Ny hevitrao momba ny fihetsik'i Zidane.

41. MTN ( 11/07/2006 12:24)
Omeko ny kodetety izay, satria izaho mahay...

Mety ve izany?
Dia hoe mialona izahay raha miteny hoe tsia. Dia ampidirina daholo izao hoe "ary ny ekipa gasy ve...", efa fantatra ny fari-piainana. Raha mahay izy tsy nijanona hatramin'ny farany.
42. MTN ( 11/07/2006 12:26)
Efa fantany tsara fa hahazo carton rouge izy raha manao izany, fa saingy natahotra ny ho resy izy dia aleo aloha mankalaza tena.

loser
43. naughtyboy ( 11/07/2006 12:39)
zay no version ny MTN fa mbola ho avy ny any zidane @ alalany mpanao gazety
44. MTN ( 11/07/2006 13:00)
izy ve moa tsy hanamarin-tena?
45. naughtyboy ( 11/07/2006 13:09)
mbo mahandry tantana MTN a sao de aloha loatra zany hevitrao zany ,mbola tsy fantara akory ze hoteneniny de efa miala any tombatombana
46. fijo ( 11/07/2006 19:00)
mino aho fa na i zidane aza dia tsy milaza fa nety iny nataony iny,fa rehefa tsy zaka kosa le ompa ,dia lasa ny toa ireny e
47. MTN ( 12/07/2006 06:50)
izay no maha-tombatombana azy ry naughtyboy ah.
Fa iza no niteny hoe ompa ilay izy?
48. naughtyboy ( 12/07/2006 13:10)
vaovao tsy marimpototra ny tombatombana ka tsy azo antoka otrany we iza ko no nilaza fa tsy ompa? samy tsy voaporofo izy 2 fa ny mazava @ rehetra kalo de
teny manafitohina no volazany materazzi
49. fijo ( 12/07/2006 19:20)
izay,manafintohana matoa nisy fihetsika toa io.na ompa io ,na fanambaniana
50. tovolahy007 ( 12/07/2006 23:44)
manahoana..!Koa de isaky ny misy manompa zany na manambany de tonga de hamely tete olona foana.De ahoana ny hiafaran'ny baolina kitra ra isaky ny olona izao misy manompa .Ataoko fa na refa @ fiadina ny amboara ny frantsa de misy ny ompa na taimbava na fanambaniana koa,ko maninona tsy misy ny totohondry na totoloha,satria tsy azo atao izany fa i Zidane mitsy no efa ratsy toetra,na nihevitra azy ho andriamanitra ngambany ka hoe tsy azo atao inona na inona.Noheveriny lery fa mbola tao Frantsa ngamba lery t@ iny de nihevitra an'izay,nga izy ity lalaona jiolahimboto ka izay tiny atao no tsy maintsy atao e.Dia aza gaga fa mbola ho avy ny Addidas hanala ny contrat @ zidane sy ny maro hafa e.
51. naughtyboy ( 13/07/2006 13:07)
mitovy daoly zany e na manompa na milako.Ary tsy nihevitena Andriamanitra fa olona satria olona tsy matanty ompa zany ,raha mampibaribary ny tsy nahafaly azy izy de mahalehilahy azy tsy niatsaravelatsihy nampalahelo de tsy nisy fotoana amalina le 1 fa maty ozatra
52. fijo ( 13/07/2006 19:16)
hoy nareo mpivavaka hoe:"lozan'izay niavian'ny fakam panahy",ka na dia marina sy tsy azo lavina aza fa diso sy tsy nety iny nataon'i razizou iny,dia mendrika famaizana koa,i ngahy materazzi.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7691