Glace vao mafana! hahaha!

1. LazaDaddy ( 10/07/2006 01:41)
Tsara kosa ilay Fried Ice Cream an! hmmmm! Saingy mandany menaka be ny fanomanana azy.
novalian'i cutie ny 21/07/2006 17:43
2. nenipita ( 10/07/2006 06:06)
aona koa izany omeo aloha ny re7 ny e de ho hitanay eo hoe mandany menaka sa tsia
3. Herimiafina ( 10/07/2006 13:18)
Le grillé nefa no tena mba tiako fa iny tsy ialna menaka! :-D
4. mandrindra ( 10/07/2006 13:49)
tsy azo atao fumé angaha ?
5. dailynews ( 10/07/2006 18:03)
ny efa hitako sy nohaniko dia fonona nem no nasiany ice cream tao anatiny dia nendasiny,tsara ilay izy fa tsy maintsy hohanina eo no ho eo. tahakahaka ny crepes mafana misy glace ao anatiny ihany e.
6. cutie ( 10/07/2006 18:25)
tsy te hihinana an'zany za :-D
7. LazaDaddy ( 12/07/2006 04:30)
nenipita:
aona koa izany omeo aloha ny re7 ny e de ho hitanay eo hoe mandany menaka sa tsia
ireny Ice Cream fahita andavan'andro ireny ihany ilay izy fa atao 'baignet'. Indraindray 'blanc d'oeuf' ny atao ivelany, indraindray 'chocolat', indraindray 'pate', indraindray tsy misy fa rehefa esorina avy ao anaty menaka mamay vao rakofana 'noisettes'.... Dia avy eo esorina @ papier absorbant ny menaka.

Tsara be mihitsy io fa andramo anie e...indrindra moa fa rehefa misy mamahana miadana @ sotrokely tena...WOoooW! hahaha!


8. LazaDaddy ( 12/07/2006 04:33)
Oops! au lieu de: baignet ---> lire beignet
9. cutie ( 12/07/2006 13:30)
lasa te hihinana tampoka njay za :-D:-D:-D:-D
10. nenipita ( 13/07/2006 08:35)
tena mtsiro marina izy zany an, mba ande hanandrana an'io zay fa mbola tsy nihinanan an'io, mafy ihany ity tsy mahalala zavatra ity, soa ihany fa nisy ny serasera sakafo. Merci
11. Herimiafina ( 18/07/2006 16:06)
Dunkin Donuts ve izany e? :roll:
12. cutie ( 18/07/2006 20:52)
HM tsy izy e , efa we glasy koa :-D donuts in koa:-D
13. LazaDaddy ( 18/07/2006 22:22)
fried ice cream ry HM an! ...ialahy koa toa...ratsiana donuts...hahaha!
14. cutie ( 19/07/2006 13:45)
Nga i HM .........:-D:-D:-D
15. LazaDaddy ( 19/07/2006 20:27)
cutie> io anie no tena "daddy" e! hahaha!
16. cutie ( 20/07/2006 01:26)
:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 20/07/2006 15:33)
Fanina indray cutie klé.
Niezaka nanendy glasy aho fa eeeeh, nitsonika aby e! le fonony sisa no nasiana. :-D
18. LazaDaddy ( 20/07/2006 18:25)
HM> ko raha nendasina niaraka t@ foniny? hahaha
19. cutie ( 21/07/2006 17:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
tapa-tsinay zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049