Un OVNI dans le ciel d'Antananarivo en 1954

1. rabaradaka ( 09/07/2006 06:53)
Le 16 août 1954, à 17:00 un événement stupéfie des dizaines de milliers de témoins à Tananarive, Madagascar (on estime à 200.000 le nombre de témoins potentiels).

A 17:00, le personnel de l'agence d'Air France attendait l'arrivée du courrier postal, délivré par un "Constellation". Une heure après l'arrivée du Constellation, le courrier avait déjà été délivré et les membres de l'agence d'Air France, parmi lesquels M. Edmond Campagnac, ancien officier de l'artillerie et à ce moment là directeur technique d'Air France à Tananarive devisent entre eux près de l'Avenue de la Libération, la grande rue de Tananarive.
Lisez ceci si cette page vous interesse
http://ufologie.net/htm/tana54f.htm


novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 06:27
2. gaba ( 10/07/2006 08:49)
Misaotra betsaka indrindra fa tena mahaliana mihitsy ilay vaovao nasehonao.Merci beaucoup!
3. jentilisa ( 12/07/2006 12:16)
mahatadidy io ve ny olona nipetraka teto antananarivo tamn'izany fotoana izany?
4. fraz ( 12/07/2006 13:06)
Ary vao avy namaky an'io site io mihitsy koa aho tanikeo : http://fraz.blaogy.com/post/10/1430
5. MTN ( 12/07/2006 17:41)
Mety ho marina izany fa saingy nahoana no tsy nalaza tany amintsika?
Nahita izany ve i dadabe?
6. rabaradaka ( 13/07/2006 03:42)
Raha ny fahenoako azy dia tsy nalaza mihitsy io resaka io satria nisy olon-dehibe teo Analakely no niasa tamin'io fotoana io nefa tsy nahatadidy an'io OVNI io sa ve dia nofafan'ireo extraterrestre ny memoire-n'ny olona rehetra nahita izany ? Asa ka ry dadatoa extreterrestre ange ka mahavita zavatra betsaka hono e !
7. MTN ( 13/07/2006 08:42)
ha ha ha
mety zany marina rabaradaka :-D
8. rabaradaka ( 13/07/2006 09:34)
Fa misy milaza indray fa mety izy ihany iny fa saingy tsy nisy sahy nilaza tamin'izany noho ny tahotra ny vazaha, zay ndray no voalazan'ilay nenitoa tao Ampandrana androany.
9. MTN ( 13/07/2006 11:35)
fa nahita hono le nenitoa?
10. tsoupou ( 22/07/2006 06:27)
Misaotra Rabaradaka a, tena nibaradaka vaovao mahafaly mitsy toi. ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5088