Ny hevitrao momba ny fihetsik'i Zidane.
21. zandikely
(
10/07/2006 09:04)
Sakaizakely:
Mba manana ihany objectivité, tsy mety fihetsika tahaka ireny, mifanohitra amin'ny toetsaina sportif. Zaho na dia amin'ny équipe tohanako azy misy mano ireny tsy tiako.
Tsy maninona anie mahazo carte rouge zany fa amin'ny fomba tahaka ireny Mahamenatra.
Tokana ihany ny champion , équipe d'Italie, amin'ny manaraka indray ny sasany.
Fa maninona koa ny Frantsay tsy mba mahay manaiky fa resy e! Lazaina fa truqué koa ny match noho ny fahazahoan'i Zidane carte rouge, izy ve manao zavatra tsy mety tsy ho faizina. Ary efa adinon'ireo frantsay sahady fa iny penalty nomena azy ireo iny, zara raha nisy contact akory tamin'i Materazzi, ny but annulé an'i Toni ( ara-dalana tsara).
Mahaiza mihonona.
FORZA ITALIA' CAMPIONI DEL MONDO

22. Piounn
(
10/07/2006 09:18)
Viva Italia alou!
Tsy mety ny nataon'lé italiana e. Fa lé namaly koa vô may pire no izay.Insulte ou pas! Tena efa trop lôtra Angamba!
Ty rangah mba imezana!!
Angamba! efa tsapany fa tsy haharesy ry zareo d namorona izy. Iny ny occasion ni-se présenter d nararaotiny. Avy eo zay maka Frantsa afaka miteny oe "Ra teo zao Zidane d mba afaka nanao anzao na zao fa izy ary naazo carton rouge".Angamba!

23. sarobidy
(
10/07/2006 09:34)
ouff vita ihany iny mondiale iny zany kouh , zay ko naka italie fa tsy mirevy france hatr@ vôlohany e!
24. fily
(
10/07/2006 09:52)
Ny coupe raha lasan'i ITALY satria ITALIANE TSY MISY FANGARONY RY ZAREO.
Ny FIFA izany raha ny hevitro manokana dia asiana LALANA .
@ COUPE DU MONDE ny equipe mpirenena dia tsy maintsy teran-tany ao aminy
fa raha ny akoatr'izay dia tsy maninona
-ohatra CHAMPION LIGUE.
- ZIDANE indray dia nanao izay nahanalabaraka ny tenany sy ny firenena nahazoany
ny zo mpirenena FRANTSAY.

25. lapino
(
10/07/2006 10:10)
fily:
Ny coupe raha lasan'i ITALY satria ITALIANE TSY MISY FANGARONY RY ZAREO.
Portigey tsy misy fangarony izao ilay iray, alemana tsy misy fangarony ilay iray, fa samy tsy nahazo coupe.
Fa raha italiana tsy misy fangarony koa izany ny frantsay dia azony ny coupe? :wink::D
26. fijo
(
10/07/2006 12:52)
fihetsika tsy mendrika ireny,nefa kosa azo ihany raha za koa no teo amin'ny toerana.tsy manala ny tsiny anefa io resako io.fa diso izy
27. mandrindra
(
10/07/2006 13:22)
io dia tsy misy mahalala izay teny nifanakalozan'ny mpilalao roalahy fa tombatombana daholo no ambara eto. raha nanontaniana i trezeguet, izay milalao any turin izany hoe mahay miteny italiana, nony nivoaka ny kianja dia tsy andre n'inn n'inn aho hoy izy. raha mbola tsy misy porofo mazava, na i materazzi no mibabaka hoe izao no nolazaiko an'i lery dia tsy azo tsinina i materazzi. i zidane aloha no nitifitra ny koudeboula, dia izy no diso.
tamin'ny match nihaonan'i lafrantsa sy corée rehefa navoakan'i domenech i zidane dia tezitra, nony avy rehefa niditra tany amin'ny vestiaire i lery dia notifiriny ny totohondry ny varavarana dia nisy goaka.notehirizin'ny alemana io varavarana io satrai hoe misy dia tanana'i zidane hono. ny tiako ho lazaina amin'izany dia bandy efa moara miakatra i lery fa tsy mahatanty pressio raha vao mitady ho resy.

28. bilakarenjy
(
10/07/2006 14:00)
fa ianareo ve tsy mahalala hoe :misy ràn'ny olona mahery fihetsika ingahy zidane e!.Na dia ny mijery an'ny lery montotra lava iny aza .Tsy ahitana tsiky mihitsy izany raha kofa a!.
29. naughtyboy
(
10/07/2006 17:09)
fa bilakarenjy nga dokotera afaka nanaporofo ny ra zidane we mahery fihetsika ,na de tsy misy charisma aza lery " endriny sao de mba lasa lavitra ny fanaratsina oul tsy fantatra
30. bilakarenjy
(
10/07/2006 17:49)
matetika ny olona mahery fihetsika dia mafana rà sy be tosi-drà dia izay ilay oha-teny raha tsy fantatrao.
31. chipie1
(
10/07/2006 17:57)
olombelona i zidane fa tsy anjely akoriny ...
zay nga vo fantatry i labomba fa tavaratra i zidane ?:°):°)
zay nga vo fantatry i labomba fa tavaratra i zidane ?:°):°)
32. 6372sl
(
10/07/2006 18:19)
Ny ahy indray aloha naka Frantsay aho e!f'ilay mokondohan'i Zidane tsy tiako.Avelao resy any.
33. adidy
(
10/07/2006 18:24)
Za dia mitovy hevitra @ chipie: olombelona izy, manana ny fetrany, manana ny fahalemeny, ary ny fo rano mafana! Ary raha mbola izay no mahatavaratra azy dia tsy maninona fa rehefa tena situation de stress dia mivoaka izay ao aminao voajanahary tsy azo totofana! Na izany na tsy izany, mpanao baolina mahay ranamana!
Izaho tsy naka frantsa satria tsy ireo mpilalao no tsy tiako fa ilay toe-tsaina misy @ izao fotoana hoe mirehereha ianao mampilalao frantsay maintimainty sy vahiny, nefa etsy ankilany ny fandroahana sy ny fanavakavahana malalaka be!
Tsy hoe mampifangaro politika sy sport fa efa mifangaro rahateo ireo!! Rehareha ho an'ilay firenena iray rehefa mandresy izy! Amiko ny fiaraha-monina misy @ izao fotoana dia tsy mendrika ny nandresy izy satria mpanao havana raha misy patsa: rehefa mandresy dia frantsay izay fa rehefa tsy mahomby ilay olona hay ery ny mamoaka ny niaviany

34. bilakarenjy
(
10/07/2006 18:46)
tohanako tanteraka ny hevitry chipie1 sy adidy raha amin'ny mahaolombelona saingy mbola apetrako tsara hoe :asa efa fanaony io lalao kitra io,ataony isan'andro io,tokony ho voafehiny tanteraka ,ary tsy izy irery anie no reraka sy vizana fa ireo namany koa ,ka nahoana no izy no nahatafavoaka ireny fihetsika mahamenatra ireny amin'ny tokony tsy hisehoany eny akory .Nahoana rehefa vita ny lalao dia nifanazava tany ambadika tany .
35. naughtyboy
(
10/07/2006 18:53)
ekena daolo zany fa tsy misy oul tsy diso fa tsy misy afaka hamaly iny antony iny fihetsika iny afatsy zidane ,zao aloha no tsy tiany pokona izy fa misy ho tsaroana reny filalaony reny kah
37. naughtyboy
(
11/07/2006 06:46)
raha hainy lery moa no mi-negocier tsara @ media de mora2 ny anazavany ny antony ,ny fo rano mafana hoy ny fiteny ary mora ny manisy sira refa ny hafa ..
39. bilakarenjy
(
11/07/2006 11:48)
ny tsy azoko amin'ilay resaka dia izao .Tsy ilay tsy fitiavana zidane mihitsy no resahina eto fa ilay fihetsika nataon'ny lery ,izay no averimberiko eto foana ,ary izay no foton-kevitra entinao sy resahintsika eto ry naughtyboy.Izay apetrako tsara hoe :na dia mafana aza ny fo dia tsy fanao ny mikasi-tànana na dia manana ny rariny aza ianao .
40. naughtyboy
(
11/07/2006 12:18)
tsy anatsara ny fihetsika iny akory za fa mino tsy zidane rery no nahavita zvt otrireny zay no fahalemeny ,vokany nitarika faharesena azy ny ekipa fa raha atao we nivadika ny rasa ka i frantsa no nandresy t@ penalty de hafa2 ko no fijery io resaka io