraka no azo:?:
9. ravatorano
(
10/07/2006 05:25)
za dia mbola tsy naka frantsa zznay mùiitsy
hafa ihany zany hoe italie zany
gorobaka b mliitsy reny raha tsisy an iny pénô iny
ilay fihetsik i zizou d tsy maagaga reny satria olona tsy maazaka ry lerony eh nievitra ny ho tafa fa sendra ny tena môzatra b
misaotra andry materrazzi aloha e

10. tapitra
(
10/07/2006 05:37)
Ary sao mba nadray zavatra hafa ary i leiry tamin'iny match iny eh.
Hevitra terabary ihany ny ahy satria manko na eo aza ny fahaizany sy ny sisa tadidio fa efa zokinjokiny ihany izy iny no sady mafy koa ange izany te halaza izany e.
Hevitra terabary ihany ny ahy satria manko na eo aza ny fahaizany sy ny sisa tadidio fa efa zokinjokiny ihany izy iny no sady mafy koa ange izany te halaza izany e.
11. majakely
(
10/07/2006 05:59)
zah na tsy naka france aza zà na de namopalahelo anah lery ,,,kozy ee...hontsa mintsy ny foko ,,,we fa maninona ara wa lery nanao an'iny ???pour un pro otranazy iny?'tena nampalahelo anah...
12. lemenakely
(
10/07/2006 06:28)
atao ahoana mety nigafy izy fa nisy olona tena mahasosotra azy ny staffn'ny fédération ny foot frantsay ao! fihetsika efa nataony io t@ match contre ny corée du sud dia tsy nilalao izy t@ match contre ny togo
13. fily
(
10/07/2006 06:38)
Ny an'i ZIDANE .
Nentin'ny hafanam-po diso tafahoatra loatra dia very ny reflexe;amin'ny fo sportif ,
raha nisaina kely fotsiny izy dia tsy nisy iny, nandinin-tena kely fotsiny,
"AHOANA AHO ITY" izy capitaine raha teo, olona malaza amin'io, ny filohan'ny tena
nanatrika teo, ny tena io no lalao farany, raha tsy hiova hevitra indray, ahoana koa
rehefa tonga any frantsa , mampalahelo. vita ny aminy.
tsy asian'ny olona haja raha baolina no resahina.

14. naughtyboy
(
10/07/2006 06:39)
fa tsy lery rery ko nge nanao aniny fa i figo koa ..
na zany aza ny ekipa njay no lasa resy..
na zany aza ny ekipa njay no lasa resy..
15. mandrindra
(
10/07/2006 07:03)
tsy zava-baovao ireny fa efa fomba fanaony. ny vao haingana dia jereo tamin'ny fihaonandry zalahy tamin'i corée du sud, nahazahoany karatra mavo. aza adino ihany koa tamin'ny 1998 raha nifandona tamin'i afrika atsimo ny frantsay dia namafan'i zidane kiraro mihitsy ny kibon'ilay afrikana tatsimo iray, izay nahazahoany karatra mena. 14 ny karatra mena azon'i zidane hatramin'izay nilalaovana, tsy hoe faute no antony fa anti jeu ny ankabeazany.
16. sakaizakely
(
10/07/2006 07:15)
Resy hoa ny mangakely e ! F'angaha moa neveriko fa hoe mahavidy ny ékipa rehetra rehetra izy ity. Izao izy izany resy dia tonga ilay fanenjehana :? Tsy hita izay andraisana azy fa ny hitako dia fankahalana frantsay no be. Alahelo hanina sa inona ? Ny sasany moa dia mampifangaro politika sy fanatanjahatena mety mifamadika koa ny atidoha sy ny tranontsakafo efa levona tokony hivoaka angamba. Samy olombelona manana ny fahalemeny sy ny hadisoany ka ny ahy dia ny mangakely ihany na na maharesy na resy. Izay ilay fidélité fa ny mpialona izany dia ny maharesy ihany no alaina. Fampirafesana izany. Vice-champions ihany Frantsa. Ary ny ekipa gasy ve mba efa tafakatra taiza sy taiza ohatra ? Manenjika ny avo tsy takatra tsy hankaiza fa gisitra foana raha izao ny toetsaina. Isaky ny match, tsy maintsy misy foana ny cartons fa ra Zidane moa izay toy ny hazo avo alandrivotra dia mahazo tsikera raha vao manao ny fanaon'ny hafa. N'empêche 108 sélections, il l'a fait. Ary ianareo mpanaratsy ireo mba sélectionnés tamin'inn ?
17. mandrindra
(
10/07/2006 07:21)
sakaizakely ary sao dia mivavaka amin 'i zidane :D
izaho tsy tia andry mangamainty fa tsy manaratsy. jereo fotsiny ny ny efa vitan'i zidane fa tsy vaovao ireny fihetsika ireny
izaho tsy tia andry mangamainty fa tsy manaratsy. jereo fotsiny ny ny efa vitan'i zidane fa tsy vaovao ireny fihetsika ireny
18. Vaika
(
10/07/2006 07:33)
lalomba :
messageMba mieritrereta fa tsy miady ny manao teny ohatran'izao sady tsy mendrika.
20. jentilisa
(
10/07/2006 08:37)
fa ny Italiana aloha no tena jiolahimboto namely an'i Thierry sy Vieira vao nanomboka ny baolina e! Fa izany hoe tena nitongilana tamin'ny Italiana mihitsy koa ilay mpitsara! tsy fidiny azy iny nanomezany azy penalty iny!